Efa niainana teto mbola hiainana eto...

1. sareraka ( 12/05/2006 10:00)
Efa niainana teto mbola iainana eto ..

Izay artista mitsikera ny mpitondra
dia vao maraina dia tongavan'ny pôlisy tsy mahazo mihira io hira io.

Efa niainana teto mbola iainana eto..

Izay faritany tsy nahazoana vato betsaka t@ fifidianana
avela hianaka sy ho hitan'ny havany eo

Efa niainana teto mbola iainana eto...

raha te hivoaka haingana ny entana ao @ douane ao TOAMASINA
dia mandoa piston sy tsolotra

Efa niainana teto mbola iainana eto...

ny mpandraharaha tsy maintsy voahotra
sy mandoa tsolotra @ haba sy hetra

Efa niainana teto mbola iainana eto...

refa azo ny seza dia tsy azo atao ny mivorivory etsy sy eroa
raha tsy izany dia tonga ramiaramila

Efa fomba teto mbola fomba eto...

fanaovana am-pihy mamba ny fitaovam-panjakàna
toy ny RNM sy ny TVM
ny vaovao izay ahitàna ny mpitondra in 5 alefa farafaha keliny.

Efa niainana teo mbola fomba eto...

mpisolelaka ao @ tvm taloha i Liliane Randriambololona
izao indray i Jeannine RArivomalala

Efa fomba teto mbola iainana eto...

...

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
novalian'i vale ny 18/05/2006 14:11
2. fasaly ( 12/05/2006 11:20)
fa inona io tononkira sa vetsom-po n"i sareraka????
3. sareraka ( 12/05/2006 11:24)
hira io ranabavy fasaly a 1.500.000 mbola be ny tsy manana ny albumn' i sareraka ka tsy omena tsiny ianareo e
4. methode ( 12/05/2006 20:18)
Raha hira zany dia diso toerana!
5. vale ( 16/05/2006 15:56)
methode;:wink:
ny an'i sareraka kosa ngamba mila mpitondra manana baguette magique mihintsy raha izany koa, @ izay miteny hoe "poum" fotsiny de voaloa ny trosa, "klin" dia rava ny tsolotra,magie magie dia lasa mamirapiratra be i madagasikara...:lol: :lol: fa ny tsy azoko dia izao toa efa nisy mpitondra nanana baguette magique nefa toa tsy nahavita miracle akory :-D:-D:-D
6. booboo ( 16/05/2006 16:43)
vale > "poum" , "klin", "magie magie " ...hihihihihihi
7. methode ( 16/05/2006 20:47)
vale: Tsy hainao ngah fa le baguette magique no nitondra azy any ampitan-dranomasina! lol
8. vale ( 16/05/2006 21:26)
methode; ihihihi:-D:-D
9. vale ( 16/05/2006 21:28)
booboo; hihihi:-D:-D:-D:-D
10. jimna ( 17/05/2006 10:24)
ka na iza na iza ange,tsy hain'i raolombelona mihitsy ny mitondra e!!!!
11. mandrindra ( 17/05/2006 11:29)
dia raha mamaly an'i sareraka aho hoe ie marina izany. dia inona no tohiny ??? ataovy mazava raha te hilaza zavatra e, raha manakolazaina koa. rehefa ny mpanao pôlifika no manao resaka ankolaka dia mikamenona, koa manomboka aty izany dia mba atovy direkta.
12. vale ( 18/05/2006 14:11)
jimna:

ka na iza na iza ange,tsy hain'i raolombelona mihitsy ny mitondra e!!!!
zany mihintsy, toa mijery ny tenany doly aloha vao ny hafa!!!:(


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2178