Ny député ve olom-boafidy sa olom-boavidy?

1. xxx ( 08/05/2006 19:03)
Raha ny zava-misy mandrak'ankehitrio dia mampieritreritra ny zava-misy ao @ io assemblée nationale ao TSIMBAZAZA io.Ny député dia solombavam-bahoaka mitondra ny feon'ny vahoaka ....olom-boafidy!
Hay ery ny mamahan-dalitra ny vahoaka rehefa tonga ny fampielezan-kevitra...
nefa dia tsy izany mihintsy no zava-misy fa mivadibadika latsaka ambany ilay firenena no atao kilalaon'ankizy KA AIZA MOA NO TSY HAHANTRA!
Maro ireo solombavam-bahoaka no hita fa voavidy ,nomena kolikoly...
Ka raha sady efa omena karàma no omena 4*4 nefa tsy misy ilàna azy koa maninona moa raha ravàna any e?
2. ikalakintina ( 08/05/2006 19:07)
8O8O8O8O8O8O8O
3. Fiffi ( 08/05/2006 19:39)
:roll::roll::roll::roll:
4. Lejim ( 09/05/2006 02:41)
Manana zo hanontany an'izany sy hitsara ny fihetsiky ny depute tsara mihitsy isika ry xxx sy ry namana jiaby satria olona natao hisolo vavava antsika vahoaka ireny.
Fa ny olana dia ny tsy fananantsika fahefana hanesotra izay tsy competant @ toerany isika raha tsy afaka efatra taona!
5. Fiffi ( 09/05/2006 03:42)
Lejim: zany hoe ny nahagaga ahy dia ity : "
"Hay ery ny mamahan-dalitra ny vahoaka rehefa tonga ny fampielezan-kevitra...
nefa dia tsy izany mihintsy no zava-misy fa mivadibadika latsaka ambany ilay firenena no atao kilalaon'ankizy
" zany hoe tsy azoko io volaza io . Ary fa maninona no tsy ho afaka isika raha tsy afaka 4 taona ?
6. ranary ( 09/05/2006 05:39)
tsy mahagaga e, efa hatramin'izay ireo no mahay manambitamby ny vahoaka rehefa ho avy ny élection, fa rehefa azony ny toerana dia mody fanina amin'izay, ary manao izay maha be ny kibony
7. rhe ( 09/05/2006 09:46)
d anjaran-tsika nsis no mandinika @fifidianana@manaraka indray satria tsy misy fanefitra na ny fanafodiny fa miabdry mandat ndreo tapitra e!
8. mino18 ( 09/05/2006 15:12)
marina be zany. ny olana voalohany de ireo deputés independants ireo.zareo reo manko rehefa misy zavatra de maka vola atsy sy aroa ka zay manome vola be azy no arahiny. manampy trotraka an'izany ny tsy fahamatoran'ireo maro an'isa. vidina mora. manao deputé mba hanangonan karena. ny mpifidy zany tokony hijery tsara. raha mbola voavidy ny mpifidy de ho olomboavidy hatrany ireo olomboafidy satria tsy hamerina ireo vola nozarainy tamy propagandy izy.betsaka zany ny zavatra mifamatopatotra anatin' io ao.ny criters d'age sy ny criteres de richesse tokony hialana rehefa mifidy. apetraho ny criteres de diplomes fa maro amireo no tsy lany deputés sy senateurs.merci
9. mandrindra ( 10/05/2006 12:20)
olomboafidy, olomboavidy ary olona mpividy ko. io dia mihodina eo amin'ny resaka vola ihany sy vola hatrany.
10. Fiffi ( 16/05/2006 03:23)
vola ô ! hatraiza reeeeee ny fetra ?
11. mandrindra ( 17/05/2006 09:06)
tsy misy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4473