hijanona sa ?

21. diamondra27 ( 10/05/2006 19:22)
inona no mahagaga ny totofy @io?
22. totofy ( 10/05/2006 19:27)
resaka efa vita io lejim â , efa stade hafa zao.. fa hevitra sy eritreritra ny ts11 no mba tiana ho fantatra...:lol::lol:
diams : serieuse bé :roll::roll::roll:
23. diamondra27 ( 10/05/2006 19:45)
totofy: f'angah moa mbola tsy anhita serieuse mitsy totofy:oops::oops:
24. ikalakintina ( 10/05/2006 19:54)
mandrindra:

madehana mandrato fahaizana dia ento manaraka izy e.



marina zany e!
25. Fiffi ( 11/05/2006 04:07)
totofy: ka marina hiany kosa aloha io nolazain'i Lejim io an! satria hono "l'amour aveugle"
26. mamzelkely ( 11/05/2006 05:09)
afaka atao tsara kosa ny mandrato fianarana nefa eo anilan tina eee, inn problema ra samy mande na samy mijanona :roll:
27. ari.malala ( 11/05/2006 09:51)
ny problema d ra le ray tavela nefa le ray lasa ka :) d manjary virtoaly daolo ny resaka rehetra;)
28. diamondra27 ( 11/05/2006 10:26)
totofy ngah mbola mianatra:-D:-D:-D
29. dinamo ( 11/05/2006 10:49)
za efa tratra ry reto aa fa mafy io choix io saingy miankina aminao ihany ny hiverenana na tsy
30. totofy ( 11/05/2006 11:36)
diams:
totofy ngah mbola mianatra
:-w:-w:-w:-w
enao ihany no manome ny valiny :
na dia efa miasa aza nge ry 'reto dia mbola mila mianatra foana e
,
eny ry diams , mbola mianatra ny " atao hoe fiainana" eo no tena sarotra, tsy "science exacte" io, mila hianarana isan'andro² :-D:-D:-D:-D
31. arson ( 11/05/2006 12:33)
tena henjana aloa le hoe andranto fianarana sa hijanona eo anilan'ilay olon-tiana?
Any ampita sa eto antoerana ihany no andranto?
Fa izaho aloa
32. arson ( 11/05/2006 12:38)
mialatsiny fa tapaka ilay forumko teo ambony.(tohiny)
...dia efa tratra fa aleo vitaina eo akaikiny ihany fa manjary ts'isy raha vanona.Indrindra anie ka lasa any am-pitan-dranomasina e!tena gravy aloa fa aza manody ny goavy manta hoy ny fitenenana izay.
TANO NY AZO FA SAROTRA NY MILA E!
:-@
33. mamzelkely ( 11/05/2006 13:08)
za manana cousine naka decision ny hande hianatra fa zao tsisy mande am zay laoniny ny fenarana fa malahelo an le olo-tiny izy de aôna zany :roll:
34. cutie ( 11/05/2006 13:16)
fa nga tsy mifampiresaka ry zareo ry mamzell
35. mamzelkely ( 11/05/2006 13:26)
si mifampiresaka izy fa hafa ihany le teo akaiky le olo-tina eee
36. cutie ( 11/05/2006 13:29)
mihanta be zany :lol:
37. mamzelkely ( 11/05/2006 13:35)
zany ve de mihanta k ts foiny kosa aza ko na zh ts izy aza ko :°)
38. cutie ( 11/05/2006 13:37)
mihanta be zany koa, baikon'ny fo fa tsy ny saina :lol:
39. mamzelkely ( 11/05/2006 14:01)
ka le we baikon saina zay somary sarotr kanou :roll::-D
40. cutie ( 11/05/2006 14:20)
tokony atambatra ny fo sy ny saina ka :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008