gay mitady namana (amis) lahy na vavy

1. xxx ( 08/05/2006 14:54)
Izaho dia efa miaraka @ lehilahy ary sambatra tokoa izahay.Na izany anefa dia mba mila mifanerasera @ olona hafa izahay na homosexuel izany na tsia.
Olona tsotra sy hedry anefa no tadiavinay; Olona tia mifanerasera @ hafa, mande mitsangatsangana, miresadresaka samy mpinamana na mijery "film" sns...
Mba valio raha toa ka manintona anao ity "annonceé ity.
veloma:wink:
novalian'i xxx ny 17/10/2006 06:18
2. Fiffi ( 08/05/2006 15:04)
xxx : hafahafa be le hoe "homosexuel izany na tsia."
Fa valiana aiza hono ? ianao mitady namana hifaneraserahana aza miafina de ahoana zany ? :wink:
3. fasaly ( 08/05/2006 15:58)
hummmmmm!:°)
4. Fiffi ( 08/05/2006 16:02)
:-D
5. vale ( 08/05/2006 16:54)
fiffi> valiana @ xxx koh!:-D:-D:-D
6. Fiffi ( 08/05/2006 17:37)
vale: hay moa ? :-D:-D:-D
7. ikalakintina ( 08/05/2006 19:09)
de ahoana reo xxx bedebe reo?sa defa valiana am xxx retra eo zany!:-D:-D:-D:-D:-D
8. Fiffi ( 08/05/2006 19:46)
ikalakintina: ohatran'ny resaka tsy mandeha @ lahony akia le izy an!
Zah ve rangaha hitady namana raha tena hitady namana tokoa dia hihafina @ xxx ? raha zah manokana aloha dia tsy mandray an'io ho serieux mihintsy aho satria la moindre des choses angamba raha tena te-hitady namana marina de mba miseho masoandro fa tsy miafina kosa eh! :-D:-D:-D:-D:-D
9. ikalakintina ( 08/05/2006 20:19)
marina ky zany fiffi a!, misehoa re ianao ry xxx!, de hanao namanao za!, fa ra tsia ....de....:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D, sa aona fiffi!
10. Fiffi ( 09/05/2006 03:44)
ikalakintina: marina akia zany an! ndry koa raha mitady hinamana amiko ka mihafina manao xxx de tsy hahazo ahy mihintsy an! :-D:-D tsy raisiko sérieux an! :-D:-D:-D:-D
11. sasa ( 09/05/2006 03:48)
Fiffi ka efa fahazarana le manao xxx kou :-D:-D:-D:-D
12. diamondra27 ( 09/05/2006 04:51)
mba ataovy matotra rehefa mitady fa tsy misy mahamenatra e! assume ton choix.

fiainanao ve de hafeninao, de le olona hanaiky anareo koa ve izany de ankiafina? nefa oe: mba hiaraka mi-balade sy miresadresaka ary mijery film de ho hitan'ny olona ihany

genre inona aloha le film e! ny ahy steaven seagal ihany no tiako
13. Fiffi ( 09/05/2006 07:06)
mba ataovy matotra rehefa mitady fa tsy misy mahamenatra e! assume ton choix.
diamondra: f'ita hoa akia eh ! ny ahy indray raha le film de "danse avec le loup" na "Braveheart." no tena tiako ! :)
14. diamondra27 ( 09/05/2006 08:53)
fiffi: ié, tsara koa ireo ka,
i xxx nge tsy fantatra hoe: aiza no misy azy raha tsy izany d'efa nifanamboatra niaraka anay sy fiffi hijery film e! de ze jerena fa aleo za mandefitra aloha

xxx: sao de resaka intimité aloha le appel ka manjary tsy mitovy le resaka e!
15. Fiffi ( 09/05/2006 09:41)
diamondra: marina ny andry an! soa de tsy mitovy @ le hantenaina tokoa ilay resaka ?
Raikitra zany akia fa de homany ao aloha zay film hananandry de aza hadino ny pops cornes an! fa zah manko somary tena hiany @ io an! :-D:-D:-D
16. diamondra27 ( 09/05/2006 10:11)
tsy olana e! raikitra fa d'efa mianjy anareo sy xxx 'za e! OSS 117 zany no hokerena sa ...
17. arson ( 09/05/2006 11:43)
de hiandry anareo tokoa izany ny xxx, angaha tsy mba misy ny yyy e!za mahita film be2 mihitsy na xxx na aaa .raha za aloa hoatranao ry xxx dia tsy manafina anarana izany fa na izaho aza mety mba taraiky aminao ihany raha koboko ny anaranao.sa ahoana ry fiffi,ry diamondra,fasaly.ahoana ny hevitrareo @ izany e!tonga hoa dia mba mijoroa @ izay revenao ry xxx fa aza misaritava e!ny hinamana @ izany olona xxx izany koa anie mety ampiomehy be!
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lo
18. Fiffi ( 09/05/2006 12:26)
arson: raha miafina @ xxx ko enao ka te-hinamana amiko de tsy raisiko sérieux an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. xxx ( 10/05/2006 13:54)
Misaotra betsaka t@ remarques samihafa.
Fa maninona aho no nanao "anonyme"? Satria tsy fantatro izay "réations" ato @ namana serasera. Natahotra aho sao hanihany fotsiny no betsaka. Inona tokoa!:roll:

Misaotra betsaka anareo
PS: Firy taona kay nareo namaly teo?:wink:
20. cutie ( 10/05/2006 14:11)
refa ohtran'reny ry xxx de tonga de mandefa hafatra a :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0194