zaza mandeha tevidoha, inona ny fanafodiny?

41. watafon ( 21/05/2006 18:22)
misaotra ry fijo fa tsara ho fantatra zany aty an!
42. Fiffi ( 21/05/2006 18:24)
de ahoana kay ny fampiasana azy ? satria hisy havana ho avy de mba haseko mitondra.
43. watafon ( 21/05/2006 18:33)
raha sendra maratra zany ndry d hosorana amin'ilay alamo e !
44. Fiffi ( 21/05/2006 19:09)
misaotra anao dokotera ô ! :):*
45. watafon ( 21/05/2006 19:16)
humm! raikitra ndray zany ?:*:*
46. booboo ( 22/05/2006 08:32)
:miam: saika tara film lé :miam::miam:
47. tsiahi ( 23/05/2006 06:51)

valiko maika : aza omena aspirine intsony ny zanakao mandrakizay .
48. watafon ( 23/05/2006 18:37)
tsiahi: marina tokoa zany !
booboo: :-D:-D:-D film inn :?::?:
49. Fiffi ( 24/05/2006 05:15)
wata: tsy mahazo nga ? :(
50. toovs ( 24/05/2006 12:04)
xxx:

Manaoana daolo nareo eee, raha mba misy afaka mitondra fanazavana momba ny tevi-dohan'ny zaza kely sy ny fanafodiny dia isaorana mialoha, fa misy ankizy kely izay, 7taona, isaky ny alina mandeha tevidoha foana (efa hatramin'izy 5 taona no toy izany), ka inona no azo atao? misy fomba isorohana azy io ve? hatramin'ny fahafirin'ny taonany no mety handeha tevi-doha izy? Ny reniny koa hono mpandeha tevi-doha fahazaza, ka sao dia avy amin'izany? Dia misaotra mialoha e!



ny tenako izao no tratran'io taloha fa ny fanafodiny de manao satroka amin'ny atoandro ka tsy avela ho tratran'ny masoandro ny loha e. fa tadidiko isaky ny izay manadino na minia tsy nanao satroka aho taloha de efa miomana amin'ny mouchoire hasiana ran'orona amin'ny alina fa raha tsy izany de manasa fonon'ondana indray ny ao antrano ny ampitso e
51. Fiffi ( 25/05/2006 05:14)
ary raha tsy avy ny orana de ahoana ?
52. watafon ( 28/05/2006 14:29)
Fiffi: :-D:-D:-D inn no idiran'ny orana amzany akia :?: ran'orona fa tsy ranon'orana e! :-D
53. Fiffi ( 29/05/2006 06:53)
:oops: :-D:-D:-D noheveriko hoe hasiana ranon'orana le mouchoir :-D:-D:-D zah aza mba gaga koh! :oops:
54. watafon ( 30/05/2006 18:12)
:-D:-D:-D
55. Fiffi ( 31/05/2006 06:23)
:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1417