io MISOLELAKA io e .....

1. petsambava ( 11/05/2006 14:10)
Inona moa no atao hoe MISOLELAKA ?
Ny atao hoe misolelaka dia mitady 19 any @ lehibe e?
Atao izy io mbà hiarovana seza na hijapiana train .Maro no mpanao azy io hatrizay ary izay koa angamba no nahavoa ny mpitondra hatrizao!
Inona no probléme..
An an an tsy misy probléme Mr le prezidà,Mr le 1er ministre,Mr le DG....
Jerena ny bilan avy eo=0
2. hery ( 11/05/2006 14:24)
Euhhh... sosokevitra ve izany ry petsambava?

Sao dia mba ireto kosa no nahavoa ny mpitondra hatramin'izao.

Resaka hafa atao any amin'ny resaka hafa. Resaka politika na eritreritra mandalo atao any amin'ny sosokevitra, resaka politika atao any amin'ny Fivavahana sy Finoana.

Ny bilan? :-)
3. lemenakely ( 11/05/2006 14:48)
ity izany ilay hoe dokadokafy hanitsa-t...:-D
4. Fiffi ( 11/05/2006 14:52)
ny bilan ? heuuuuu.... mampiheritreritra tokoa an! :wink:
5. Rainikarabo ( 11/05/2006 17:30)
ireny olona petsana ireny marina ange rehefa jerena ny zava-bitany, atao ny bilan ka 0 e, ny vava no betsaka
6. diamondra27 ( 11/05/2006 18:46)
maka 19 de avy eo manova veste v
7. Herimiafina ( 11/05/2006 19:32)
Tsy ny mpitondra no maka 19 satria izy no hakana ilay 19.
8. ravatorano ( 12/05/2006 04:14)
raha tsy misolelaka zany d 20/20 v ny bilan hihihihih
9. soleil ( 12/05/2006 05:57)
zavatra tsy atao mahagaga zany ary eny anivon'ny orinasa koa ary dia misy an'izany daholo

misolelaka satria nahoana ? manafina ny toetra sy kilema sasany , mba te ho tsara toerana sy fijery eo imason'ny lehibe ka mitantara zao antsaga sy aman'orana rehehtra zao , eny manaratsy sy manenjika ny olona hafa akory ary

ny olona tsy mandeha lalana sy tsy matoky ny valeur-ny raha eny anivon'ny asa no resahiko no manao izany

toetra tsy mankaiza velively zany akory fa asakasak'izay te hisolelaka
10. fasaly ( 12/05/2006 06:20)
tsy aleo ve ampiako point 1 de lasa 20 le izy de tsy lila 19 trony fa tonga de 20/20:)
11. totofy ( 12/05/2006 06:25)
ampiako 1 koa ry zareo dé lasa 21 klé
21/20 io no tadivina vé ô.......iny bé da bé sy gratuit:-D:-D
12. fasaly ( 12/05/2006 07:12)
totofy: plus ke bdb njay aza zany 21/20 zany8)
13. ari.malala ( 12/05/2006 07:19)
:-D za ts mila 19 kle! ny ana ra ts 20 ts ampy ana:-D:-D:-D
14. totofy ( 12/05/2006 07:29)
fasaly :
totofy: plus ke bdb njay aza zany 21/20 zany
=))=))=))=))
mila hanesorana ve be loatra :?: sa tsy omena mintsy:-D
15. fasaly ( 12/05/2006 08:23)
ari. tsary tiko kou klou lay mahazo 19 e!:wink::-D:-D otran'ny tsy amin'ny fo zany no hanomezana 19 io hihhi!

totofy: an an an !a tsara beuh nge raha bdb e! fa lay try ampy otran'ny io 19 io no ratsy:x:°)
ny ahy aza mihoatra io no tiko ndrindra;-)
16. Fiffi ( 12/05/2006 09:16)
nahazo 19 daholo ve aloha eh ? :-D:-D:-Dfélicitation io raha izany an! kiii !! 19/20 hummm manja zany noty zany an! :-D:-D:-D:-D:-D
17. ari.malala ( 12/05/2006 10:17)
Fiffi, efa we za tsy tia 19 wa! aleo tondé20 ihany fa iny n feno kle :-D:-D:-D:-D
18. mamzelkely ( 12/05/2006 11:16)
zah klou nahazo 19 eee fa we sur firy zay zao no ts de haiko lôtra klé :roll: mety ho /100 aaa :°):-D:-D
19. Fiffi ( 12/05/2006 19:25)
ry ari.malala sy totofy kosa ve nama de 21/20 no tadiavina ? tsy misy pentina zany ? :-D:-D:-D:-D:-D
20. fasaly ( 14/05/2006 02:43)
kou try aleo veuh, ny lela mahintry no ampiasaina hi lelafana raha te hisolelaka toy izay manome 19:^):^):^):^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.2102