Latsaka an-kady....
1. petsambava
(
12/05/2006 12:20)
1-Milatsaka ihany , milatsaka hatrany
ary tsy hita fototra ny hiafaràny
Izany no fiainana misy ankehitriny
GASIKARA fanjakàn'ny vahiny
raha vahiny hanavotra moa ka haninona
vao maika hanao an'ialahy tsinotsinona
ny sipan'ialahy simbainy ,ialahy mbola alikalikainy
mody manangana orin'asa nefa ny jôba 3 andro tsy avelany hisasa
dia mody antsoiny daholo hoe andeha hiasa...
TSY MANINONA HONO IZANY
NEFA TSY MANINONA HONO IZANY
2-Dia miroborobo ireo karazam-pivavahana
izay mandrisika hoe ny anay no tena arahina
etsy andanin'izany ny fahantràna manaikitra hatrany
mbola maro ireo malagasy manao ladina an-tany
firifiry ireo olona mpamadika palitao
mpamono olona , nefa vao maika be lazao
Miala maina ialahy raha sendra maràtra
na teny @ 13 mai na tai FIANAR. ,toa voalatsa.
NEFA TSY MANINONA HONO IZANY
TSY MANINONA HONO IZANY
3-GASIKARA moa loha laharana avy any aoriana
normal raha kilasiana be lohalika
121/1 raha manao PMU ? GROS OUTSIDRES
ny mpitondra anefa mifaninana mandeha aeroplanina
ny gasy tsy maintsy manotra vao mihinan-kanina
Izay jerena eny an-dalana tsy mahazàka pataloha
na safotra eny an-dàlana aza tsy misy mivaky loha
jeux des îles no mba kaly torteaux no mbà dessert
ka aiza moa ny gasy no tsy hivadika horera
Ny députés miady 4*4 avantages trano be
ra-malagasy sahirana hoe aiza no aleha
NEFA TSY MANINONA HONO IZANY
TSY MANINONA HONO IZANY...

novalian'i Fiffi ny 14/05/2006 04:59
2. marozevo
(
12/05/2006 21:48)
Mba azon'i Petsambava soratana eto koa ve ireo hira nampalaza anao tamin'ny taona 2001 sy 2002 ?
Sigara nofohan'ialahy, dia giladiny be.
Ny vahoaka vokisan'ialahy amin'ny melia bleue.
Leo an'ialahy ny vahoaka !
Sa mila droit d'auteur ?
Sigara nofohan'ialahy, dia giladiny be.
Ny vahoaka vokisan'ialahy amin'ny melia bleue.
Leo an'ialahy ny vahoaka !
Sa mila droit d'auteur ?
4. pitchou
(
14/05/2006 04:58)
tsy mba misy zavatra mba mahafnaritra mintsy kosany ve ry petsambava fa tssss! nareo zany d'efa orera fôna ny toile de fong n'ny masonareo!