raha tsy misy ny fahatokisana
41. booboo
(
18/05/2006 10:38)
diamondra27 > hihihihihi ny anà lé rohy maha-pinamana klou vô fahatokisana kah. Raha tsy zay manko dé "ce qui n'est pas donné est perdu " moa ouz enao zay ? dé very lé amitié tokony zaraiko teo noho eo raha lôzako mitady profo na occasion hanomezako lé fahatokisana fotsiny.
42. sweetia
(
18/05/2006 10:43)
dia aleo aza izaho haka saina irery fa sarotra be ange le dinika e tsy takatry ny saina keliko :-D:-D
44. Fiffi
(
18/05/2006 11:04)
sweetia: efa t@ maraina ndry no niheritreritra , mbola tsy hita hiany ve ? :-D:-D:-D
45. sweetia
(
18/05/2006 11:19)
fiffi loza mihintsy e mbola ts takatra ihany aleo ampina kely sakafo hariva angamba dia amizay voky tsara de mety ho lasa lavitra ihany ilay saina :-D
rapala aza mehezana fotsiny moa ny izaho ee :(:-D

46. vale
(
18/05/2006 11:30)
:-D:-D:-D:-D
dadabe: ny fijerinao ange zany mitovy @ hoe >> matoky olona ianao fa MATOA nisy ny tsy fahatokisana dia nisy zvt iray nataon'ilay iray!:wink:
tsisy ohatry ny tsotra ihany hoà ny mahatsara fiainana fa raha be ahiahy @ tsy amin'antony zany manjary manasaro-javatra no mitady aretina tsy aminàpà!:-D:-D:-D

47. Fiffi
(
18/05/2006 11:57)
vale: marina akia ny andry an!
sweetia: de rahariva ndry voky be loatra de tsy hahateny eo intsony indray ! :-D:-D:-D:-D
Fa zao eh !
-Raha nanome fahatokisana ny olona 1 , kanjo nisy zavatra niseho , ary tsy maintsy nisy io !!! de rava le fahatokisana !
-Raha rava zany le fahatokisana , tonga de mihena ny fitiavana !! indrindra fa raha olona 2 mifankatia!
-Matoa ka tsy nahatoky ilay olona 1 dia nisy antony zany , fa tsy adala kosa izy no andeha tsy hatoky fotsiny @ zao!!
-Raha jerena ohatra ny cas-n'olona 2 mifankatia , nifankatia teny , nadeha tsara ny rehetra , jusqu'au...... Nisy inona ? Tratra ve fa nisy zavatra tsy nampohizina ?
-Raha nanome fanazavana le olona 1 nefa tsy mino le 1 de zay !!!!
-Tsy nitombona le fanazavana ? misy mampahihahy le olona 1 ? normal raha misy ny tsy fiahatokisana !
-Fa de mahaiza fotsiny mba mihaino le olona 1 eh! ary raha sanatria ka hahihahy fotsiny iny !! mifanazavaha de samia manomé chance de hifankatia mihoatran'ny taloha eh!

48. mamafara
(
18/05/2006 12:25)
oay zany adihevitra mafana rey olona.
mahalasa saina izy izany.
aleo mandinika tsara
diamondra27, amiko akia tsy voatery a!asa na mbola tsy nahita expérience firy zaho fa ny hitako fotsiny dia raha vao misy olona roa mifankatia dia misy confiance ao mazava hoazy. mety ho very anefa io confiance io raha misy zavatra miseho araky ny voalazan'i dadabe io (miala tsiny fa nareo roa zao no hitako tena mifanandrina eto) dia teraka ra- tsifahatokisana.
sarotra be anefa ny mi-reconquerir ilay confiance rehefa avy eo.
tsy misy fitiavana toy ny teo aloha intsony, tsy misy fihavanana tena matotra no toy ny teo aloha intsony. ary tsy hisy fahasambarana intsony koa. Raha tsy hoe "fanasoketana" fotsiny ilay zavatra niseho tery ambony fa tsy tena nisy, asa mety ho fanaratsiana ny olona iray noho ny fialonana sy ny sisa.
aoka izay sao lasa hors sujet eto ka mahamenatr'olona

49. Samoana
(
18/05/2006 12:37)
Tsy misy fifampitokisana raha tsy misy fifanajana. Miainga @ fahafantarana ny tiana sy ny tsy tian'ny andaniny sy ny ankilany izany. Rehefa masaka tsara izany dia afaka mioty fitiavana sy hasambarana moramora eny ny rehetra:-*
50. sweetia
(
18/05/2006 13:03)
mamafara avia manampy ahy ihany fa izaho koa ato dia lasa saina tsara mihintsy :lol:
53. diamondra27
(
18/05/2006 16:41)
swwety: za zao mitady tsy hatoky anjy fa mandainga lazaina miritreritra foana nefa tsy te-hamaly:evil:
54. Fiffi
(
18/05/2006 17:11)
diamondra: arak'ndry daholo ve aloha ireo voalazan'ny namana rehetra ireo ? nisy nahazahoandry conclusion ? tsara ? ratsy ? De avelao aloha i sweetia mba hiheritreritra tsara kosa eh! :)
56. Fiffi
(
18/05/2006 18:13)
Fiffi:lesona tokony ho raisina ? mba omeo @ zay aloha ny tena hevitr'ndry an! :) tsara manko ny mba hahafantarana izay zavatra nahasoa na tsia t@ ireo rehetra ireo ka hanampy ny namana koh satria tsy ndry irery no mety voan'izao an! :)
diamondra: arak'ndry daholo ve aloha ireo voalazan'ny namana rehetra ireo ? nisy nahazahoandry conclusion ? tsara ? ratsy ?
57. sweetia
(
19/05/2006 05:04)
vita ny fieritreretana fa ôkalou mba hiasa izaho die rehefa vita ny asa de lazaiko eto ny hevitro ny alina manko hono toa hoe nitondra fisainana :lol:
refaveo a:wink:
refaveo a:wink:
60. diamondra27
(
19/05/2006 09:17)
fiffi: aleo aloha 'za hamerina hamaky de omeko anjy ny valiny avy eo
tena lasa mifindra le aretin'i swt marina