dinika hafa

1. xxx ( 18/05/2006 13:44)
Ty ndray aza misy dinika hafa e
Ohatran'ny tantara kely izy ty. Toy zao ny fandehany:
Za zany misy olona miaraka amiko tsy virtoaly fa tena izy. Dia misy olona iray zay koa milaza fa tia ahy fa za tsy niraika mitsy. Taty aoriana nefa tsapako fa tia ahy io olona io kanefa ny saiko sy ny foko tsy miraika aminy mitsy.
Taty aoriana ela be dia nisy olona hafa koa tao aorinan'ilay anankiray io tonga dia nilaza fa tia ahy koa, dia izy koa tiako fa tsy afaka miaraka zahay satria ilay izy kilalao fotsiny. Sady efa hainy koa fa misy hafa miaraka amiko.
Dia lasa ny saiko hoe maninona aza za tsy mety miraika @ ilay olona milaza ho tia ahy etsy ambony io.
Zay le tantara. Te hizara @ namana fotsiny za fa tsy mitady solution akory.
Misaotra ho an'zay mamaky.
novalian'i Fiffi ny 19/05/2006 12:52
2. sweetia ( 18/05/2006 14:00)
tsara le tatara ka tsara
3. hanjaris ( 18/05/2006 15:30)
Sur mihitsy za fa le niteni t@ voalohani no tena revenao be fa izy no niteny taminao ani lé mot tsi tinao dé ohatrani hoé tsi miraika enao. Kopy za hoé iza énao de iza lé ol nikoty anao. Marina ange e!!!!Manomboka @R... ni anaranao. Tratrako o!!!!
4. bellla ( 18/05/2006 15:40)
:-D:-D:-D
hanjaris, tsy mahay ianao;
zah le iz
5. hanjaris ( 18/05/2006 15:47)
Bellla vé lé niteni sa le tiny sa iza? Poika, tsi bellla le iz!!!
6. diamondra27 ( 18/05/2006 16:33)
toa tena kestion sans réponse izy zany

r..... hilalao devinette njay ve 'zany eto ?
7. Fiffi ( 18/05/2006 16:59)
8. Zina ( 18/05/2006 18:13)
tandremo fotsiny soa dia manenina an'ilay tia anao fa mety io no izy... Ianao tsy taitra aminy io..
9. Fiffi ( 18/05/2006 18:15)
rehefa manana ny olontiany de mahay mihonina fotsiny de tsy alefa lavitra ny saina fa efa mba tia sady tiana eh! :)
10. sweetia ( 19/05/2006 05:10)
poikany tsy i bellla io fa izaho ko :lol:

ny anarako anie r.... sweetia e:-D
11. tiatsara ( 19/05/2006 07:52)
Misy fiteny 2 ireto dia diniho sy ampiaro ao raha mety e ! ianao moa mitady vahaolana ihany ka :
- aleo mitia izay tia anao, toy izay ilay tinao ;
- tsy hoe tiako izy ka nofidiako, fa nofidiako izy ka tiako (hiran'ny Tarika Ny Ainga )

Mahaiza mifidy ... fa vola no hamidy e ! hozy ny solde be eny Analakely : :-D:-D:-D
12. Fiffi ( 19/05/2006 08:25)
:-D:-D:-D:-D
13. mamzelkely ( 19/05/2006 08:51)
kay sô de za zany fa za ko miatonboka am r... ny anarako :roll::roll::°):-D:-D
14. petiterose ( 19/05/2006 11:14)
za ka! za rose fa misy petite fotsiny eo aloha
15. Fiffi ( 19/05/2006 11:23)
soahiany fa tsy zah ! :-D:-D:-D:-D
16. mandrindra ( 19/05/2006 11:32)
xxx koa mba misena, tsy niarahana tany daholo aloha mba ahitana ny halaliny e.
17. Fiffi ( 19/05/2006 12:52)
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0824