JAMES BOND blog !....

1. lemenakely ( 18/05/2006 06:57)
ho anareo izay liana ny momba ity agent secret malàza eran-tany ity dia ity ny blog-ny
http://www.bondjames.skyblog.com
mazotoa e!
novalian'i ja ny 04/07/2006 21:44
2. Fiffi ( 18/05/2006 07:23)
hummmmm ! milay eh! zah aloh de tena anisan'ny mankafy be mihintsy an! misaotra eh! :)
3. dadabe ( 18/05/2006 13:22)
milay ka
4. cutie ( 18/05/2006 14:01)
za koa mpijery film james bond:P
5. cutie ( 18/05/2006 14:03)
fa ny henoko we natao an'ny lhl hono no mpijery james bond:-D
6. Zina ( 18/05/2006 18:24)
ny James Bond frantsay no tsara SAS
7. Fiffi ( 18/05/2006 18:33)
ny ahy ny tena hitiavako azy de ireo taktika fanaony @ vaha-olana :-D:-D:-D Mc Gyver :-D:-D:-D
8. ja ( 04/07/2006 21:44)
milay aloha ilay film e!saingy indrisy fa ra Pierce brosnan ihany no mba bogabogany t@ izy ireo mpilalao
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4878