hijanona sa ?
41. Zina
(
11/05/2006 17:22)
tsy anta no fahitako an'izany fitiavana ny mba ho eo akaiky..
ny tsara dia miaraka misedra ny fiainana, mahay milanja an'ny oe izy no tokony hianatra iza no tokony hiasa...

44. Herimiafina
(
11/05/2006 19:17)
totofy:
hijanona eo anilanao sa .....handrato fahaizana????
betsaka ny nandalo tamin' io toerana io ... ahoana ny hevitrareo????
Tsy nipetraka mihintsy io fanontaniana io raha tena misy fitiavana marina eo amin'ireo olondroa.
Mato nipetraka ilay fanontaniana dia satria lasa misy olana anetre fitiavana sy ny interet personnel.
Ny fitiavana=interet olondroa miaraka toy ny olona iray, donky attension.
45. totofy
(
11/05/2006 19:48)
herimiafina :
oh less HM , ny resaka hoe : fitiavana olona miaraka (misy fitiavana => tsy misy olona miaraka amin' ny olona tsy tiany angamba....???
exactement ny pblm dé hoe miaraka sy mifankatia nefa ny fiainana mila évolution fa tsy velon' ny amour et de l'eau fraîche ny olona donc misy interêt ao ... interêt an' izy roa miaraka fa tsy personnel ...???
eo no mipetraka ny tena pblm : misy ve olona naha-maîtriser ny temps et l' espace : dé ahoana less ho voafehin' elah ve ny elanelan-tany sy ny fotoana ?????? ny ampitso ngé tsy hain' elah mintsy é .....
Tsy nipetraka mihintsy io fanontaniana io raha tena misy fitiavana marina eo amin'ireo olondroa.
Mato nipetraka ilay fanontaniana dia satria lasa misy olana anetre fitiavana sy ny interet personnel.
oh less HM , ny resaka hoe : fitiavana olona miaraka (misy fitiavana => tsy misy olona miaraka amin' ny olona tsy tiany angamba....???
exactement ny pblm dé hoe miaraka sy mifankatia nefa ny fiainana mila évolution fa tsy velon' ny amour et de l'eau fraîche ny olona donc misy interêt ao ... interêt an' izy roa miaraka fa tsy personnel ...???
eo no mipetraka ny tena pblm : misy ve olona naha-maîtriser ny temps et l' espace : dé ahoana less ho voafehin' elah ve ny elanelan-tany sy ny fotoana ?????? ny ampitso ngé tsy hain' elah mintsy é .....
46. Herimiafina
(
11/05/2006 19:59)
Si leisy klé, afaka mivelona amin,ny fitiavana sy ny rano mangatsiaka raha tena mifankatia kah
saingy mbola interet personnel le te hiaina iny klé, de le hoe mila miasa mba hivelomana. sns :-D

47. diamondra27
(
11/05/2006 20:18)
totofy: raha 'za no anontanianao de hianatra za, na le vadiko alefako mianatra fa tsy blem 'zany ,
avenir-nay iny tsinona koa
maninona no mianatra?====>mba tsy ho eo ambany fahefan'ny hafa raha azo atao
raha manana zo malefan'y mpampiasa mianatra ianao de handà ve? tssssss
le directeur ireny aza mbola mianatra foana manao formation koa
de zay tsy asiako resaka tsony fa lely saina amiko zany olona tsy mamela ny olontiany hianatra izany
momba ny hoe: manjary tsy concentrer @ fianarana fa malahelo: raha mifanoratra na miresaka isanandroa na de iray mn monja ve oe: milamina ny aty de tsy ampy izay .

48. mamzelkely
(
12/05/2006 05:24)
io sa refa atao ny marimaritra irisana de hita fôna ny solution marina eee on est pas obligé de choisir
49. soleil
(
12/05/2006 06:02)
amiko na hijanona na andeha rehefa eo ny fitiavana mety foana io , ka raha hijanona ary nefa sanatria an'izany misaraka avy eo tsy vao maika hanenina ?ny fianarana tsy notohizana ny olon-tina nandao de ahoana ?
na andeha ianao na hijanona refa anjaranao io anjaranao foana na misara-toerana firy taona ianao na firy taona

50. totofy
(
12/05/2006 06:16)
herimiafina :
elah ty less HM =))=))=))=))=))=))=))=))
amin' le hoe : "le te hiaina kely iny" resaka hafa indray zany ,d'accord za hoe raha misy an' zany interêt perso mintsy :twisted: ché pas bon , ché pas bon:-D
Si leisy klé, afaka mivelona amin,ny fitiavana sy ny rano mangatsiaka raha tena mifankatia kah
elah ty less HM =))=))=))=))=))=))=))=))
saingy mbola interet personnel le te hiaina iny klé, de le hoe mila miasa mba hivelomana. sns
amin' le hoe : "le te hiaina kely iny" resaka hafa indray zany ,d'accord za hoe raha misy an' zany interêt perso mintsy :twisted: ché pas bon , ché pas bon:-D
51. ari.malala
(
12/05/2006 07:53)
fianarana daolo ny zavatra rehetra fa ra za manokana d mande za kle! refa tena iny ny anjara raikitra foana refa tonga ny fotoanany, mo ra misy ny moyen de miaraka e, fa perte marina anie ra ny fianarana nafoy nefa le niaretana an'iny nandao e!
52. mamzelkely
(
12/05/2006 11:18)
hummm klé ty ee zah klou mi-reflechir deux fois zay vô maka decision ra ts zany ts efa lasa efa ela zah klé :roll::°)
59. cutie
(
22/05/2006 00:29)
Mpandefa : totofy [ Valio ] 10-05-2006 16:52:54
Lohateny : hijanona sa ?
hijanona eo anilanao sa .....handrato fahaizana????
betsaka ny nandalo tamin' io toerana io ... ahoana ny hevitrareo????
araho le hiran'i Zay "tsy miova " iny :P