raha tsy misy ny fahatokisana

1. diamondra27 ( 17/05/2006 16:30)
miala tsiny raha ataoko @ teny frantsay

"Sans confiance, il n'est ni amitié, ni amour, ni bonheur"

ahoana no andraisanareo an'io?
asio commentaire raha azo atao
merci ho an'izay mamaly sy mamaky
2. diamondra27 ( 17/05/2006 16:33)
ho ahy manokana aloha dia ekeko tsotra izao io e!

tsy afaka ny hinamana (tena namana) na hitia olona iray
aho raha tsy manana fahatokisana aminy.
Ary tsy hanana bonheur koa aho noho izany satria manjary tebiteby kava ny ato antsaiko
3. Fiffi ( 17/05/2006 16:56)
-Raha misy aloha ny tsy fahatokisana dia ao raha...

-Raha tsy misy ny fifantokisana dia tsy hisy zavatra ho vanona mihintsy ! na zavatra zany na fiainana , na namana , na vady , na sipa sns......

-Lasa fihatsarambelatsia ny fiainana raha hanaiky olona fotsiny nefa tsy misy fahatokisana .

-Raha resaka fitiavana (olondroa mifankatia) ny bazin'ny fitiavana de ny fifantokisana , raha sanatria ka misy ny iray manana tebiteby , na misy zavatra mampihahihahy azy nefa misy zavatra nazavaina azy nefa hitany fa somary heu..... tsy dia mino izy de efa tsy matoky izy zany ka tsy hisy zavatra haharitra raha tsy misy ny fahatokisana.

-Na dia tena tia aza kanefa misy zavatra somary manelingelina ny saina , de mety tsy hatoky tanteraka intsony ka handrava zavatra bdb mihintsy io.

-Tsy misy bonheur zany raha tsy misy ny fahatokisana.

4. booboo ( 17/05/2006 17:12)
fahatokisana ny @ inona sa fahatokisana inona kay io ?
5. Fiffi ( 17/05/2006 17:13)
diamondra27:

"Sans confiance, il n'est ni amitié, ni amour, ni bonheur"



6. diamondra27 ( 17/05/2006 17:15)
fiffi: raha ohatra ary ka tsy lavo ilay olona iray ohatra fa saropiaro be loatra ilay namany na olontiany nefa efa lazaina fa tsy misy na inona na inona de ahoana?
Izaho aloha na dia namana tsotra aza dia mahasaropiaro ahy e!surtout hoe: mifanaraka tsara izahay roavavy mpinamana nefa avy eo izy nahita namana hafa de napetrapetrany 'za fa tsy niarahany toy ny teo aloha intsony= fa le namany vaovao no mahaliana azy

De inona no tokony hatao @izany? @ les 2cas
7. diamondra27 ( 17/05/2006 17:18)
booboo: resaka namana tsotra entre amitié
sy resaka amour akia a! de fahatokisana @ireo 2 choses ireo

za zao ohatra raha namako be njy de tokony hatokisako fa raha tsy matoky ahy njy na tsy hananako confiance njy de namanamana fotsiny izany amiko
8. diamondra27 ( 17/05/2006 17:19)
lasa kely aloha fa maika hijery baolina:lol:
fa rahampitso tohizako eto ny dinika
mazotoa daholo
9. Fiffi ( 17/05/2006 17:30)
raha ohatra ary ka tsy lavo ilay olona iray ohatra fa saropiaro be loatra ilay namany na olontiany nefa efa lazaina fa tsy misy na inona na inona de ahoana?
diamondra: raha ny hevitro aloha ny momba an'io de zao: Matoa zany ka manao an'izany le olona , saropiaro io an! de midika zany fa tena tia marina izy. "Ny tia hiany hono no tena saropiaro"

-Raha ohatra ka tsy mino izy fa hoe tsy misy na inona na inona de mety ho tsy hataoko hoe gravy ny zavatra nety nitranga fa azo hatao hoe : ohatra hoe tsy mitombona loatra ilay fanazavana natao taminy ? Misy manko olona rehefa zay no ao an-tsainy hoe hummm misy zavatra tsy de mazava loatra ao de tonga de lasa ho azy le tsy fahatokisana.
Izaho aloha na dia namana tsotra aza dia mahasaropiaro ahy e!surtout hoe: mifanaraka tsara izahay roavavy mpinamana nefa avy eo izy nahita namana hafa de napetrapetrany 'za fa tsy niarahany toy ny teo aloha intsony= fa le namany vaovao no mahaliana azy
Fa inona no nahatonga azy nametrapetrahany andry ? Efa mba nifanazava ve aloha ?
-Zany hoe : raha tonga kosa aloha ka nahita namana hafa izy de tonga de napetrapetrany ndry ! heu.... hafahafa indray zany an! Azo hatao hoe tena namana ve ny bazin'ny zany ? teo @ nareo 2 zany an! satria tsy hitako hoe vao nahita namana vao2 , tonga de eo ndry sy ny tranondry ? bye ! bye ?
10. pissoa ( 17/05/2006 18:06)
diamondra:
miala tsiny raha ataoko @ teny frantsay

"Sans confiance, il n'est ni amitié, ni amour, ni bonheur"

ahoana no andraisanareo an'io?
asio commentaire raha azo atao
merci ho an'izay mamaly sy mamaky
Raha amin'ny voalohany dia marina io.

Raha efa mpinamana kosa nefa, na efa miaraka no mitranga ny tsy fahatokisana avy amin'ilay namana, dia ny tena no tokony mandinin-tena na manontany tena voalohany. Izy mantsy tsy ho lasa tsy mahatoky fotsiny amin'ny tsisy antony eo.
Sao misy nataoko nahatonga azy tsy nahatoky ahy intsony?
Sao nisy olona be gafy nanao lainga tsara lahatra tany aminy tany?
Sao efa hatramin'izay izy no possessive fa izao vao fantatro?

sns

Dia tsy hadino ny miresaka amin'ilay namana. Mandalo fotsiny ny "tebitebiny" amin'izay ka afaka tohizina foana ny finamanana na ny fiarahana avy eo.
11. vale ( 17/05/2006 18:21)
diamondra: marina io fehezan-teny io "sans confiance, il n'est ni........" satria mbola manamafy an'io koa ity ohapitenenana ity hoe:"ny ahiahy tsy ihavanana" ; matoa misy ny ahiahy dia misy tsy fahatokisana izany!

Fa sarotra be koa ny tonga dia hatoky olona @zao fotoana izao satria betsaka ny mpanao hosoka,mpisandoka sns,,,,

na izany aza aloha "amiko" tsisy tsara ohatry ny mahatoky olona, satria midika ho fahatsorana io "amiko" ary izay fatra-piahiahy ihany "matetika" no "mpanao"...
izay no mba fijeriko an'io:)
12. cutie ( 17/05/2006 19:57)
tsy manakam-bara:-D
13. hassa ( 17/05/2006 20:34)
D\'apres tout l\'amour c\'est quoi? - un bien qui fait du mal, et moi je suis le male qui te fais du bien!\"\"!!!!tsy misy tsara toy ny fifandraisana roa tonta,NEFA ary, ararkin\'ny resaka toa diso idealisea loatra ny momban\'ny fiafandraisana.Il faut pas etre en retard et en profiter ce que la vie nous a reserver,d\'etre toujours positifs,et de tacher d\'atteindre son but(se realiser!!!!! ),koa tsy misy tsara toy ny fanomezana fahanfinaretantana ny roa tonta....si t\'es pas a la hauteur....tampis!!!!hahha c\'est la vie

14. dadabe ( 18/05/2006 00:22)
Sao misy nataoko nahatonga azy tsy nahatoky ahy intsony?
Sao nisy olona be gafy nanao lainga tsara lahatra tany aminy tany?
Sao efa hatramin'izay izy no possessive fa izao vao fantatro?
=D=D

matoa misy tsy fahatokisana dia ao raha......aiza koa no hisy olona tsy ahatoky fotsiny @ izao , mety efa nisy acte , eny fa na dia indray mandeha aza niseho dia izay no niteraka ilay tsy fahatokisana , io anefa tsy tokony hampihena ny fitiavana

fa @ diamondra izany raha tsy misy ny fahatokisana dia tsy misy ny fitiavana hummm ...samy hafa fijery isika izany e:roll::roll:
15. Fiffi ( 18/05/2006 04:02)
[quote=dadabe]
matoa misy tsy fahatokisana dia ao raha......aiza koa no hisy olona tsy ahatoky fotsiny @ izao , mety efa nisy acte , eny fa na dia indray mandeha aza niseho dia izay no niteraka ilay tsy fahatokisana , io anefa tsy tokony hampihena ny fitiavana

fa @ diamondra izany raha tsy misy ny fahatokisana dia tsy misy ny fitiavana hummm ...samy hafa fijery isika izany e:roll::roll:
".aiza koa no hisy olona tsy ahatoky fotsiny @ izao" Hummm !! marina aloha io an! misy antony ao matoa nisy ny tsy fahatokisana !
-Tsy tokony hampihena ny fitiavana hoy ianao ? hummm !! nefa dia nampihena tokoa satria jereo fotsiny zany ny résultat !! nanjary navelavela fotsiny le olona , nanjary tsy attentionné tahakan'ny taloha intsony le olona 1 , @ zay koa raha mijery ny zavatra nolazain'i diamondra de ilay namany vao2 no hifikinina fa izy tafavela ao! midika zany fa tena niova ary nihena marina ilay fitiavana! amiko aloha io an!
fa @ diamondra izany raha tsy misy ny fahatokisana dia tsy misy ny fitiavana hummm ...samy hafa fijery isika izany e
samy hafa fijery tokoa satria samy manana ny fijeriny ny tsirairay! raha ny hevitro kosa aloha de zao:

-@ fomba ahoana moa no hitiavana olona raha tsy misy ny fahatokisana ? raha fitiavan'olondroa io an!


16. sweetia ( 18/05/2006 04:12)
ôkalou izaho haka saina de mamaly aveo
17. Fiffi ( 18/05/2006 04:13)
18. sweetia ( 18/05/2006 05:00)
mbola tsy vita fakana saina :lol:
19. diamondra27 ( 18/05/2006 05:09)
aza ela moa fa 'za aza ity efa niverina indray:-D:-D:-D

mamerina ny fisaorana anareo namaly.

pissoa: marina klou 'zany e! manao remise en question fa kosa ny hasarotapiaro be loatra manimba indraindray

fiffi: ny andry indray dia tena mazava tsara le valiny . No comment

vale: ianao izao no tena mitovy amiko satria 'zaho tsy mba matokitoky olona izany intsony fa be ny mpisandoka(ny namana akaiky anao ihany no mamadika anao...) nefa moa tsy mety izany fa manjary solitaire foana eny sady lasa sauvage ny hiafarany (= tsy mifanerasera @ olona , na mifampikasoka @olona, tsy manaiky invitation, ...)

cutie: efa namaly d'efa nanambara izay ka!
20. diamondra27 ( 18/05/2006 05:16)
hassa: tsara dia tsara ny principe-nao fa sarotra amiko le izy;ary 'zay mihintsy le blème
raha izao tokoa aloha izao no mba nasiana danse kely de mety afaka daholo izany tsy fahatokisana izany.

Fa misy tsy azoko kely le izy fa azavao :

NEFA ary, ararkin'ny resaka toa diso idealisea loatra ny momban'ny fiafandraisana.Il faut pas etre en retard et en profiter ce que la vie nous a reserver,d'etre toujours positifs,et de tacher d'atteindre son but(se realiser!!!!! ),koa tsy misy tsara toy ny fanomezana fahanfinaretantana ny roa tonta....si t'es pas a la hauteur....tampis!!!!hahha c'est la vie

dadabe: ié tsy mitovy fijery isika

sweetia: ela loatra njy zany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4017