4*4 koa ho an'ny HCC?...

1. petsambava ( 18/05/2006 09:25)
BOEING 737-300 ho an'ny president
136 4*4 ho an'ny députés
120 volkwagen BORA ho an'ny sénateurs
4*4 ho an'ny HCC na HAUTE COURS CONSTITUTIONNELLE
SEAT ho an'ny maire
FORD focus ho an'ny chef de région...

Bisikileta ho an'ny préfet ..:-D
Mahalàsa saina ihany izao fandaniana ataon'ny fanjakàna tsy fitsikeràna be fahatàny akory fa raha mijery ny fanatanjahan-tena malagasy fotsiny dia mahonéna .Raha nijery ny finale omaly ny tena mahita ireo mpilalao afrikanina toa andry SAMUEL ETO 'O,sy ry TOURE ...dia nanongo tena hoe inona moa no antony tsy hahatonga ny gasy toa andry zareo ireny?
Raha mbà misy ihany ve ny vola ao @ RAFANJA tsy tokony mbà pousséna ve ny mpanao baolina gasy ohatra:
izaho mahita fa tsy ampy MOTIVATION ireo tanora mpanao fanatanjahantena malagasy matoa mihisatra sady harafesina..
novalian'i arson ny 19/05/2006 07:42
2. arson ( 18/05/2006 11:25)
raha amiko alo de tsisy hidiran'ny motivation izany satria raha ohatra ka tinao le zavatra ataonao de tokony mba iezahano.Rehefa de mazava ho azy ny vokatra.
Toy ny fiainana andavanandro ihany ny itondrana azy e!
Za alo tsy hoe manambany ny sport eto mada indrindra io baolina kitra io:satria hitantsika tsara angamba iindray mandeha izay notambazana vola ry zalah nefa tsysy napoka akory.aiza ko LAOZANA MIREVY SY MIKARENJY FOTSINY.FANAOVANA VEHIVAVY mangony fotsiny sy ny fisotroana dzama club...zany de ataoko anareo hoe anisan'ny zavatra iray lehibe tsy ahavoazana eo @io taranja io fa tsy resaka karama mihintsy.
MANDANY HERY ANIE IO RZALA E!
3. petsambava ( 18/05/2006 11:53)
Hamàly kely an'ise ary aho ry ARSON ,ny zavatra tena hitako an dia misy fidiram-bola ihany ny federasiona fa mivily làlana ...eo koa moa ny TAFITA izay mahazo vola tokoa @ ireo haba alaina @ toaka sy ny sigara fa dia mivily làlana koa ,ny hany sport mbà mandeha eto MADAGASIKARA izao dia ny rallye sy ny karting satria nahoana? 1 aloha sportn'ny mpanam-bola dia faharoa manarak'izany mazàva tsara ny fitsipi-dàlao ao koa ny sponsoring na kelikely ihany aza aloha.

Jereo fa ny brezilianina dia tany mahantra kanefa ny football ny azy dia tsy ataony ambanin-javatra mihintsy manao partenariat @ na club maro dia normal raha be ireo mpilalao milalao any ivelany ! dia tsy mahagàga raha hita hoe efa tena haut niveau ny mpilalao brézilianina ary lafo tokoa!
4. arson ( 19/05/2006 07:42)
zay angaha ka tsy mifaka.Ka noho izany tsisy idiran'ny fanja izany fa anjaran'ny federasionina 1 1 no mahita ao hoe mande sa ahoana ity zavatra iandraketana ity.
Lazaiko anao fa na tsy ny toaka sy ny forongony ary de misy haba avokoa fa tsy hoe mivily aiza io fa mivezivezy eto an-toerana ihany.Fa anjarantsika fotsiny no mamakafaka azy ireny tsara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5836