Arsenal!!

1. ainaheri ( 18/05/2006 05:30)
Miala tsiny @ mpakafia fa nody t@ pataloha izy omaly!!
novalian'i nambina ny 25/05/2006 06:21
2. lemenakely ( 18/05/2006 06:18)
atao ahoana e !izay no atao hoe sport koah tsy maintsy misy ny resy misy ny maharesy
3. diamondra27 ( 18/05/2006 06:54)
k'efa oe resy de zay kou, ny anay barcelone no ady eo

4. jentilisa ( 18/05/2006 07:01)
fa lalao tsy nisy tsirony!
5. Aino ( 18/05/2006 07:04)
jentilisa fa efa mba nanjesy ihany aloha ry zareo ko!!

diam tsy Barcelone anky fa Barça ah!!kiss njy.
6. xxx ( 18/05/2006 07:19)

ka efa milalao 10-11 ve de mbola tsy ho resy ihany eee
7. dadabe ( 18/05/2006 07:51)
fa inn daholo aza izany resaka izany le ???zah tsy kopy:roll::roll:
8. Aino ( 18/05/2006 09:10)
dadabe resaka foobal letsy io ah!!
9. Samoana ( 18/05/2006 11:59)
Ireny no atao hoe resy amim-boninahitra fa tsy lôvy na dia efa mihena mpilalao 1 aza=D
10. mandrindra ( 18/05/2006 12:07)
za naka barca fa faly sorena amin'ireny lalao ireny e !!
11. mpanarivo ( 18/05/2006 12:39)
zah aloha (ars..)zah.zahay aloha mahay fa kosa niangaran'ilay mpitsara.satria ofside le but voalohany(e'too).dia izay!
barca!ny mpitsara no nahazoanareo iny fa tsy fahaizana! tsarovy fa rahampitso mbola andro kou!
12. mandrindra ( 18/05/2006 12:43)
diso be kosa izany ry mpanarivo a, tsy hors jeu mihitsy i eto'o fa milahatra tsara amin'ny vodilaharan'i arsenal.
dia ahoana izany no nolaviny ilay baolina matin'i giuly. amin'ny lalan'ny kitra dia raha mbola avantage dia tohizana aloha ny lalao ary azon'ny mpitsara ato ny miverina manome sazy na fampitandremana izay nanao hadisoana.
13. Ragadona ( 18/05/2006 12:53)
Raha ny fijeriko azy dia tokony ho vitan ny Arsenal i Barcelona fa vao nisy an iny fialan ny gardien n ny Ars iny dia simba ny filling tam le lalao. Amiko zany tsy dia tena saro bidy ny fandresena azon ny barc
14. zandikely ( 18/05/2006 14:13)
Mpanarivo: aiza kosa ny maha ofside an'iny, fa tena hiatanao ny fihaingany.
Ahaona moa tsy hoe sarobidy ny fandreseny, ny mpilalao ange efa mahafantatra fa izay manao hadisoany dia voasazy e. Zavatra 2 ange nitranga tamin'iny, tsy avantage ho an'i barcelone mihitsy nanomezany mpitsara iny carte rouge iny fa an'i Arsenal aza. Eretrereto tsara ange fa raha tsy nisy carte rouge iny, dia aradalana tsara ny but voalohany Barcelone
15. naughtyboy ( 18/05/2006 20:46)
iny navoatsoka an'i Jens lehmann iny no nadrombaky ny ambiansy ny ekipany Arsenal mazava wazy fa zesta kely otranireny de azoany ny mpitsara kaonty milay any @ banky ka tsy azo omena tsiny izy bina aloany fafinaretany mpijery ka fa ra ny lalao de mazava arsenal no nampiseho esprit d'equipe milay na de 10 aza no nilalao ka za de faly we mendrika ny nanao final zareo
16. Aino ( 18/05/2006 21:17)
panarivo ireny ve de ofside aminao hoe!!
navatra nazava be sy hitany maso ny nidirany bol tao anelakelakiny fehy ny porte, ko inn no hidirany pitrara @ hireny!!
17. lantotsiresy ( 19/05/2006 04:53)
Rehefa milahatra de efa ijay e hors jeu iny na albitre gasy aza anontaniana ry mandrindra a naka barca aho fa tsy nisy tsirony ny fandreseny menatra be aho raha ohatran'ireny
18. jentilisa ( 19/05/2006 05:34)
Izaho aloha dia miteny ihany koa hoe tsy offside ilay baolina voalohany an'i Eto'o e! tena tsara tsofoka iny. fa tokony ho azon'ilay Goal ihany iny tifitry Eto'o iny. Tahaka ny hoe taim-baolina izany ireo baolina tafiditra...
19. mandrindra ( 19/05/2006 09:53)
lantotsiresy, mikasika ny lalanan'ny kitra
"Loi 11, un noueur ne setrouve pas en position de hors jeu quand il se trouve à la même hauteur que l'avant dernier adversaire (soit le dernier adversaire)". miala tsiny fa teny frantsay io naveriko io mba tsy hisian'ny fandikana vilana.
20. zandrikely ( 19/05/2006 17:47)
tsy normal ilay izy , final toy ireny ve dia amoahana carton rouge haingana , nisy tsy nety aloha ra ny fahitako azy , sady tsy fautin'ny gool ani ireny fa lery no namela ny tongony teo antanan'i leman e , filalao avo lenta ilay izy , ao daholo ny tricherie isankarazany , fa na izany aza hafa ihany i arsenal , ekipa tanora ary tsy mifidy tavan'olona fa ny filalao no jerena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4395