Mba mila fanampiana amintsika namana rehetra azafady.

1. Fanja2006 ( 10/05/2006 15:05)
Faly miarahaba antsika namana sy tapaka rehetra eto amin'ny serasera. Asa raha mba misy afaka ny hanampy ahy ianareo. Izaho mila fanampiana kely. Sao dia mba misy mahalala site internet ahazoana document hahafahana mangataka bourse exterieur amintsika ato? Na koa sao dia misy manana fomba hafa ahafahana manao izany. Te-hanohy fianarana any Frantsa aho, efa vonona ny sekoly sy ny hipetrahana fa ny bourse no mbola tsy misy ka izany no mba ilaiko fanampiana. Dia misaotra antsika mialoha.
novalian'i Fiffi ny 13/05/2006 14:05
2. Fiffi ( 10/05/2006 15:35)
Ny fangatahana bourses extérieurs aloha arakin'ny fahafantarako azy raha @ ity taona ity de efa tara be an! satria efa cloturé ny demande . Satria manomboka Janvier no hanaovana io demande io . Jereo hiany aloha ity an! http://www.egide.asso.fr/fr/faq/#2
http://www.diplomatie.gouv.fr/fr/thematiques_830/education_universite_formation_1043/partir_etudier_etranger_4944/programmes_bourses_etudes_4946/
3. Fiffi ( 10/05/2006 15:41)
Jereo koa ny "CROUS" ao @ toerana tianao aleha satria samy manana ny "crous" n'daholo ny province tsirairay .http://www.crous-nancy-metz.fr/Bourses/accueil.htm ohatra fotsiny io nomeko io an! Ny tena tsara dia ny mangataka renseignement direct ao @ fac izay tianao aleha , io no mora hatao indrindra.
4. Fiffi ( 10/05/2006 15:43)
http://www.crous-nancy-metz.fr/
5. diamondra27 ( 10/05/2006 19:55)
mazotoa

6. ikalakintina ( 10/05/2006 20:45)
courage
7. Fiffi ( 11/05/2006 03:44)
courage :)
8. Fanja1 ( 11/05/2006 04:06)
mazotoa
9. Fanja2006 ( 11/05/2006 05:07)
Misaotra anareo namana rehetra namaly ny antsoko. Izany tokoa no ilaina ny namana, dia misaotra amin'ny fankaherezana e! Samia mahereza daholo ee!
10. Fiffi ( 13/05/2006 14:05)
de nanao ahoana izy tao ? efa nahita ve ry Fanja2006 ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8636