Faly be i mamafara

1. mamafara ( 08/05/2006 10:31)
Faly be tafiditra ho mpikambana eto amin'ity tranonkala ity. Nandeha nijerijery teny amin'ny fetin'ny internet ary nisy nanondro ahy izy ity. Handramako ny hiditra eto, hay tena nety. Isaorako eto ilay olona tamin'ny sabotsy izay inoako fa mpikambana ato koa izy na sady tsy nitonona ny anarany na ny pseudo akory aza. Fa izy mahalala.
Tsy dia mbola havanana toy ilay namana iray ao ambadika ao fa dia mba ampianaro moa e.
Misaotra betsaka.
2. mamzelkely ( 08/05/2006 10:51)
tounga chou eto aza eee :-*
3. Fiffi ( 08/05/2006 11:16)



de aza misalasala fa namana daholo ny eto.:) :-*
4. Fiffi ( 08/05/2006 11:18)
mamz: hummmm ! voasongona indray zah an! :-D:-D:-D:-*
5. bebe ( 08/05/2006 11:28)
tsy mahay an'ilay smileys fa mba omeo sopapa
tonga soa mamafara
bebe
6. diamondra27 ( 08/05/2006 11:41)
mankanesa any @ generateur smileys fa misy betsaka ao azo isafidianina
7. diamondra27 ( 08/05/2006 11:43)
tonga soa mamafara

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img108.imageshack.us/img108/861/vhvklikmaso5be.gif[/IMG][/URL]
8. arson ( 08/05/2006 12:17)
Miarahaba anao koa za fa samy niara niditra isika sy ianao androany.Samy mbola nandra angamba isika ka mahazoa fahafinaretana e! misaotra an'i HERY SY IREO AKAMA HAFA KOA IZAHO TAMIN'NY FIARAHABANY AHY SY NY FANOROANY ZAVATRA HAHASOA AHY ATO @ SERASERA.TENENIKO ANAO IHANY: ireo @ sisiny ankavia ireo misy fanoroam-pejy ka afaka misafidy amin'izay tianao ianao.
merci mamafara a!
:-D 8O :*
9. bebe ( 08/05/2006 12:36)
misaotra an'i diamondra27 :-*
10. Fiffi ( 08/05/2006 13:47)
DM: manja kosa aloha ndry an! :):-*
11. mamzelkely ( 08/05/2006 13:53)
tonga de taitra be za nahita an le ps an mamafara fa io ny fanalana anah ao atrano we zah hno mamafara fa ts tantine :-D:-D
12. Fiffi ( 08/05/2006 14:17)
mamz: de noheverindy fa ndry ve ? :-D:-D:-D:-D
13. vale ( 08/05/2006 14:22)
TONGASOA ETO @ serasera i mamafara dia i Arson koa zany! hosorana tantely sa?:-D tsisy tantely virtuel fa ity eh,:-*:-*:-* :-*:-*:-* :D
14. dadabe ( 08/05/2006 14:50)
salut mamafara mamzelkely

manja kely diamondra izany a!:*
15. diamondra27 ( 08/05/2006 14:50)
mamaz:sali tantine
16. dadabe ( 08/05/2006 15:04)
mamafara diamss sali:*:*
17. mamafara ( 09/05/2006 04:13)
misaotra betsaka daholo :-*
18. diamondra27 ( 09/05/2006 05:15)
tsisy fisaorana ramamafara a!
19. mamafara ( 09/05/2006 06:03)
tsy mamafara diamss zany aloha azafady
efa hoe mamafara dia mamafara zany fa tsy tantine no mamaraivo :lol:
20. hery ( 09/05/2006 06:20)
Dia tonga soa kou zany mamafara... ataovy izay mety e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3841