Faly be i mamafara

21. Fiffi ( 09/05/2006 06:45)
mamafara: ndry irery no mamafara kah! fa mba hasiana vazi2 koa ilay izy akia an! :):-*:-*:-*
22. diamondra27 ( 09/05/2006 11:00)
letia e! lazaindry zalah fa mamafara ndray ve 'za klé!

mazahoa njy toky fa tsy misy mamafara diams 'zany eo!
diams diams ihany sady DIAM'S FOREVER

fiffi: m'ci manazava fa tena mbola tsy zatra le namana vao² klé

misy dadabe sy bebe ato
de ndry mamafara fa mbola tsy misy ny dadafara
de papa sy maman kou efa misy
de junior
de namana rehetra
23. ari.malala ( 09/05/2006 13:11)
tonga soa ihany ko mamafara e, de mila mahatanty sangy tsara refa aato fa ny namnaa bdb ny mpananihany na :) d mirary serasera milay b ho anao ko e
24. Fiffi ( 10/05/2006 05:14)
mamafara: fa mahafinaritra be akia ato an! fa ho hitandry ange eh! sady tsiky de ampy :) :-*
25. mamafara ( 10/05/2006 06:40)
misaotra fa nazava tsara daholo:-*
ka aiza izato dadafarako
vazivazy iny aloha ka, sao tena misy eo vao tapa-doha
26. andry08 ( 10/05/2006 07:27)
Tonga soa mamafara ary tsy misy mpanapa-doha ato fa aza matahotra:*:*:*
27. diamondra27 ( 10/05/2006 17:04)
mamafara: tsy maninona 'zany ka! dadafara v de atahorana , de mba manenjika statistika ny fa dadabe 'zao manana bebe be de be fa tsy i ps bebe an!
de mamafara koa zany zao mety hanana dadafara be de be:wink:
28. Fiffi ( 11/05/2006 04:52)
mamafara: de aza gaga ndry fa be ny vazi2 ato , :-D:-D indrindra i dadabe tena mampihomé ato koh :-D:-D sa tsy izany ry DM ? jereo ao @ hatsika sy lalao fa tena ho afampo mihintsy ndry an! :-D:-D:-D
29. arson ( 11/05/2006 11:31)
Mamafara a! mahatateza fa na isika vaocvao aza anie afaka manao tranainy e!sa tsy izany ry tantine isany ao anatin'izany ry Diamondra, izay mety ho bebe sy dadabe e!
tandremo fa mety hisy hanapaka ny lohanao dia fara sisa na ny afarana dia mama sisa.ok!ratantine a!:oops:
fiffi: ianao aloha tena mahafatra-po @ilay fandefasana e!fandefasana hafatra izany sao mieritreritra zavatra hafa eo.sao ary ianao ity dia efa razam-be.vazy2 izany sao tezitra eo.vakio ilay hafatro ary @ arson fimailo a!hahaha!
:*:-*
30. Fiffi ( 11/05/2006 11:39)
arson: [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/haha4.gif[/IMG]
31. diamondra27 ( 11/05/2006 19:08)
:twisted:

arson: lasa tantine taiza njay 'za, efa oe "diams diams foana de diams forever" fa tsy misy tantine na mamafara na bebe zany

arison:cool fotsiny de midinika cool de milamina ny tanàna
de aza ampitahorinareo le ranamana fa tssss





32. arson ( 12/05/2006 06:15)
Marina zany e!
izy koa ania tsy mba mamaly dia tsy fantatsa ze ao antsiny e!sa ts'zany.
zay ne ts mampatahotra fa mampihorohora e!
cool=cool:miam:
33. Fiffi ( 12/05/2006 11:14)
arson: fa iza iza no tsy mamaly anao eh ?
34. arson ( 12/05/2006 12:32)
an!an tsy hoe iza iza fa mamafara hoa e!ngamba izy tena matahotra!
35. Fiffi ( 12/05/2006 17:26)
fa matahotra inona ?
36. mamafara ( 13/05/2006 07:07)
fa hatahotra inona ary zaho aminareo?
tsy matahotra fa sahirana fotsiny, mbola mianatra dia mandalo rehefa manana fotoana
misaotra antsika rehetra nandray anah :-*
37. diamondra27 ( 13/05/2006 11:35)
matahotra omby ranga ô!
38. Fiffi ( 13/05/2006 15:04)
39. arson ( 15/05/2006 05:53)
matahotra bibilava ko!
mamafara za efa miasa.de enao mbola mianatra.
40. Fiffi ( 15/05/2006 06:03)
arson: ity ve hatahorana ? nefa jereo ange raha tsy mahafatifaty ery mijery azy eh! [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Animaux/miniserpent1.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1912