raha tsy misy ny fahatokisana
21. sweetia
(
18/05/2006 05:21)
ka mila dinihina lalina ilay questio de izay no maha ela ahy
ôkalou fa kely sisa :lol:
ôkalou fa kely sisa :lol:
23. diamondra27
(
18/05/2006 05:50)
sweet: njy kou akia mampimé ka!
lasa tsy matoky anah eo njy raha vao mieritreritra be eo an!
lasa tsy matoky anah eo njy raha vao mieritreritra be eo an!
24. colar
(
18/05/2006 07:21)
asa re we iza no mba hatoky ana e,:-D:-D,mila entina any am firaisana faha 5,sa we mila andefasana vola be ,sa we mila tenenina fotsiny we tiko enao,sa we mila hividianana billet d avion,sa inn ko,tsy haiko tsony,fa inn kay no atao mba hatokisan ny ol e,8O8O
25. rapala
(
18/05/2006 07:41)
colar: za alou tsy matoky anao e.. :-D ny antony ve? Tsotra - vao miresaka fitiavana enao de zavatra resaka arabola daholo no ao an-dohanao, aiza ilay ara-panahy?
26. sweetia
(
18/05/2006 08:02)
ay ay ay vao maika mitombo ny zavtra isainana amin'io kestio an'i rapala io zany
de mbola ôkalou ndray izany ka :lol:
de mbola ôkalou ndray izany ka :lol:
27. Fiffi
(
18/05/2006 08:11)
rapala: ountss! mba fanontaniana kosa ny azy eh!
sweetia: :-D:-D:-D fa ahoana akia ?
sweetia: :-D:-D:-D fa ahoana akia ?
28. booboo
(
18/05/2006 08:16)
misy tsy voako kely @ lé fomba fiteny " sans confiance il n'est bla bla bla ". Fandraisako an'izany zao dé miankina amin'io zany ny hahazoanao fifaliana sy ny tariny eo @ fiainana. Vita be lé oul raha zany lé ! Satria mi-dépendre @ hafa ( zay homenao lé confiance ) ny momba anao @ lafiny fihetsem-po ( amitié e, amour e, bonheur e ). Firy @ oul hifaneraserana nefa no hahatantateraka htrany an-dreniny reo filàna reo mba hahatomombona ny fiainana ? Aza adino koa fa mbola olom-belona no ametrahana lé fitokisana fa anjely akory ! Zay hitenenako hoe vita be lé oul raha zany !
Tsy mety kokoa ve ny hoe " sans Amour, il n'est ni amitié, ni amour (fitiavan'olon-droa), ni bonheur ? ". "Finoana, fanantenana, fitiavana fa ny fitiavana no ambony indrindra @ ireo". Ny fahatokisana tonga ho azy rehefa reo telo ireo no ananana araka ny hevitro.

30. totofy
(
18/05/2006 08:44)
"Sans confiance, il n'est ni amitié, ni amour, ni bonheur"
confiance= fahatokisana ==> amiko alou tsy maintsy misy fifampitokisana eo amin' ny olona na mpifankatia izy na mpinamana (amour et amitié) , sarotra ihany izany hiaraka amin' ny olona tsy hahatokisanao izany ...." mpirahalahy mianala hono izaho tokony izy tokiko " : ra ohatra ka tsy mety ny eritreritra avelao hijanona sô maty any aho....
fa marina aloha fa tsara ny mandinin-tena raha efa niaraka no nisy tsy fifanarahana :-w:-w
31. colar
(
18/05/2006 08:49)
sao de tsy hitan drapala aza ny teniko we inn no atao mba hatokisan ny ol,zay vo we atao an zao sy zao ve,hevitra ange no eto e,refa misy ny tsy matoky ol ange de tsy terena izy e,fa za alo matoky anao e :-D:-Dna de tsisy nininnn aza ao am le momba anao,zay zany mo notinao ko ,enao anga terena:-D:-D
33. rapala
(
18/05/2006 09:37)
colar: resaka daholo ange no mande eto ary ao kou ny vazivazy e,:wink: anao no misafidy ary tena marina no nolazainao fa tsy misy terena izany ka...:)
34. sweetia
(
18/05/2006 09:43)
rapala tsy masika enao ka fa mampisaina ny zavatra lazainao dia lasa maka saina izaho hatramin'zao :-D
36. dadabe
(
18/05/2006 10:07)
Mpandefa : sasa [ Valio ] 18-05-2006 14:10:11:roll::roll:
Lohateny : Re : raha tsy misy ny fahatokisana
marina io tenin'i diams io sady marina be
zah indray tsy miova ary tsy hiova @ hevitro izany e, matoa zah tsy mahatoky azy dia satrioa nisy zavatra tsikaritro tao :roll:
37. sweetia
(
18/05/2006 10:21)
rapala ampio izaho mba haka saina e tsy mety azoko manko le saina :roll::-D
38. diamondra27
(
18/05/2006 10:28)
colar: iny koa aloha blème iray ny anao e!
tokony handinintena hono hoy i pissoa etsy ambony
rapala:mampimé
sweet: njy tsy afaka mits fa mitombo foana 'ty ny pb
booboo: ny anao v izany de alaina namana daholo ny olona rehetra ?
Izay atokisanao kosa no tena namanao akaiky e!
ohatra na de asaina miandry trano 'zao ny olona iray , raha tsy matoky azy enao de tsy afaka hanome lakile azy raha tsy eo ianao hikarakara ny biby sy ny voninkazo

39. rapala
(
18/05/2006 10:30)
i dadabe efa tena tsy matoky anao mihintsy ry sweetia:wink: ka ra ampiko eo enao haka saina koy tsy vo miasa grave be?=))
40. cutie
(
18/05/2006 10:31)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 18-05-2006 10:09:43
Lohateny : Re : raha tsy misy ny fahatokisana
"Sans confiance, il n'est ni amitié, ni amour, ni bonheur"
cutie: efa namaly d'efa nanambara izay ka!
ka efa voavaly io ambony io iahny l eizy de tsy hitako tsony zae lazaina:-D:-D:-D