Nivoaka ny takelaka misy ny antso, fampandrenesana, filazana samihafa, tolo-barotra, fitadiavana asa eto amin'ny serasera.org
Azonao jerena avy hatrany ao amin'ny http://bizna.serasera.org.
Ao no toerana hisy ny filazana sy fampandrenesana ary dokambarotra maimaim-poana rehetra.
Vokatr'izany dia hofoanana ny dinika dokam-barotra eto amin'ny forum.serasera.org
Raha misy sosokevitra sy fanatsarana momba ny takelaka dia azo atao hatrany ny mametraka izany eto amin'ny forum.
hery: tsara kosa zany an! saingy raha ohatra zany ve ka te-hamaly na te-handefa dinika hivarotra zavatra dia tsy ho hita eto @ forum eto io "bizna" etsy @ sisiny @ lisitrin'ny dinika rehetra moa zany an! satria raha hadino io adiresy "bizna" io de ahoana ? tsy hisy mpamangy ny dinika .
Zany hoe eo @ toeran'ny dokambarotra no hasiana hoe "Bizna" io ?