hijanona sa ?
1. totofy
(
10/05/2006 11:52)
hijanona eo anilanao sa .....handrato fahaizana????
betsaka ny nandalo tamin' io toerana io ... ahoana ny hevitrareo????
betsaka ny nandalo tamin' io toerana io ... ahoana ny hevitrareo????
novalian'i cutie ny 22/05/2006 00:29
7. cutie
(
10/05/2006 13:20)
mandrato fianarana de miverina eo anilany na le io lazain'i mandrindra io :P
8. ari.malala
(
10/05/2006 13:28)
izy roa mitambatra, sady mijanona eo anilany no mandrato fahaizana :)
12. nolalaina
(
10/05/2006 14:10)
totofy:
hijanona eo anilanao sa .....handrato fahaizana????
betsaka ny nandalo tamin' io toerana io ... ahoana ny hevitrareo????
Handrato fahaizana mba azahoko mijanona eo anilanao!! ;-)
17. nolalaina
(
10/05/2006 16:45)
dadabe:
nolalaina> aiza ianao no tsy tazana intsony e:(:(:(
bedada an!! mmmm :-*
Mbola mandrato fahaizana lesy mba hijanonako eo anilanao an!! :cry:
18. diamondra27
(
10/05/2006 16:48)
na dia efa miasa aza nge ry 'reto dia mbola mila mianatra foana e! ka raha oe: hipetraka eo anilan'ny tiana 'zany foana :-w:-w:-w tsy possible fa ilaozan'ny olona(mpiara-miasa) eo ianao . Izy mianatra manao formation hampitombo grady azy , ianao variana @ hoe: hijanona eo anilanao sa matahotra le hira oe:" (eo anilanao anie aho)² .... no natositosikao a! (efa lasan'olona ny foko)²vao hoe: voromanganao anie aho...
:-D:-D:-D
manaova choix tsara e!de mahaiza mi-saisissez l'opportunité
de midinika tsara @ le eo anilanao fa tsy hajanona irery izy
:-D:-D:-D
manaova choix tsara e!de mahaiza mi-saisissez l'opportunité
de midinika tsara @ le eo anilanao fa tsy hajanona irery izy
20. Lejim
(
10/05/2006 19:05)
Ndana mandranto fianarana fa raha sanatria badolahy eo ianao, izy indray ho handao anao!
Mety misy hiteny hoe fitiavana io jamba, ary mety marina izany fa afaka dimy taona io mahiratra indray! :-D
Mety misy hiteny hoe fitiavana io jamba, ary mety marina izany fa afaka dimy taona io mahiratra indray! :-D