Miarahaba e

1. dadabe ( 18/05/2006 08:26)
miarahaba antsika rehetra eto @ serasera ny tenako fa zah dia namana vaovao, dia mba toroy hevitra fa tsy mahay e

dadabe
novalian'i dadabe ny 26/05/2006 09:47
2. booboo ( 18/05/2006 08:27)
tor-hevita momba ny fihinana biscuit ve ? pfffhihihihihihihihi.
3. Fiffi ( 18/05/2006 08:42)
dadabe:
miarahaba antsika rehetra eto @ serasera ny tenako fa zah dia namana vaovao, dia mba toroy hevitra fa tsy mahay e
:roll::roll:


4. sasa ( 18/05/2006 08:50)
Fiffi raha i dadabe no namana vaovao, isika izany namana inona re:-D:-D:-D:-D
5. sweetia ( 18/05/2006 08:51)
dadabe zany ilay namana vavao tranainy :lol:
6. lemenakely ( 18/05/2006 08:56)
i bedada izany no vato nasondrotry ny tany sa hazo amoron-tevana=))=)):-@
7. hery ( 18/05/2006 09:11)
Mailo ihany aho teo sao dia mba dadabe hafa ity :-) dia nojereko ny mombamomba azy
http://namana.serasera.org/iza:dadabe

dia hitako tao
Nisoratra anarana : 2004-12-17

kay le, efa ho roa taona
8. petiterose ( 18/05/2006 09:23)
Fa iza marina moa i dadabe e! olona be aniany eto amin'ny serasera, izay dinika aleha dia ahitana azy avokoa ary olona mihomehy nefa koa mi :evil: indraindray, ny tena spesialite any de ny mi :@ hihihi
9. pissoa ( 18/05/2006 09:26)
Zao ngamba le oe "Retoro d'aze" kle =))=))=))=))=))
10. arson ( 18/05/2006 10:21)
haahahhaahha!!!!!!!:-D:-D:-D:-D
11. dadabe ( 18/05/2006 10:28)
Mpandefa : hery [ Valio ] 18-05-2006 14:11:49
Lohateny : Re : Miarahaba e
Mailo ihany aho teo sao dia mba dadabe hafa ity dia nojereko ny mombamomba azy
Jereo eto
kii tena nataon'i sefo pub injay le
Mpandefa : petiterose [ Valio ] 18-05-2006 14:23:51
Lohateny : Re : Miarahaba e
Fa iza marina moa i dadabe e! olona be aniany eto amin'ny serasera, izay dinika aleha dia ahitana azy avokoa ary olona mihomehy nefa koa mi indraindray, ny tena spesialite any de ny mi hihihi

dia tin'i toi ve ?? zah koa anie efa ela no tian'i toi e(l)
12. mamafara ( 18/05/2006 10:51)
hay ve i dadabe e!
dadabe : na anabavin'i bebe, vadin'i bebe. dia anadahin-drain'i mamafara.dia rehefa ary ambadika ary izy sipaben'i mamzelkely sy diamondra27.
zany hoe nitsaingoka zany zaho niditra teto dia mba manoratra fotsiny.
avereno amiko ny teniko
13. mimich ( 18/05/2006 10:55)
tory hevitra reto i dadabe fa efa miverin-tsaina :-aaahhh:-D:-D:-D
14. sweetia ( 18/05/2006 11:26)
dia i dadabe no nampianatra nampifoka bonbon sigarety ahy :@
15. loula ( 18/05/2006 11:33)
Mba mivazivazy kosany dadabe,fa tsy namana vaovao izany e?hihihihi..
Sa te hampiresaka an'ireo namana vaovao e?
Izay tinao ihany io e!
16. petiterose ( 18/05/2006 12:24)
de raha tiak i dadabe dia ahoana ny tohiny? :-D
17. sweetia ( 18/05/2006 13:13)
izaho koa ndeha mba hanao an'izao ataon'i dadabe izao fa adinoko manko tamin'izaho niditra tato :lol:
18. Zina ( 18/05/2006 19:11)
Tsy io ve ilay oe manana bebe ato?
19. Zina ( 18/05/2006 19:11)
manana bebe be dia be ato?
20. totofy ( 18/05/2006 19:16)
:?::o fa rôvina ny éléction :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3643