Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
08/05/2006 19:03)
Ny député ve olom-boafidy sa olom-boavidy?
Raha ny zava-misy mandrak'ankehitrio dia mampieritreritra ny zava-misy ao @ io assemblée nationale ao TSIMBAZAZA io.Ny député dia solombavam-bahoaka mitondra ny feon'ny vahoaka ....olom-boafidy!
...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 17/05/2006 09:06
Lejim
(
08/05/2006 18:24)
savorovoro
Araka ny lalana hono dia vote secret no anaovana ny fandatsaham-bato rehetra ao @ antenimieram-pirenena, kanefa tsy nanome precision hoe ahoana ny fomba na proces hanaovana azy io. GeneralisE be manko...
tohiny
novalian'i lamie ny 10/05/2006 21:20
johnny
(
08/05/2006 16:24)
ny ainga
akory aby,
sao mba misy mahalala ny tononkiran'i Ny Ainga le hoe "kôzy vré" nareo sy le hoe "fanantenana" na koa hoe "tsy hoe tsy fitia...". efa nitady tato aho fa tsy misy ato na iray aza. miara...
tohiny
novalian'i pissoa ny 18/05/2006 17:28
bellla
(
08/05/2006 15:25)
Marina ve fa....
Marina ve fa ny lhl hono raha tsy misotro toaka dia mifoka refa tsy ireo indray de tsy andalovan'ny vehivavy (zany hoe tea ampela)?...
tohiny
novalian'i kanto10 ny 27/10/2006 07:55
xxx
(
08/05/2006 14:54)
gay mitady namana (amis) lahy na vavy
Izaho dia efa miaraka @ lehilahy ary sambatra tokoa izahay.Na izany anefa dia mba mila mifanerasera @ olona hafa izahay na homosexuel izany na tsia.
Olona tsotra sy hedry anefa no tadiavinay; Olona t...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/10/2006 06:18
mino18
(
08/05/2006 14:46)
ZAZAKELY NY TIM
HITA MIHITSY FA MBOLA TSY MANANA CULTURE POLITIQUE NY TIM.KISENDRASENDRA SY NY HDALAN'NY AREMA MOA NO NIAKARANA.IALAO RANGAHY LE IZY REHEFA TSY ZAKAN' NY LOHA SAO HO ADALA EO...
tohiny
novalian'i Optik ny 13/05/2006 16:28
xxx
(
08/05/2006 12:56)
velouma dôly afaka herinandro
ts we ts te ho hita zay fa olona roa zahay no somary hangata-dalana kely satri noho ny adidy ts maints atao de afaka 1 semaine eo zay ts ho eto alou mandritra ny fotôna elaela ka de tsofi-rano re :-*...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/05/2006 11:59
4mimananelatra
(
08/05/2006 11:14)
BETSAKA ireo adala mivezivezy erak'ANTANANARIVO nefa...
Zavatra marina no lazaiko aminareo io maso be tsy mahita angamba raha misy milàza fa tsy misy an'izany!
Be ireo adala mivezivezy erak'ANTANANARIVO ary mampidi-doza satria mandeha tsara eny @ arabe i...
tohiny
novalian'i vale ny 12/05/2006 21:51
poupousa
(
08/05/2006 11:13)
JOBA BE NONO
=))Lisany ve lty tsy mahita fa milay ihany koa ny joba be NONO.Tsy haiko alo fa raha za de reveko kokoa ny joba be nono noho ny kely nono e8)...
tohiny
novalian'i pitramix ny 08/11/2006 23:42
sareraka
(
08/05/2006 10:41)
Ny amidy filanjàna ho an'ny mpanjàka misy.....
Ny amidy filanjàna ho an'ny mpanjaka misy fa ny amidy angady ho an'ny vahoaka tsy misy...
Izany no zava-misy ankehitriny MAMPALAHELO TOKOA!!!---BOEING 730-300 AIR FORCE 1 ho an'ny prezidà
-140 4*4...
tohiny
novalian'i adidy ny 21/05/2006 10:47
mamafara
(
08/05/2006 10:31)
Faly be i mamafara
Faly be tafiditra ho mpikambana eto amin'ity tranonkala ity. Nandeha nijerijery teny amin'ny fetin'ny internet ary nisy nanondro ahy izy ity. Handramako ny hiditra eto, hay tena nety. Isaorako eto ila...
tohiny
novalian'i raemtikoela ny 26/07/2006 11:45
xxx
(
08/05/2006 10:20)
hevitrareo
ahoana aloha ny hevirareo aminity fitiavana sy tchat virtuel ty , efa nisi anio resaka io ihany teto fa tiako fantatra we mateza v sa tsy maharitra?indrindra moa aloha ilay fifankahitana voalohany we ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2006 11:11
arson
(
08/05/2006 07:26)
TAFIDITRA ATO AMIN'NY SERASERA IHANY
Ny voalohan-tsoratrako angamba dia ny fiarahabanantsika rehetra eto @ serasera na vao2 izany na efa tranainy e!efa ela ihany izaho no saika hiditra tato fa zao vao tafiditra tsy izany mantsy fa izao...
tohiny
novalian'i arson ny 01/08/2006 12:39
hery
(
08/05/2006 07:00)
Tsikitsiky lava Pazzapa 3
Atomboko eto ity dia mba tohizanareo sy fenoinareo :-) rehefa feno dia apetraka ao amin'ny tononkira
Fa n'inon'inona hitranga am'ny Fiainanao
...
Ndraindray ambony indraindray ambany
Tsy olana i...
tohiny
novalian'i DEDAKE ny 10/05/2006 12:27
rasah
(
08/05/2006 06:47)
ady atao @ fampiasana zaza tsy ampy taona
nivoaka t@ erin'andro iny ny tatitry ny sampan'ny Firenena mikambana misahana ny zaza sy fampianarana momba ny fampiasana zaza tsy ampy taona: efa mihena ny zaza miasa any @ ireo tany asiatika sasany,...
tohiny
novalian'i Michaela ny 10/06/2006 18:12
rasah
(
08/05/2006 06:33)
trano gasy vaovao
manomboka misy ankehitriny ireo mpandraharaha @ tao-trano mamerina ny trano gasy taloha izay mananany endrika sy hasina maha izy azy. tsara deraina izy ireo...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 11/05/2006 10:11
hery
(
08/05/2006 06:04)
Tondrompeo EMBONA (film) misaotra eee
Napetrak'i Vaomiera tao amin'ny tononkira ilay tondrompeo gitara ahafahana mitendry an'ilay hira EMBONA (film)... hira be mpakafy.
Misaotra betsaka eee.
http://tononkira.serasera.org/?rub=tononkir...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 10/05/2006 13:44
zoklbfkfk
(
08/05/2006 06:02)
mitady an'i Rajaonson Ambinintsoa Joelle
Miarahaba antsika rehetra!
Mitady an'i Joelle na i Zo : Mpianatra tao amin'ny Nanisana tamin'ny taona 1994-1996 tany hoany.
Raha mba sendra mamaky an'ity akia ndry ry Zo dia mba anoraty ê!
Manant...
tohiny
novalian'i mamafara ny 09/05/2006 04:26
sipagasy
(
08/05/2006 05:40)
Justin Vali
hisy fandaharana mikasika io Mpanakanto io ao @ tv:
* 09/05 ------ 4 ora tolak'andro na 16h -- FR3
* 11/05 ------ 4 ora maraina ------------- FR2
* 13/05 ------ 7 ora sy sasany ----------- TV5 mo...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 01/06/2006 15:34
diamondra27
(
07/05/2006 22:56)
efa nanana revy ve ianao?
Araka io lohateny io dia lasa ny fisainako mba manontany anareo namana eto aho manao hoe: efa mba nanana revy ve ianao teo @ fiainanao?
Dia efa nisy tanteraka ve na dia iray monja aza?...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 13/05/2006 06:29
