hevitrareo

21. mamzelkely ( 09/05/2006 05:13)
hita wa ry dadabe xxx eeeee:-D:-D
22. Fiffi ( 09/05/2006 05:43)
sur fa i dadabe io xxx io eh! :-D:-D:-D:-D:-D
23. vale ( 09/05/2006 16:34)
ikalakintina> mifangaringarika mifanagila maso!! hihihi:-D:-D:-D:-D mahery mihintsy wa bedada io eh, :-D:-D

bedada à, aiza klo toi fa tena tsy lasa zao miafinafina @ xx zao an!:wink::-D:-D:-D
24. ikalakintina ( 09/05/2006 20:14)
vale hoatr'8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-) zao ve?,sa:otran zao evil::evil::evil::evil::evil:dolo!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
25. cutie ( 09/05/2006 20:35)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 08-05-2006 15:20:18
Lohateny : hevitrareo
ahoana aloha ny hevirareo aminity fitiavana sy tchat virtuel ty , efa nisi anio resaka io ihany teto fa tiako fantatra we mateza v sa tsy maharitra?indrindra moa aloha ilay fifankahitana voalohany we ho diso fanantenana na ho afapo tanteraka , d ahoana?

za tsy mino
fa ny sasany mino
refa samy serieux am-boloany de mety ho hety ngamba,nefa ohtran'ny sarotra be zany :-D:-D:-D:-D
26. vale ( 09/05/2006 20:41)
ikalakintina::wink: otsan'zao8)8)8)8) doly aloha fa mety misy mifaninana de avy eo ohatsan'zao doly ndray:twisted::twisted::twisted::twisted: :-D:-D:-D:-D:-D
de lery lozany manao an'ty:@ fotsiny!:-D:-D:-D:-D:-D
27. ari.malala ( 10/05/2006 06:26)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dpossible lasa realy ny bebe retraretra ry xxx refa zay no itiavanao anazy a :-D:-D:-D:-D:-Dfa de ny ainao no matanjaha hiatrika ny famelomana anazy:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

28. hery ( 10/05/2006 06:47)
Arakaraka tokoa marina io.

Izaho dia efa nahita (ary tsy vitsy) couple voaforona avy tamin'ny chat sy ny serasera.
Ary efa nahita koa anefa couple vetivety dia rava tao anatin'ny chat sy ny serasera.

Ny expérience fantatro tamin'ireo couple ireo dia nahafahako nisintona conclusions toa izao :-)

Ny nataon'ny couple iray voaforona ka mbola mitohy tsara:

- Vao ni-chat voalohany ry zareo dia tonga dia nisy webcam (naharitra ora maro mihitsy ;-) aleo tsy tantaraina lava fa wain izy hehe)
- Tsy niandry fotoana ela ny fihaonana. Vao ok ny papier dia tonga dia nihaona... nitsapa rano. Fa tsy tonga dia nipetraka tany. Dia nony nisara-toerana dia izay vao tena nitombo be mihitsy ilay faniriana hiara-monina.
- Tsy nafempeniny tamin'ny namany. Izany hoe ilay sipa dia nasehon'ilay bandy tamin'ny namany ary ilay bandy koa dia notantarain'ilay sipa sy no-présenter-ny tamin'ny namany.
- Ny calins-calins @ tél sy chat amin'io tsy mitsahatra (zah avy no kirana lol)

Ny olana tamin'ireo couple izay rava kosa:

- Tsy nisy sary tamin'ny voalohany fa feo foana. Fakam-panahy be ny lainga amin'io fotoana io.
- Nisara-toerana naharitra. Toa tsy mba nazoto sy maika ny hihaona malaky.
- Nony nihaona aza ry zareo dia mbola nifandainga sy tsy nilaza ny momba azy ihany. Rehefa nanomboka tafaraka elaela vao nolazaina tsikelikely. Mba hoe tsy atobaka be izany hono.


Olona fantatro tsara daholo ireo... hilazana fotsiny hoe fihaonana toa ny fihaonana rehetra ihany eto. Anjaranareo ny manamboatra sy manatsara azy.
29. Fiffi ( 10/05/2006 07:39)
hilazana fotsiny hoe fihaonana toa ny fihaonana rehetra ihany eto. Anjaranareo ny manamboatra sy manatsara azy.
hery: hummm :) zay mihintsy fa dia samia mahazo izay hiriny eh! :)
30. sipagasy ( 10/05/2006 08:11)
mmhhh toa marina tsy misy azo kianina ihany ny tenin'i Hery kann, ilay mitsapa rano io tena ilaina kannn
31. diamondra27 ( 10/05/2006 16:56)
hery: hummm hay v nisy an'izany e!:wink:

marina daholo ireo voalazanao ireo raha ny fandinihina ni jerena. Ny olona be afinafina tokoa de tsy mi- aboutir na @inon fa ny olona sincère ihany no mety ho possible kokoa ny firaketany.

Ny fihaonana indray dia ilaina saingy tsara hono raha mihaona @ireny toerana public ireny rehefa manao RDV fa tsy toerana tsy misy olona sao de vitain'le olona any enao vao haneneina fa betsaka ny olona no tsy de "normal" @itony internet itony, tsy gasy aloha no tiako lazaina fa site vazah eh na site étranger
Olona mitantara aty amiko ny mahazo azy ireo ka mba hampitaina aminareo ny hafatra sao voadon ka oe: tsy mba nisy olona nampitandrina. Afaka adidy aho an!

fiffi: ie: 'za manala azy no eto ka! fa 'zany oe: refa resaka conseils na fivavahana kosa de sérieuse 'za

rehefa misy olona te-hiresaka sérieux amiko kosa de mba sériese ny tenako
32. ikalakintina ( 10/05/2006 20:21)
8O8O8O8O
33. Fiffi ( 11/05/2006 04:16)
diamondra27:

fiffi: ie: 'za manala azy no eto ka! fa 'zany oe: refa resaka conseils na fivavahana kosa de sérieuse 'za
rehefa misy olona te-hiresaka sérieux amiko kosa de mba sériese ny tenako
diamondra: hummmmm :) hitovizana @ ndry koa akia io an! zany hoe misy ny dinika fanalana azy , fanaovana vazi2 , sns.... fa raha ohatra indray aloha raha ny resaka fivavahana sy finoana dia faran'ny izay sérieuse zaha an! Tsy hafangaroko @ zavatr'hafa mihintsy io an!


34. mamzelkely ( 11/05/2006 05:15)
hummmm tsisy ambara tsony zah fa marina tanteraka io lazain hery io, refa tiana ho raisina serieux le resaka de lasa serieux io 8)
35. diamondra27 ( 11/05/2006 10:29)
fiffi:m'ci:-*:-*
ary heveriko fa efa arakareo ange le izy hatr@ voaloha ny e! kay tsy maintsy nazavaina teto vao mazava ny resaka.
Surtout any @ hatsikana izany moa de tsy lazaina intsony fa de resaka tsiky 'zany no any koa
36. Zina ( 11/05/2006 17:25)
viritoela tsy hilaza ny marina mihitsy ny olona.. mila mifankahita miresaka voa mety ho tanteraka
37. sasa ( 12/05/2006 06:39)
Hery hummmmmmm marina izany
38. colar ( 18/05/2006 10:52)
ka zay vonona ny hifankahita de tongava aty o,zay hitsapa ny halalin fihavanana sy ny fitiavana ko de vonona fona,zay hanala azy ko de eto fona e,fa misy kosa alo ohabolana we ny marina tsy filaza,nefa misy ko ny we tsara ny mitsotra ny marina,ny fiainanao manontolo ve ohatra de ho avokanao ho hitan vahokan serasera,mba zay tokony ahalala ihany angamba sy zay liana am fiainanao ihany,nefa tsy haiko alo e,ho dinihina:-D:-D:-D:-D,misy ol zao tena tiko ho tantaraina ny fiainako nefa to mataotsa za kle
39. Fiffi ( 18/05/2006 11:11)
colar: raha matahotra ianao de midika zany fa tsy tena mahatoky an'io olona io ianao ! de aza tantaraina fa sao de hanimba zavatra eo ! Aleo rehefa sur enao fa ça baigne ! zay vao milaza (kely) fa tsy le fiainana rehetra kosa eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4623