gay mitady namana (amis) lahy na vavy

21. Fiffi ( 10/05/2006 14:26)
PS: Firy taona kay nareo namaly teo?
jereo ao @ mombamomban'izay namaly anao koh!
Natahotra aho sao hanihany fotsiny no betsaka. Inona tokoa
de inona tokoa hono ? satria manko ka raha tena ho raisina sérieux le izy de tsy tokony miafina @ le xxx koh! sa diso aho ?
22. diamondra27 ( 10/05/2006 17:06)
hay ve misy sopapa be tahaka izao ato e!

andraso mba hanandrana koa 'za raha mety oe:-D:-D:-D:-D
23. Fiffi ( 10/05/2006 17:44)
24. xxx ( 11/05/2006 06:13)
xxx n°2> f'anga toi lay xxx n°1 nampiditra lay hevitra?:-D samy afaka manao xxx sy misolo olona hafa toy izao dhl anie?
za zany xxx n°3 fa tsy za alou no nampiditra io resaka io e.:D

25. Fiffi ( 11/05/2006 09:45)
tsy raka intsony ilay xxx eh! :wink:
26. Santiona ( 11/05/2006 14:51)
Inty ary aho miseho @ nareo e!:roll:

Tena serieux ry reto ny resako a! Ka iza @ nareo reo @ izay ary no milaza ho serieux?Mba tiako ho fantatra.
Veloma ry ikalakintina, Fiffi, Cutie, Diamondra, arson, fasaly, vale, sasa ary i xxx:-P.
27. Fiffi ( 11/05/2006 15:09)
Santiona: nga ndry niafina t@ xxx zany ? :roll: le hatramin'ny voalohany ve ?
28. cutie ( 11/05/2006 15:49)
za serieuse :P
29. Fiffi ( 11/05/2006 15:51)
zah koh! :P
30. cutie ( 11/05/2006 15:54)
hihihii raha nandefa hafatra taty amiko zao i xxx de novaliko tsara mitsy :P
31. Fiffi ( 11/05/2006 16:51)
zah koh! :)
32. diamondra27 ( 13/05/2006 07:51)
fiffi: santiona lhl no misoratra ao @ momba azy

santiona : za serieuse raha hoe: hikaly de hijery ciné miaraka @ fiffi sy ny namana ka!

fiffi: nanao ahoana moa le film nojerentsika 2?
33. Fiffi ( 13/05/2006 14:04)
DM: tena nilay kosa iny an! rahoviana indray ny manaraka ? kay ve lhl eh ? ountsss :-D:-D:-D
34. diamondra27 ( 14/05/2006 09:47)
fiffi:tsy aleo ve hiaraka hihaino hira mandrapa e!
35. Fiffi ( 14/05/2006 12:53)
DM: hummm tena nilay iny hira iny an! misaotra akia an! :) :-*:-*:-*:-*
36. mazoto ( 17/05/2006 09:50)
Izao dia mitady namana mihitsy fa ahoana no fomba ahitako tana namana tsy mifidy namana aho na lahy na vavy, koa miandry anao aho
37. Fiffi ( 17/05/2006 16:35)
mazoto:
Izao dia mitady namana mihitsy fa ahoana no fomba ahitako tana namana tsy mifidy namana aho na lahy na vavy, koa miandry anao aho
mazoto: namana daholo ny eto fa aza maisalasala ! Jereo ao @ mitady namana ao aloha ny sary rehetra azonao jerana . De rehefa tonga eto enao de klikeo ny ps-n'ilay namana de mivoka ny momba azy ! de azonao handefasana hafatra izy avy eo . Na koa manaova dinika vao2 hoe "mitady namana" :)


38. fijo ( 20/05/2006 20:05)
nareo aza avy dia mitsara,fa ireny no namana tena azo itokisana,raha mahay miaraka aminy.za aty be namana gay,fa tsy misy olana mihintsy.
39. diamondra27 ( 21/05/2006 15:50)
fijo::wink:, 'za tsy mitsara ka!
40. Fiffi ( 21/05/2006 16:12)
fijo: fa nareo iza akia ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7034