Atoa JACQUES SYLLA? andao ho analyséna kely!

1. 4mimananelatra ( 11/05/2006 07:28)
Jacques SYLLA dia olona tsy dia vaovao amintsika satria efa minisitry ny affaires étrangéres t@ ZAFY ALBERT .Fa ny zavatra tena mahagaga dia ity INFLATION na sondro-bidy izay tsy mitsahatra mihintsy ity.Lafo ary tena miha lafo ny fiainana
-1 boîte d'allumette 80 ar na 400 fmg
-sira 100ar na 500 fmg
-ny produits TIKO rehatra nisondrotra daholo mety normal satria ho avy ny fifidianana
-ny JIRAMA sns e...

Ka ny fanontaniana dia tsotra variana mitsikera ny président isika fa i SYLLA koa dia tompon'andraikitra @ izao raharaha sondro-bidy izao ny antony dia tsotra :ny primature sy ny ministre du budget dia antités afaka miaraka mikaon-doha tsara ary afaka maka mésure d'accompagnement sy manao subvention .Mbà mametraka fanontaniana @ ireo députés aho izany nisy ny motion de déstitution ny président ny A.N ,ka mbà anaovy motion de censure ihany koa ity 1ér ministre ity fa misy zavatra tsy normal ,ka sao dia manararaotra toy ny banga mihomehy alina.Ary ny hanongotsongoana ny maty hono matahotra ny handevim-belona,ary tsy tsara ny mijery ny vay an-kandrina!
novalian'i toovs ny 11/05/2006 10:19
2. toovs ( 11/05/2006 10:19)
ny eritreritro aloha de hoe tzsy misy mpitondra afaka mitondra an'i madagascar ho any amin'ny fampandrosoana ireo génération mpitondra am zao ireo e. Toa ambakain'ny mpitondra kômôriana sy ny afrikana rehetra.
tsy haiko na tsy intelligent na manana mauvaise foie e. mahamentra olona mihitsy fa jereo ny tantaran'ny kômoriana eto madagascar tam les années 70 de ahoana ny niveau de vie andry zareo am zao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2975