fifidianana filoha
1. lamie
(
12/05/2006 21:08)
za aloha tsy hifidy an'i , zay tsy nahavita zavatra mahasoa ny mada-ko e,
novalian'i prime ny 31/05/2006 09:37
4. marozevo
(
12/05/2006 22:09)
Za hifidy... fa mbola tsy haiko izay hofidiako. Fa za kosa aloha tsy hifidy an-dRatsiraka sy ny forongony sy izay efa nifanosina taminy tao eh.
6. tsanga
(
13/05/2006 03:41)
Za ndray de hifidy fa tsy hifidy olona na mamadika fiara ho fatapera kosa e:roll:
10. Fiffi
(
13/05/2006 05:07)
dadabe: ountsss ! inona ity mahagaga anao vao maraina ? :-D:-D:-D non fa tsy marina kosa ve aloha io eh ? raha tena jerena an!
11. Achia
(
13/05/2006 05:30)
mahaiza mifidy sao tonga radidy , sao foana ny paosy vao mangidihidy ka ny rano fisotro lasa nangidy :-D:°)
12. Arrow
(
13/05/2006 11:49)
Mkara milay. Mkara ok. Mkara mba misy fiovana izao. Efa mba mijanona ny gaboraraka; mba niverina nanana plans d'urbanisme ny tanàn-dehibe, Tanà efa tsy dia zordir ntsony, mba ef miov endrik , lalàna vaovao sns, nanao ahoana ny teo aloha 30 taona zéro manatody.
Hotohizana any @ RN2 ndray zao ny lalàna ao @ Masay , mety aminay aty avaradrano mihitsy zany.
za ts dé mpankafy an-8 fa noho ny tahotra hiverenan'ny taloha ndray dé aléo mifidy azy aloha amin'ito é.
Mkara ok

13. lamie
(
13/05/2006 12:42)
za ange hifidy e!! dia hitako eo hoe iza e!!tsy hiverina @ taloha aho satria nangidy be loatra,
Zanahary o! tahio ny tanindrazanay!amen.
Zanahary o! tahio ny tanindrazanay!amen.
14. Rainikarabo
(
13/05/2006 14:16)
Sarona tanteraka ny mpanohitra rehefa nankalazain'ny TIM i Lahiniriko hihihi,izao hadino tanteraka Zafy sy ny ekipany. Dia faly ery ny mpitazana fa hoe miady an-trano ny TIM ha ha ha.Ho lasan'i Lahiniriko daholo ny vaton'ny mpanohitra, moa ny tia an-dRa8 dia i Ra8 ihany, ka dia mazava ho azy fa Ra8 indray e.Zao samy olona ao anaty fitondrana no favori ka tsy mazava ve zany ny ho tohiny e :wink:
16. Fiffi
(
13/05/2006 17:26)
ka ho iza indray moa no ho lany eo eh! mba jerena kosa ny zava-bita nandritrin'ny 4 taona fotsiny mihoatra ny firy firy taona nitondran'ny mpitondra teo aloha ?
17. marozevo
(
14/05/2006 22:39)
Mahagaga fa manjary romotra be ny ankabeazan'ny olona rehefa misy zava-bita maro !!!... Ndao rangahy i Ratsiraka ihany no ho fidiana dia amin'izay tsy hisy zava-bita dia hitony ireo olona romotra be dia be ireo ah...
19. manantsoa
(
15/05/2006 10:52)
o ry zareo a! raha olona iray milaza fa tena tia ny fireneny ve tsy ny fianakaviany , ny fokontaniny ,ny commune-ny ary ny faritaniny aloha no tokony hoasoaviny voalohany indrindra ?
Mahagaga mantsy amin' ireto mpanao politika malagasy manana volabe handraisana anjara amin' ny fifidianana kanefa dia na ny fokontany misy azy aza tsy nadraisany anjara akory ny fanatsarana azy. Ary samy mahita isika fa misy amin'ireo aza maro ny havany na nyfianakavianay tsy jereny akory.
Iza amin' ireo milaza hirotsaka ireo no nanana projet de développement notanterahany ka mandeha tsara amin' izao fotoana izao?
Tsy misy sahy mahafoy vola ho fampandrosoana ny vahoaka fa sahy kosa ry zareo manary vola aman-karena amin' ny fifidianana.

20. arson
(
15/05/2006 12:42)
za aloa de hijoro @ hevitro avy hatrany hoe:TSY MIALA @ RA8 AHO.Satria raha tsy ireny tsy nahavita nanakantsakana kely ny gaboraraka.Anisan'izany ny afera isan-karazany.za tsy manao hoe tsisy afera @izao tonga de lazaiko,fa na misy aza mba vitsyvitsy.
(ny afera2 madinidinika mantsy tsy mba afaka @ firenena 1 zany na iza na iza).
lamie:mba hajoroy ny hevitra fa aza variana miantso ny zanahary eo.Angaha ty fiainana ity vitan'ny fitalahona hotr'izany fotsiny?Fa ilay avo ao ambony anie lazaiko anao fa tsy manampy izay tsy manampy ny tenany e!.Iza aloa le TALOHA teneninao e?