Faly be i mamafara

41. arson ( 15/05/2006 06:08)
mety atahorany mihintsy io an!sa tszany ry mamafr.
:-*
42. Fiffi ( 15/05/2006 06:31)
zany ?
43. diamondra27 ( 15/05/2006 07:20)
fiffi::-D:-D:-D
44. Fiffi ( 15/05/2006 12:05)
DM: :-D:-D:-D ka marina akia io an! jereo kely ange raha tsy mahafatifaty kely ery le izy eh! :-D:-D
45. arson ( 16/05/2006 04:45)
tena mahafatifaty mihintsy ko!:-D:-D:-D
46. Fiffi ( 16/05/2006 05:45)
io ary eh! [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Animaux/miniserpent.gif[/IMG]
47. arson ( 16/05/2006 06:15)
hahahaha!:-D:-D:-D
48. Fiffi ( 18/05/2006 19:44)
49. dadabe ( 22/05/2006 08:34)
:{:{ BIBY EEE VONJEOO EEEEE!! MATY AHO MAMAFARA A
50. Fiffi ( 24/05/2006 03:52)
=))=))=))=))=))=))
51. mamafara ( 09/06/2006 11:45)
dadabe angaha fatahorana biby nefa zaho aza tsy matahotra. ampitahorako tigre sy léopard eo ianao an!:roll:
52. Fiffi ( 11/06/2006 05:54)
:-D
53. arson ( 20/06/2006 06:26)
MAMAFARA OA TO TSY HITA TSONY E!nefa mba nifanao ambony sy ambany teto ihany isika sy ianao? mamafara sao ary enao efa lasa bebefara?
:lol::lol:
54. mamafara ( 23/06/2006 11:14)
eto ihany ry arson fa saingy nanadino ny niditra teto amin'ity pejy it / ity ny anao :*
55. prime ( 23/06/2006 12:38)
Manao ahoana i mamafara!!!!:)
Mahay mihitsy diams sy fiffi ireto kah!!!:-D:-D
56. Fiffi ( 25/06/2006 18:54)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/120104laughter01.gif[/IMG]
57. prime ( 28/06/2006 10:11)
Mba omeo sopapa ry fiffi sy diams a!:@
58. tamatav ( 28/06/2006 20:24)
Salut zao koa ity mbola vaovao
Mba mitady namana gasy dia mba manoratra
izay ary fa dia velomaRed color
59. prime ( 29/06/2006 13:02)
tamatav> tonga soa ianao, dia mazotoa manoratra ary e!!!:)
60. zoklbfkfk ( 30/06/2006 12:59)
:* hoan'i mamafara
:* :* :* :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2343