Hausse des prix du carburants tonga saina rafanjakàna enfin!

1. gasypantin ( 12/05/2006 12:47)
Izay vao nifoha t@ tori-maso ny fanjakàna fa tena lafo tokoa ny carburants..Tsara ilay reflexion fa somary tara.
-aokaaloha izay ireto députés mandany vola mikarenjy isaky ny week -end @ 4*4 etsy sy eroa manana ny fiarany manokana izy ireny mitsitsy kokoa.
Ny an'ny sénateurs ovao 2 cv
Ny chef de région sy ny maire aleo andeha bisikileta.:evil::evil:

novalian'i vale ny 20/05/2006 10:18
2. Fiffi ( 12/05/2006 13:08)
tgsy ny any hiany no niakatra fa ny aty ivelany koh mazana be an!
Ka raha andeha bisikileta anie de mihena be koh ny pollution eh!
3. Fanja1 ( 12/05/2006 13:31)
gasypantin! na any na aty mitovy daholo , samy miakatra daholo... ka raha zareo tompon'ny petrol aza mampiakatra ny vidiny @ fomba ahoana ny tsy ampekaran'ny mpividy solika any @ firenena rehetra ny azy? tsy ho maty antoka b ny gasy raha ny an'ny rehetra erantany miakatra fa ny any rery no tsy nihetsika ny vidiny!
4. Zina ( 12/05/2006 14:14)
Tsy any Dago ihany fa eran'izao tontolo izao, ka dia aza omena tsiny ny fanjakana gasy o...
5. fijo ( 12/05/2006 21:02)
gasy an,rehefa taitra izy an,dia rosoy sakafo maraina aloha,fa mety hiasa bebe kokoa avy eo.
andramo anie e
6. kally ( 15/05/2006 12:14)
Ka io ho'a averiko foana fa ny fanjakana na aiza na aiza no tena mahazo tombony @ hetra rehefa miakatra ny vidin'ny lasantsy, indrindra ho an'izay any Eropa,lohalaharana amin'izany.
Ataovy ny kajy tsotsotra : 80usd ohatra ny baril (159 litatra) dia kajio hoe ohatrinona ny litatra miaraka @ fitaterana sy ny fandiovana azy dia ho azonao an-tsaina ny tombony azo.
Ny vidin'ny solika eropeanina mahatratra 1,30 ny litatra nefa ny an'ny amerikanina 0,60 euros miaraka @ hetra. Ka asa!!! toa mbola be vola ihany ny olona koh!Ny antsika gasy aloha raha tsy diso aho na dia manodidinany 0,50 euros aza (raha atao euro) efa tsy eran'ny aina intsony.
7. vale ( 20/05/2006 10:18)
kally> :-w tena mampieritreritra marina raha izany!:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1991