13 mai ....mizàra 2 mazava tsara eto MADAGASIKARA!
1. sareraka
(
10/05/2006 11:32)
Afaka 3 andro dia tonga ny 13 mai 2006 daty manan-tantara tsy azo odiana fanina eo @ tantaran\\\'i MADAGASIKARA,dia ny 13 mai 1972 izany .Ho an\\\'izay mbola tsy mahalàla dia nirodana tao aorian\\\'io ny repoblika I ,izay ny filoha TSIRANANA no filoha t@ izany.Ireo mpianatra teny Ankatso moa sy ny médecine tao Befelatanana no ati-doha nikotrika ny gréve t@ izany,ary may t@ izany ny Hotel de Ville izay tsy tafarina intsony mandrak\\\'ankehitrio,nisy ny mpianatra maty sns...Izay aloha no 13 mai 1972 raha atao bango tokana
Fa etsy andanin\\\'izany dia toerana koa io 13 mai io
http://www.madanight.com/madagascar-photo-18482.htm
toerana mahalasa saina ! mahalasa saina satria teo koa no nandrodanana ny repoblika faha 2 sy ny tapany faha 2 t@ repoblika faha 3.
Raha dinihina @ saina tsy miangatra dia toerana feno fiatsaram-belatsihin\\\'ireo mpanao pôlitika , in3 nisesy dia hita fa misy olona efa zatra ady mpamitaka vahoaka sy mpamerina film depuis 72 isan\\\'izany ny antoko MFM izay tarihan\\\'i MANANDAFY :mamory vahoaka ,mankasiaka ny vahoaka,manao fotoam-pivavahana ho fialan-tsasatry ny maty ,mamory artiste,manery ny mpianatra sy ny mpiasa hilahatra..
-Firifiry moa ireo olona izay na nitondra takaitra na namoy ny ainy mihintsy ary misy tsy hita faty noho ny ataon\\\'ireo mpanao pôlitika ,nefa rehefa azo ny seza adino daholo izany rehetra izany?
-Firifiry ireo olona lasa chômeurs noho ny ara-ékonomika noho ny gréve lava loatra ka nanakatom-baravarana ny orin\\\'asa?
Ny zavatra tena mahagaga anefa dia mahay manimba zavatra tokoa isika fa tsy mahay manarina noho ny ambo-po pôlitika :ny hotel de ville ,ny rova ,ny toe-karena indrindra indrindra..
Etsy andanin\\\'izany hay ve ka mahay miaraka ihany ireto mpanao pôlitika rehefa ela ny ela iza moa no nanam-po fa ry NDREMANJATO mbamindry ZAFY ALBERT lasa miaraka @ i VAOVAO BENJAMIN izay AREMA ,ny AREMA sy ny mpitondra izay nolazaina t@ 1991 fa devoly teny @ 13 mai t@ izany andro izany!
Izao indray raha vao misy mpanohitra mbà te hanao meeting eny @ 13 mai dia karamaina ny boay kely handrava sy hamono ireo mpanohitra

izany hoe misy cercle viscieux izany ny pôlitika eto MADAGASIKARA e ny vahoaka fotsiny no lasa sorona fa ny mainty androany mety ho fotsy rahampitso!
Mbola be ny zavatra tiako ambara fa sao diso loatra ka dia trafo-kena ome-mahery tompokolahy am-bava homana am-po mieritreritra.

novalian'i Fiffi ny 13/05/2006 04:34
2. sareraka
(
10/05/2006 11:43)
ity ny sary manaporofo ireo olona mikasi-tanana ny mpanohitra t@ desambra 2005 teny @ 13 mai
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28519.htm

3. Fiffi
(
10/05/2006 12:31)
Misaotra t@ le sary eh! http://www.madanight.com/madagascar-photo-18482.htm
5. lamie
(
10/05/2006 13:44)
marina tokoa aloha fa tena tsy tafarina intsony madagasikara e!fa mizara 2 ahoana moa no tianao lazaina? tsy dia azoko ,sy tohizo ny tianao ambara fa liana tokoa zahay e! misaotra anao
6. lamie
(
10/05/2006 13:47)
[quote=Lejim]
Misy adinonao ry Sareraka,
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY E!
marina daholo zany ry sareraka o! tsy ampy zaz hoy aho e!

7. Fiffi
(
10/05/2006 14:28)
Lejim: :-D:-D:-D:-D de valio ary le hoe KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY E!!!! koh ! :-D:-D:-D
8. lemenakely
(
10/05/2006 14:30)
13 mai izany sady daty no toerana e
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
9. Fiffi
(
10/05/2006 14:34)
13 mai izany sady daty no toerana eMARINA IZANY E !!!:-D:-D:-D sady daty sy toerana marina !!
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
10. marozevo
(
10/05/2006 18:31)
Manolotra sary mazava tsara i sareraka ao ambony ao, Sary tamina manifestation ka nisy nikasi-tanana ny mpanohitra. Mba tsy Ratsiraka aza no nitondra teo fa tsy nokasihiny tànana fotsiny iny fa notifiriny basy.
12. sareraka
(
10/05/2006 18:50)
sao diso lava loatra....mihinam-bary aza misy latsaka e
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY !
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY !
13. marozevo
(
10/05/2006 19:37)
tsy ho tafarina tokoa i Madagasikara raha mbola havela hisodisody manodidina eny ry Ratsiraka sy ny namany.
15. Fiffi
(
11/05/2006 03:48)
marozevo:marina mihintsy izany satria efa be ireo zava-niseho nampahory , indrindra indrindra fa ny zavatra niseho t@ 13 Mai ireny.
tsy ho tafarina tokoa i Madagasikara raha mbola havela hisodisody manodidina eny ry Ratsiraka sy ny namany.
16. marozevo
(
12/05/2006 21:56)
Ny mahagaga koa ange ry zareo dia izao eh ... Maro be ny naman-dRatsiraka taloha no lasa fahavalony ankehitriny satria lasa TIM, nefa koa misy ireo sakay sy maso tamin-dRatsiraka taloha, nefa maniry ny hiverenany ankehitriny. Anisan'ireny ry Ndremanjato, ry sareraka, ry Petsambava.
Politika politika ihany, tsy araky ny tsy politika fa be fikafika loatra.