L'homme le plus petit du monde.

1. Fiffi ( 07/05/2006 16:46)
Tena mahavariana eh! http://www.pooxi.com/player.php?testck=1&ref=http%3A%2F%2Fwww.google.fr%2Fsearch%3Fhl%3Dfr%26q%3Dl%2527homme%2Ble%2Bplus%2Bpetit%2Bdu%2Bmonde%26meta%3D&video=homme-petit-monde
novalian'i Popety ny 10/10/2006 14:57
2. vale ( 07/05/2006 18:31)
mariƩ, 1 enfant en plus! mmmmh, zany tokoa dia hoe ny vodin-tsobika aza hono manana tandrify!!
3. Fiffi ( 07/05/2006 18:36)
vale: fa tena mahavariana kosa an! aiza ve akia de le rainy mbola kely nohon'ny zanany mbola manao couche...
4. Lejim ( 07/05/2006 19:15)
hihi, ilay vadin' ny nedala manja sady tsara vatana. mahavariana marina. lol
5. Fiffi ( 07/05/2006 19:21)
ary lery mihetsiketsika tsara an! tsy misy complexe kory.
6. lemenakely ( 07/05/2006 21:24)
koa ny machine entina miady ve izany tsy ohatra ny bonbon pecto ...nefa moa niteraka ihany ranamana hi hihi =))=))
7. Fiffi ( 08/05/2006 04:05)
aiza kosa eh ! :-D:-D:-D:-D
8. majinikakely ( 08/05/2006 07:30)
lemenakely
9. Fiffi ( 08/05/2006 08:29)
fa raha tena mandinika azy aloha zah de tena tsy aiko ny manavaka azy @ ankizy an! sa le orona ?
10. herikely ( 08/05/2006 10:25)
sady mi dance lery no mitsikilo an'ny le sipa manodidina
11. vale ( 08/05/2006 15:05)
lemenakely:

koa ny machine entina miady ve izany tsy ohatra ny bonbon pecto ...nefa moa niteraka ihany ranamana hi hihi =))=))
hihi, adala mintsy ty lemenakely ty an!!:-D:-D:-D:-D


12. Fiffi ( 08/05/2006 16:18)
vale: :-D:-D:-D:-D:-D
13. xxx ( 28/06/2006 14:28)
ah oui c'est ca la vie
14. xxx ( 07/08/2006 23:20)
hummm c'est zarbi:lol::-D:-Do^o
15. bmw307 ( 19/08/2006 00:07)
mahagaga indray zany fa maninona no lazainao fa l'homme de plus petit nefa izy aza no plus grand araka ny fahalalako azy sa vazimba no tianao ho lazaina eto?:}:}
16. Popety ( 10/10/2006 14:57)
Fa ialy izy oaho te ratsy eh sa moa ny lehilahy tsy mba ratsy izany tokoa angamba ka!!fa ny vadiny aloa tsy ratsy eh !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1646