zaza mandeha tevidoha, inona ny fanafodiny?

1. xxx ( 16/05/2006 05:09)
Manaoana daolo nareo eee, raha mba misy afaka mitondra fanazavana momba ny tevi-dohan'ny zaza kely sy ny fanafodiny dia isaorana mialoha, fa misy ankizy kely izay, 7taona, isaky ny alina mandeha tevidoha foana (efa hatramin'izy 5 taona no toy izany), ka inona no azo atao? misy fomba isorohana azy io ve? hatramin'ny fahafirin'ny taonany no mety handeha tevi-doha izy? Ny reniny koa hono mpandeha tevi-doha fahazaza, ka sao dia avy amin'izany? Dia misaotra mialoha e!
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:23
2. Fiffi ( 16/05/2006 05:31)
xxx: mandra-pahamalian'ny mpitsabo eto de jereo koa fa efa misy namana niresaka momba an'io eo @ le dinika fahasalamana "efferalgan" Manana dokotera mahay be isika eto fa aleo ry zareo no hanome fanazavana an'io .:) Io ry toubib sy wata ô! :)
3. watafon ( 16/05/2006 10:50)
:wink:xxx misy antony vitsivitsy mahatonga an'io: fa raha @ ankizy izy matetika d ilay atao hoe epistaxis essentielle: avy amina tache vasculaire izay mora mande rà tokoa(fragile), rehafa tonga @ puberté ilay zaza nefa dia manjavona oazy izy io! arakaraka ny habetsahan'ny rà mande koa ny mety ho fiantraikany @ fahsalaman'ilay zaza! rah betsaka b d tokony cauteriser-na ilay vaisseau mahatonga azy io.
misy causes hafa ihany koa anefa izaya tsy tokony hohadino:
- infection: rhinite na sinusite
- maladies hemorragiques
- traumatisme: mety hoe voadona v izy ioa taloha
http://fr.wikipedia.org/wiki/%C3%89pistaxis
4. Fiffi ( 16/05/2006 11:10)
wata: rehefa mi-se-moucher mafy iny koh de manderà ny orona , midika zany fa fragile be ny veine ao eh ?
5. xxx ( 16/05/2006 12:28)
watafon, misaotra betsaka amin'ny fanazavana fa ho valin'ny fanotanianao hoe voadona ve izy taloha dia tsia! zaza fito taona ve possible hisy sinusite? sa ahoana ny fomba hi detecter-na an'io sinusite io raha mbola zaza izy? Ilay zaza aloha dia matetika voan'ny sery e, sady mitsontsori-delo lava, ka mety ho sinusite ve izany? (Ny tena voamarika dia rehefa mangatsika toy izao ny andro dia mitsontsori-delo lava izy) Ary ny sinusute ve signe maha terrain allergique olona iray? Misaotra mialoha amin'ny fanazavana indray e
6. watafon ( 16/05/2006 17:40)
Fiffi: iny indray zany zavatra mety mateti-pitranga e! le vaisseaux capillaires zany no fragile e!
xxx:possible ho voan'ny sinusite ny ankizy k! raha voan'ny sery lava izy d rhinite zany , io rhinite io mantsy mety avy @ na allergie na infectieuse
7. Fiffi ( 17/05/2006 06:46)
wata: ok :)
8. watafon ( 17/05/2006 07:29)
:wink::-*
9. Fiffi ( 17/05/2006 07:31)
wata: ountsss ko maninona koh no hatao :wink: ? :-D:-D laingako zany fa :*:* :)
10. watafon ( 17/05/2006 07:34)
njy ty ry Fiffi an: :*:*:*:*
11. Fiffi ( 17/05/2006 07:36)
:oops:
12. watafon ( 17/05/2006 07:39)
maninn njay e? :):):*
13. Fiffi ( 17/05/2006 08:02)
wata: :* tsy maninona kah! :)
Fa hono hoa akia an! rehefa mande-rà orona iny , misy milaza fa tsy azo hatao ny hahondrika any aoriana ny loha , misy milaza fa hahondrika eo anoloana , na hoe inona koh moa , indraindray tena tsy hay tsony zay tokony hatao.
14. watafon ( 17/05/2006 13:44)
ny tokony hatao zany aloha d tsy ahondrika any aoriana izany ny loha fa pincer-na ny orona mba hijanonan'ny rà e! raha misy compresse na coton d tamponner na mandra pijanonany e!
15. Fiffi ( 17/05/2006 14:09)
wata: ah! ok ! tsara fantatra zany satria rehefa somary panika kely iny tena tsy hay intsony zay tokony hatao.
16. watafon ( 17/05/2006 14:18)
zay mihitsy no zesta tokony atao e! :-*
17. Fiffi ( 17/05/2006 14:55)
merci Dr ! :):*
18. watafon ( 17/05/2006 16:34)
:oops: :*:*
19. Fiffi ( 17/05/2006 18:57)
wata: ntsooooo ! fa naninona indray hono akia ny dokoterako io no nanao :oops: ? dokoteranay rahatra manko eh! :) :*:*
20. fijo ( 17/05/2006 18:59)
misy point izay koa eo amin'ny orona eo,rehefa voapotsitra dia mijanona io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1966