raha tsy misy ny fahatokisana

61. diamondra27 ( 19/05/2006 09:26)
booboo: ary tsy mahazo miteniteny foana fa hay misy manana mémoire d'elefanta ato an!

zao izany le izy e!
manampy le hevitry ny namana , tsara daholo saingy ny blème de le tsy afaka @ fahazarana izany hoe: ny ahy mila matoky olona vao miombona aminy( namana tena namana = atao toy ny rahavavy= amitié)
ary raha olontiana de tsy maintsy manana confiance aminy aho vao miaraka aminy fa tsy afaka miarakaraka @ olona foana izany. Tsy izay rehetra miteny hoe: tiako ianao na manome cadeau na midéclarer flamme no tena tia anao, fa izay manaporofo @ actes . Donc tena mila fahatokisana be izany ilay fiainana
Fa le olona ankoatran'ireo aloha de tsy hoe: tsy tiana fa namana tsotra toy ny mpiara miasa , na mpifanolobodirindrina sns....
Donc, booboo tsy misy very izany le izy fa tsy voatery @ olontianao ihany vao hanome....:wink:
62. Fiffi ( 19/05/2006 12:56)
hummm! aleoaloha hiheritreritra tahakan'i sweetia fa toa ohatran'ny mifanjevo izy zany an! :wink:
63. mamafara ( 19/05/2006 14:24)
andao tokoa ry sweetia :-* dia mba ho sweet memories koa ny je t'aime rehetra omena ny kôfiboay
64. diamondra27 ( 19/05/2006 17:42)
mamafara:ianao angaha mpanome JTM @ kofboay?
65. vale ( 19/05/2006 19:04)
fiffi>:-D:-D:-D,, aza matoky olona hono koh!:-D:-D:-D:wink:
66. Fiffi ( 19/05/2006 19:16)
vale: hummmm !! heu.... :( :roll: :wink: :-D:-D:-D
67. diamondra27 ( 21/05/2006 16:02)
hassa: ary tsy hita intsony.
Variana mikarakara fety indray izay.Dia inon ny thème tao?
Fête des mères @ alahady 28 mai fa aza adino an!:wink:
68. mamzelkely ( 22/05/2006 05:36)
fahatokisana ilaina fa aza vô vitaka in-1 kosa nefa fa toundé ts ao tsony :°)
69. Fiffi ( 22/05/2006 11:26)
mamzelkely:
fahatokisana ilaina fa aza vô vitaka in-1 kosa nefa fa toundé ts ao tsony :°)
mamz: tena marina ny andry an! Raha zah aloha no fantatro fa voafitaka na de pitiny aza de zay ny nataony an! tonga de bye bye! "pas de pitié" raha tena nifanomé fifantokisana nefa tao ambadika tao ountssss !!! tsy lasa io an!


70. Herimiafina ( 22/05/2006 16:27)
diamondra27:

miala tsiny raha ataoko @ teny frantsay

"Sans confiance, il n'est ni amitié, ni amour, ni bonheur"

ahoana no andraisanareo an'io?
asio commentaire raha azo atao
merci ho an'izay mamaly sy mamaky

Tsy misy olona azo hatokisana izany kah.
Matetika ny olona nangataka tamiko fahatokisana ohatra dia be saina be daholo sy maditra.

Ny fahatokisana mantsy relatif, miovaova isan'andro ary miankina amin,ny contexte fa tsy zavatra iray mivongana fixe sy tsy miova tsy akory.

Ny ahy izao i Andriamanitra irery ihany no hatokisako tsy miova. :@

71. diamondra27 ( 22/05/2006 16:34)
ahan
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2937