arahabe

21. arson ( 26/05/2006 06:51)
fiffi:azafady fa tapaka ny resako e!tsy izany oa fa fantatro ny iomezanao ahy,sa tsy izay eritreretiko izay?:-D:-D:-D
marina kosa izany e!za ne mitady akama e!
22. tsimatimanota ( 26/05/2006 07:46)
FALY MAHALALA ANTSIKA MIANAKAVY E
@ ILAY MANAIKY
23. dadabe ( 26/05/2006 09:52)
hummm tena tsimatimanota marina kle :°)

aza hitako ka lasa koupla vaovao Simpona sy honorina :-$
24. fasaly ( 26/05/2006 18:33)
:-D:-D:-D:-D
25. Fiffi ( 27/05/2006 06:38)
arson: :-D:-D:-D
26. Fiffi ( 27/05/2006 06:39)
dadabe , fasaly: ka tsimatimanota hono izy koh ! :-D:-D:-D
27. Simpona ( 27/05/2006 07:25)
dadabe :-$
Aok klou zay hiresak fa hatao temoin dadabe ra lasa lavitr ny kôzy :°):°)
28. Fiffi ( 27/05/2006 07:40)
tsimatimanota:
FALY MAHALALA ANTSIKA MIANAKAVY E
@ ILAY MANAIKY
:roll: fa amin'le manaiky inona ? manaiky ho namana ve ? ka namana daholo ny eto koh!


29. dadabe ( 29/05/2006 11:13)
Mpandefa : Simpona [ Valio ] 27-05-2006 12:25:37
Lohateny : Re : arahabe
dadabe
Aok klou zay hiresak fa hatao temoin dadabe ra lasa lavitr ny kôzy
okay :°) reveko be rehefa kouple a :°):°)
30. arson ( 30/05/2006 11:35)
arahaba e!
31. Fiffi ( 30/05/2006 14:25)
32. bellla ( 30/05/2006 15:44)
Zah ko ry reto mba raisonareo ho namana a! zay aho manko vao nandalo aty. :oops: be zah; tsy hitako le taty manko de izay no tena antony. Mety ihany ve?:-D
33. ari.malala ( 31/05/2006 04:44)
manahoana daolo de miarahaba ny namana vaovao rehetra dia mirary serasera milay be daolo e, belle, namana daolo aky nyeto fa aza misalasala manoratra a :-*:-*:-*:-*:-*
34. bellla ( 31/05/2006 17:25)
merci ky a!
35. Fiffi ( 01/06/2006 06:57)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1951