gay mitady namana (amis) lahy na vavy
42. Noslid
(
02/08/2006 08:41)
Santiona:
Misaotra anareo rehetra dia misaotra ireo nandefa "msg privé"
efa nahita za ry reto a!
:-*
:*:*:*:*
44. boubounezy
(
20/08/2006 02:49)
za lesbienne fa iza no tena ty anah ary e! ho any vhv lesse zany hafatra zany; za kou étéro ho any lhl njay zay disons je suis les 2 ou bien le 4 s'il le faut!:roll::roll::roll::^):^):-D:-D:-D:-D:-D:°) aiz'ôôôôôôôôô!!!
45. xxx
(
30/08/2006 10:28)
za sérieux, gay koa, mahaliana ahy ny proposition satria mitady namana toy izany koa aho, asa amin'ny fomba ahoana no ifaneraserantsika?
46. xxx
(
17/10/2006 06:18)
raha afaka manome anarana sy ny mombamomba anao ianao xxx sy mazoto dia vonona aho ny ho namanareo roalahy !
Valio eto na omeo ahy @ fomba ahoana anefa ny valiny ?
Asio marika fotsiny hoe valiny ho an'i M de kopyt aho .
OK !
valio ara fa miandry aho eh !
Valio eto na omeo ahy @ fomba ahoana anefa ny valiny ?
Asio marika fotsiny hoe valiny ho an'i M de kopyt aho .
OK !
valio ara fa miandry aho eh !