Zava-niseho hafahafa tao AMBOHIMANARINA !!!!
1. gasypantin
(
16/05/2006 08:22)
Maro tamintsika angamba no nahita ilay article tao @ wanadoo.mg momba ireo lahy sy vavy niray teny ankalamanjàna tao AMBOHIMANARINA ka tsy nety nisaraka ...Fady ve ilay toerana sa nisy inona
http://www.wanadoo.mg/factu.php?sectionld=154
koa dia tandremo ihany ny miray etsy sy eroa ry mpifankatia:-D
http://www.wanadoo.mg/factu.php?sectionld=154
koa dia tandremo ihany ny miray etsy sy eroa ry mpifankatia:-D
novalian'i mandrindra ny 17/05/2006 09:25
2. Fiffi
(
16/05/2006 09:00)
toa tsy misokatra ? fa efa nalefako any @ resak'olondehibe izy io anikeo maraina !!
6. petsambava
(
16/05/2006 10:07)
Izany ny tromban'AMBOHIMA
loharano madio
manondraka ilao onàona
ilay toerana fady an
hi hi hi :-D
loharano madio
manondraka ilao onàona
ilay toerana fady an
hi hi hi :-D
7. vale
(
16/05/2006 11:10)
gasypantin:8O tsy mampino!!:roll:
Maro tamintsika angamba no nahita ilay article tao @ wanadoo.mg momba ireo lahy sy vavy niray teny ankalamanjàna tao AMBOHIMANARINA ka tsy nety nisaraka ...Fady ve ilay toerana sa nisy inona
http://www.wanadoo.mg/factu.php?sectionld=154
koa dia tandremo ihany ny miray etsy sy eroa ry mpifankatia:-D
8. vahatra22
(
16/05/2006 11:48)
matsiravina kosa ny nataon'izany ol zany! otran'ny biby , tsy henatra tsy tahotra ve eny an-kalamanjana b zao! tsara ho azy mintsy zay , zay ngamba izy fay tsara!
d anatra ho an'ny rehetra zay e!
d anatra ho an'ny rehetra zay e!
11. sylvain
(
16/05/2006 16:17)
Leo ny ao an-trano lava kosa ry zareo d mba maka ny an-jara masoandrony é!:-D
12. 4mimananelatra
(
16/05/2006 16:37)
mety avy nijery film x angamba i botsaiky sy rakalakely dia hoe andoooooo lasa izooooo...KINANJO..=))=))=))