hevitrareo

1. xxx ( 08/05/2006 10:20)
ahoana aloha ny hevirareo aminity fitiavana sy tchat virtuel ty , efa nisi anio resaka io ihany teto fa tiako fantatra we mateza v sa tsy maharitra?indrindra moa aloha ilay fifankahitana voalohany we ho diso fanantenana na ho afapo tanteraka , d ahoana?
,
novalian'i Fiffi ny 18/05/2006 11:11
2. Fiffi ( 08/05/2006 10:54)
samy manana ny fandraisany azy ny tsirairay @ io raha ny hevitro . Fa misy koa anie ny webcam azo hifampijerena eh! dia arakarak'ireo zay mifankatia hiany io.Ny hoe diso fanantenana indray dia arakarakin'ny fitiavanareo aloha sy ny fifampijerena @ webcam . Raha tsy misy indray io dia raha tena mafy moa ilay fitiavana , nahoana no handiso fanantenana ? nefa asa aloha an!
3. xxx ( 08/05/2006 10:55)
mmhhh vao avy nihatra tamiko ilay izy aloha fa dia diso fanantenana tanteraka aho e! tss ny sary nasehony ahy hatrizay ve ranga milay ery hhhih sary efa ho 8 taona tany ho any, ary na hoe nandefa sary aza izy vao haingana alohan'ny tena ifankahitana dia tsy hita tsara ny endriny, mmhh tonga avy tany anefa dia tena tsy tao @ ilay noeritreretina mihintsy ilay olona niseho, ny olana anefa dia nahavita nita ranomasina ilay olona hahita ahy ary hoe hiaraka hanorina fiainana vao² amiko. Fanina teo aho hoe ahoana ny hatao??? ilay fitiavana nisy teo aminay aloha amiko dia nisinda raha vao nahita azy aho e! hihih hoy ngamba ianareo hitsara ahy hoe tsy ny endrika amam-bika no iarahana @ olona 1 fa ny fanahy, ekeko mihintsy izany fa misy fetrany kleeee

dia izay ilay virtoaly e! tahaka izay navelako ho virtoaly ihany tsss izao aho "manenina"
4. sipagasy ( 08/05/2006 10:59)
hihih Fiffi tsy tara mihintsy injiko annn @ famaliana hevitra io ann, ny hevitro ve??? mmhhh tsy haiko samy manana ny azy e!
5. adidy ( 08/05/2006 11:07)
fiffi kosa ange efa manana traikefa @ ilay izy e. Sa??=))=))=))
6. diamondra27 ( 08/05/2006 11:08)
ka oe: virtoely ve de mety ho tena izy?
7. mamzelkely ( 08/05/2006 11:09)
hummm kalo za hiaina an le izy de tataraiko aveo :°):-D:-D:-D
8. diamondra27 ( 08/05/2006 11:11)
asio fihaonana de hitanao ny marina rehetra;
mety hoe: vhv namana le izy de lasa lhl tampoka refa au RDV :-D:-D:-D:-D kel blagy

araka ny tenin'i fiffi io, miankina @ tsirairay ihany misy serieux de misy manala azy fotsiny; toa anah:-D:-D

9. ari.malala ( 08/05/2006 11:37)
virtoaly lasa realy... euh... ts haiko hihihi:-D:-D:-D
10. diamondra27 ( 08/05/2006 11:46)
ari: 'zany ve? ka tsy tsara v zany refa lasa reél le izy
11. Fiffi ( 08/05/2006 14:32)
araka ny tenin'i fiffi io, miankina @ tsirairay ihany misy serieux de misy manala azy fotsiny; toa anah
diamondra: ndry zany manala azy fotsiny ? hummmm :-D:-D:-D
fiffi kosa ange efa manana traikefa @ ilay izy e. Sa??
adidy: hummmm ! an3 ! ny ahy tena serieux be kah! fa mba milaza ny hevitro fotsiny zah !
12. Fiffi ( 08/05/2006 14:38)
hihih Fiffi tsy tara mihintsy injiko annn @ famaliana hevitra io ann, ny hevitro ve??? mmhhh tsy haiko samy manana ny azy e!
sipagasy: ka tsy toe i hery hisongona ahy koh ! :-D:-D:-D:-D
Fa raha ny hevitro aloha de miankina @ tsirairay hiany io @ fandraisana azy ho serieux na tsia . Fa na izany kosa aza dia tandremo fotsiny hiany fa be ny mpamitaka ! jereo aza ny nanjoa an'i xxx ! vitany hattamin'ny nihampita ranomasina nefa izy aza tsy sahy nampiseho ny sariny tena marina .
Nefa kosa tandremo fa misy tena serieux be mihintsy an! izay zany no nolazaiko hoe: miankina @ tsirairay hiany io.
13. vale ( 08/05/2006 14:51)
Miankina à tsirairay io! fa ny tena tsara dia raha vao mifakafantatra iny dia mifanao fotoana mihaona, miresaka mivantana sns, dia anjaranao indray no misafidy avy eo!@zay tsisy fitaka manko!8)
14. xxx ( 08/05/2006 15:30)
tena raha mba ireo bebe rehetra ireo re no mba lasa reel e
:D:D:D

takariko ny lanitra fa tsy takatro

rey razako oo :{:{:^):@:@

anjekaky oo :@:@
15. bellla ( 08/05/2006 15:45)
:-D:-D
16. Fiffi ( 08/05/2006 15:59)
xxx: hummmmm
17. ikalakintina ( 08/05/2006 19:45)
xxx:-D:-D:-D:-D:-D
18. vale ( 08/05/2006 20:10)
iza klo le ao ambadik'i xxx e? dadabe ve?:-D:-D:-D:-D
dia aiza daholo ny hasiana anazy rehetraretra? hihihi, ko tsy hiady konkoooo?:P:-D:-D:-D:-D:-D
19. ikalakintina ( 08/05/2006 20:23)
hoatry ny oe bedada zany io xxx io an!, asa alou!, vale a!, tsy miady ny bebe, fa mifangarika fotriny :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. sasa ( 09/05/2006 03:41)
xxx dadabe:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

xxx andraso aloha za hanandrana d tantaraiko eto avy eo :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2331