Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i honorine, milahatra araka ny daty
honorine ( 22/05/2006 06:51)
arahabe
Faly miarahaba anareo rehetra Mila namana hifanakalo hevitra ary vonona ny hamaly na lahy na vavy!!! mba manorata moa e!!! ary mba milaza vaovao veloma e!!!!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 06:57
honorine ( 22/04/2006 05:27)
Salama daholo e!!!!
Faly miarahaba anareo mpikambana,vao niditra honamanareo ka mba valio fa mila namana mba hiresadresaka sy hanome sosokevitra.hifampizara ny soa sy ny mahafinaritra.lehilahy na vehivavy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/04/2006 12:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071