Angoridao mena kely no andihizana androany a!

1. sareraka ( 15/05/2006 15:39)
Avant 2002:
angoridao mena kely no andihizana androany ah
inty re ny volanao enin-jato(3.000fmg)
-ividiano fripperie ny ar 100
-ividiano slip koa ny ar 100
-ataovy frais ny ar 100
-ividiano vary 1 kapoaka ny ar 100
-ividiano taovan-kena ny ar 100
-ividiano saribao ny ar 100.

Aprés 2002:
angoridao mena kely no andihizana androany ah
inty re ny volanao enin-jato(3.000fmg)
-andehano taxi -be ny 400
-ividiano afokasika ny ar 100
-ividiano sira ny ar 100
-......LANY???

tsy mahazo mihinam-bary intsony izany
tsy mahazo saribao
loza ity rey olona!!!
aleo amidy ilay angoridao mena kely sitrany ahay

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY!
2. hery ( 15/05/2006 16:31)
sareraka> -ividiano fripperie ny ar 100

:-) io kosa lainga e...

Na scoubidou aza tsy azon'ny ar 100 (500 fmg ange izany ry sareraka e....)

INONA NO MARINA AMIN'IO??
3. Fiffi ( 15/05/2006 16:44)
400+100+100=3000 ? :wink: lany ??? :)hummm:)
MARINA VE IO ?
4. sareraka ( 15/05/2006 21:45)
ariary fa tsy fmg o
KA IN NO TSY MARINA AMIN IZANY?
5. patrick2002 ( 16/05/2006 01:33)
ka i sareraka anie lozan'i sareraka migrevy dia tsy misy ny vokatra miakatra ,tsy afaka mitaky hetra ny fanjakana ,tsy misy ny hetra miditra ,dia manjary manota vola-baoritra (planche a billet)(vola natonta tsy misy antoka)ny fanjakana handoavana ny karaman'i mpiasa sy ny miaramila dia misy ny inflation miakatra ny vidim-piainana any ka ilay 3000fmg tsy maqhazo saribao intsony KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY :-D:-D:-D
6. Fiffi ( 16/05/2006 06:29)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. mandrindra ( 16/05/2006 12:39)
marina izany sareraka a, niakatra ny vidimpiainana. fa ny habetsaky ny karama koa dia afaka miezaka mampitombo izany ny tsirairay fa tsy miandry ampiakarina fotsiny amin'ny alalan'ny masina.
8. Fiffi ( 21/05/2006 13:05)
mandrindra:
marina izany sareraka a, niakatra ny vidimpiainana. fa ny habetsaky ny karama koa dia afaka miezaka mampitombo izany ny tsirairay fa tsy miandry ampiakarina fotsiny amin'ny alalan'ny masina.
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY ?


9. mandrindra ( 22/05/2006 14:28)
fiffi, aza mametraka fanontaniana fa i sareraka no mpanotany fa tsy mpanome valiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4007