zaza mandeha tevidoha, inona ny fanafodiny?

21. Fiffi ( 17/05/2006 19:02)
fijo: ah ? de aiza ho aiza no misy an'io ?
22. mimich ( 18/05/2006 10:17)
aiza zany point zany ry fijo
23. watafon ( 18/05/2006 12:08)
sarotra ny manoro an'io raha tsy misy pratika mitsy sa ahoana oziz fijo?
24. Fiffi ( 18/05/2006 12:19)
wata aahhh ! indray mandeha zay akia zah nandeha rà orona be , tsy hita intsony zay hanajanonana azy de le voisine niteny hoe hasio sira vovony hono ao anaty orona , tsy nataoko aloha io fa azo hatao ve zany ?
25. xxx ( 18/05/2006 12:33)
Watafon, misaotra indrindra aloha amin'ny fanazavana, dia misaotra an'ireo namana hafa ihany koa, fa misy fanontaniana tsy nahazoako valiny anie azafady ka somary averiko kely e, hoy aho hoe
ahoana ny fomba hi detecter-na an'io sinusite io raha mbola zaza izy? Ary ny sinusute ve signe maha terrain allergique olona iray? Misaotra mialoha amin'ny fanazavana indray e
26. bimanoa ( 19/05/2006 03:43)
Fiffi - le oe asina sira vovony anaty orona, angamba tsy fanafody kosa izany raha amiko aloha,
Marina le an' i watafon ery ambony d apetraka @ maloka le olona, maka serviette na lamba madio vontosana rano d fiazana d iny koa apetraka @ handrin' ilay mitevi-doha na glacon ( sécourisme tany @ skoto izany )
sinusite - efa voan' io aho fa ny fiantraikany tamiko indray ny tsaroako d marary ny an-dohako, tsentsina ny orona, tsisy lelo fa tsentsina tsy mahazo aina fotsiny,fa samy nandramako daholo na ny fanafodim-bazaha hihihih na ny tany @ ratsimamanga fa le 1º miverina foana fa ny tany @ ratsimamanga no tena nahafaka azy !
27. petiterose ( 19/05/2006 05:53)
sao dia mba afaka omen'i bimanga ny anaran'ilay fanafody azafady?
28. booboo ( 19/05/2006 06:14)
hihihihi misy niova anarana tampoka.

Ngôdé siramamy kosa fa tsy sira ? :/na izany na tsy izany klou tô danzéré lé hanisy siramamy fa lasa mivaingana lé raha dé tsentsina ndray ny orona. Non ?
29. watafon ( 19/05/2006 06:48)
Fiffi: tsy d tsara loatra zany kle! tamponner na @ compresse na coton ihany sady pincer-na avy ety ivelany !
xxx: azfd fa zao e: ny radio na scanner no ahafahana midetecter azy , fa na izany aza ny fambara ivelany koa mety hahafantarana azy k! ohatra oe misy lelo mavomavo sady mamofona b reny le zaza d mety ho izy zay !
ny sinusite zany tsy signe milaza ny maha terrain allergique e!
30. Vaika ( 19/05/2006 06:49)
Raha be lelo marina ilay zaza dia mety ho infection araka ny nolazain'i ra-doko izany.
Fa raha ny fijeriko azy dia lasa lavitra loatra ilay hoe sinusite raha tsy hoe marary an-doha lava angaha. Nôrma tsara ny zaza raha voan'ny sery lava ny zaza fito taona izany : mbola tsy en place ny défense immunitaire angamba. Nefa mety ho allergie koa.
Na izany na tsy izany dia alohan'ny hiditra amin'ny fanafody allopathiques dia tsara ihany ny manampy azy kely amin'ny fomba tsotsotra :
Alohan'ny hatory sy rehefa vao mifoha maraina, dia sasany amin'ny "sérum physiologique" ny oron'ilay zaza (raha sira na siramamy sao dia manampy trotraka ilay inflammation).
Jereo ihany ny chambre-ny fa sao mando loatra na maina loatra, raha miankin-doha amin'ny rindrina ny loham-parafara dia asio isolant fa sao mangatsiaka loatra... Aza adino koa fa mety ho psychosomatique ilay zavatra (manifestation physique du stress), na dia vao fito taona monja aza izy dia manana ny manahirana azy koa !!!
Fa diovy ny orony, atao matetika (5-6/jour) raha voan'ny sery izy.


31. xxx ( 19/05/2006 07:15)
Misaotra indrindra ary amin'ny fanazavana ee, misy itandremana izany, ary misaotra betsaka an'i Vaika ihany koa amin'ny fanampim-panazavana.
32. watafon ( 19/05/2006 11:06)
booboo::-D:-D:-D
xxx: tsisy fisaorana e!
33. booboo ( 19/05/2006 11:22)
watafon > kiiii, mehezan'ingahy fotsiny zany lé :°). Satria refa mandeha rà reny ( ratra fa tsy refa règles sao diso fihevitra eo :twisted: ) dia refa asiana siramamy dia mijanona lé rà ; dé ngôdé mety @ tevi-doha koa :roll:....:°)
34. Vaika ( 19/05/2006 11:44)
xxx : tsisy fisaorana e !
dia refa asiana siramamy dia mijanona lé rà ; dé ngôdé mety @ tevi-doha koa
Aïe, aïe, aïe !
Inona daholo aza ity hasisitsika any ity ? :?::?::?:
35. Fiffi ( 19/05/2006 13:55)
heu...
36. fijo ( 19/05/2006 20:21)
sarotra atoro le point io,fa tamin'ny nanao AI KI DO fahiny no nahaizako an'io,fa tena mijanona tokoa le ra
37. Fiffi ( 20/05/2006 05:26)
hummm ! de tena voadona foana zany ny orona raha izany koh! nahazo paké foana ve ? fa tsara fantarina io an! le point an! hoe aiza fa hanampy be .
38. watafon ( 20/05/2006 14:04)
booboo: :-* aoka ary fa tsy himeme tsony za e! tena marina akia io an ! raha ety @ vatana d mety le asiana siramamy na zavatra hafa fa raha le anaty orona kosa tsy mety k ! fa vao androany za zao no nantsoina tany ambanivohitra tany fa nisy zazavavy kely naratran'ny famaky ny lohany d alohan'ny nahatongavako d nasian'ny reniny café vovony le fery ary d nijanona soa aman-tsara le rà !
39. fijo ( 20/05/2006 20:15)
ie,de le alamo koa,mampijanona ra tsara.
40. Fiffi ( 21/05/2006 14:06)
naratra ny famaky ny lohany ? :roll: ay!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2717