Pinguins Tamin'ilay film Madagascar

1. hery ( 17/05/2006 14:53)
Ary tsy hitako hoe notohizandry zalahy ilay film Madagascar. Misy ny tantaran'ireo pinguins ireo sendra hitako tao amin'ny Dailymotions dia napetrako ato.
http://hery.serasera.org/index.php?rub=pages/page&page_id=p446b384d0170f raha mahaliana
novalian'i Fiffi ny 18/05/2006 18:52
2. Fiffi ( 17/05/2006 15:45)
hery: =D=D=D misaotra anao fa manja eh! :)
3. little ( 18/05/2006 05:11)
tena tsara ka, sady reo anie no tena nanome ny essence lay film Madagascar voalohany e!
4. boubounezy ( 18/05/2006 10:08)
tena tsara ho fatnatra ka:idea:^:^
5. cutie ( 18/05/2006 10:43)
Mpandefa : little [ Valio ] 18-05-2006 10:11:23
Lohateny : Re : Pinguins Tamin'ilay film Madagascar
tena tsara ka, sady reo anie no tena nanome ny essence lay film Madagascar voalohany e!
Miverina ery

eny wa le pingiuins alou no tena nampime ahy t@ film Madagascar iny e :-D:-D:-D
6. Fiffi ( 18/05/2006 18:35)
cutie: zah akia tena variana be mihintsy nahita an'io an! fa manja eh! :)
7. Fiffi ( 18/05/2006 18:52)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Pingouins/pingouin.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Pingouins/pingouin1.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Pingouins/pinguin2_gif.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Pingouins/pingouin-bouge.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Pingouins/sm.linux.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1048