LE PAYS EST EN DANGER!....
1. xxx
(
06/05/2006 07:05)
Raha ny fandinihana ny zava-misy ankehitriny dia :mila mitandrina ny mpitondra ankehitriny satria mihamaro ireo olana hita eto @ firenena.
-Fitotongan'ny ariary mihoatra ny euro tafakatra 3.000 ar na 15.000,efa hita ny fiatraikany ohatra ara-panafody izay mihalafo.
-Fisondrotan'ny lasantsy sy gasoil izay nampisondrotra ny vidin'entana anatiny .
-Fisondrotan'ny JIRAMA...
Vokany manakatom-baravarana tsikelikely ny orin'asa oh:COLOMBIA CLOTHING ao ANTSIRABE izay mampiàsa olona 2.200 be izao .
Mitokona koa ireo mpanamory gasy ao @ AIR MADAGASCAR fa misy elanelany ny karàma raisin'ny gasy sy ny vahiny.
Etsy andaniny ara-pôlitika tsy mahasàsa ny lamba maloto ao an-tranony ny antoko TIM na TIKO MADAGASIKARA fa dia miady an-trano...
Ny zavatra mety tsy voaremarqué-tsika angamba dia: pitik'afo na étincelle no mampisy crise ara-tsôsialy eto MADAGASIKARA eto ,ka nampienjera mpitondra maro.
Un homme avérti en vaut 2 hoy ny vazaha!
Tsy dia mety intsony ny manao be marenina @ izao andro izao tsy toy ny taloha!

novalian'i toovs ny 19/05/2006 14:01
2. jentilisa
(
06/05/2006 08:06)
efa fantatra anie fa misy mitady tombotsoa fotsiny koa ny depiote sasany e!
3. FARAGELO
(
06/05/2006 09:13)
Ka tsy fantatra na manao be marenina ny mpitondra na tena sarotra ny fandidiana, satria ny tena mbola tsy nitondra fa irariana aloha izay mitondra mba hahaleo sady hahalasana eh!!
Fa isika GASY koa angeh diso depart teo @ fampandrosoana ny firenena eh, ary efa lasa lavitra be zany lesoka zany amizao de milomano jiaby zay tonga eo @ fitondrana.
Raha azoko dia zao, te-handroso isika, tsy izay mety any an-tanin'olo no halain-tahaka fa tokony ny ato amintsika no exploiter-na; tsy zay ny zava-misy; raha maniry ny hiroboroboan'ny varotra isika mba hampandroso de very làlana satria tsy zone de commerce internationaly eto Gascar,
Raha mbola maniry koa isika eo @ tourisme ohatra, ny relation diplômatika aza mbola voafetra eo @ firenena malagasy de tsy halehany koa isika,
Ary hita taratra etsy andaniny anefa ny fananantsika, izany hoe volabe zany, toy ny vanille, saphir, or eny nadia ny harena anty ranomasina aza mbola vahiny no mi-danse aminy,
Ka hoy aho hoe AHOANA ARY ISIKA MIVOKI-MIKIPY zany??
Eo no manahirana ny mpitondra sy ny conseillésssss-ny!!
:-D:-D:-D

4. caprio
(
06/05/2006 09:49)
fiarabana no voalohan-teninay,faharoa 2730ariary ny euro mbola tsy 15 000fmg zany,fahatelo raha mahita olona tena mahay mitondra firenena nareo dia arosoy fa efa akaiky zao ny fifidianana raha tsy izany dia aza faly mitsikera fa fiaraha-miasa no hilaina fa olon-tokana tsy ahaorina hilton izay efa narodana hatrizay ary aza dia zatra mijery ny lafiratsin-javatra foana fa mba jereo ny...................
5. sareraka
(
06/05/2006 10:13)
ny filoha allemand te hirotsaka fa tsy avelan-dra8 tsy hahita vahoaka hendry toy ny malagasy intsony hono izy
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
6. hery
(
06/05/2006 13:48)
ary izay vao tena hitako fa tena tsy ampy fisainana i sareraka :-) (miala tsiny fa INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY?)
Le pays est en danger... mitovy amin'ny hoe misy mpangalatra tonga ao antrano. Normal raha atahorana tokoa ny ho avin'ny firenena fa kay fangoloka daholo (y compris Lahiniriko) tsy misy manolotra sosokevitra fa mpandrava avy ao anatiny... koa satria ao antrano ihany dia mpamosavy malemy no iantsoana azy.
Ho avy ny fifidianana dia arotsahy izay hitanareo ho mahavita e... Na ny olona efa voatsaran'ny fitsarana ho olomeloka (toy izay antsoin'ny TDM) aza.
"Mba misaina hoa vao miteny"

7. FARAGELO
(
06/05/2006 16:13)
hoy i Hery:ary izay vao tena hitako fa tena tsy ampy fisainana i sareraka (miala tsiny fa INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY?)
Sao de mba tsy rariny kosa eh! hoy aho @ maha-Gasy, fa tsy haiko ny reglement n'ny serasera,
eto angeh, plus que izy dinika fa fanalàna azy eh, manino raha mba avec dehontologie ny famaliana hevitra, entre pas fotsiny zay fa zahay mahita olo hilatsaka izy koa efa tsy hanao Ra-8 eh!
Fa tsy mbola lazaina eto fa aleo hoavy ny propagandy! hi hi hi

8. Optik
(
06/05/2006 17:30)
.Rah misy mahavita milay kokoa dia arosoy ary hilatsaka hofidiana fa zany no ilaintsika.
.Rah tsy misy moa de mionona @ izay efa ananana eo isika.
Rah misy mahita vahaolana ankoatr'izay milazà.

9. lemenakely
(
06/05/2006 17:51)
aiza no misy firenena lany olo-manga izany r'ise ah !! I RATSIRAHONANA izao amiko manokana présidentiable , ny jeneraly sady minisitry ny raharaham-bahiny MARCEL RANJEVA présidentiable koa...
10. fijo
(
06/05/2006 18:53)
nen'i sareraka anie manala azy fotsiny fa tsy dia tena hoe miresaka .
nefa aza hadino fa amin'izoa fotoana izao,dia tsy dia mety ngamba ny mivanivany amin'ny fiheverana ny fiainam pirenena satria sahirana izao isika.
i lahiniriko dia fitaovana natao haminganana ny fitondrana.ary mety efa voatetika hatramin'ny voalohany io

12. Fiffi
(
06/05/2006 19:00)
sady efa mandreraka be ny sofina koa io hoe "INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?" satria tsy misy resaka , tsy misy zavatra mitombona fa ny honohono , sady koa raha fanalana azy fotsiny ny hatao dia aleo tsy miteny ka INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY? (mbola niverina indray)
13. jajaf401
(
07/05/2006 05:45)
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?, hoatry ny milay in-1 an
Omeo hevitra maromaro eto @ serasera de ho hitan'ny firenena de handroso isika, satria farany de hiditra eto @ serasera ny mpitondra hijery zay mba soso-kevitra mety hahasoa antsika, ny TV tsy inona tsy dia misy ankamoaka intsony!
PRESIDENTIABLE: eoah Presidentiable angeh maro fa possible tsy hilatsaka eh!

14. xxx
(
10/05/2006 07:05)
MARINA DAHOLO ZANY FA SAINGY AZA MBA AFANGARO KOSA NY KISOA SY NY VORONA.
MIHEVITRA VE IANAO FA NY EURO NO NAHATONGA NY COLUMBIA CLOTHING NIHIDY ? ATAOKO TY NISY TANTARA RATSY TAO VAO HAINGANA DE RESY NY "SRI LANKAIS" ? TSY NOHO IZAY ANTONY ZAY VE ?
NY FAHITAKO AZY MANOKANA, NA IZA NA IZA REFA TSY HANDALA NY MAHA-OLOMBELONA KO DE ALEO IZY HO ANY E !!!!!!!!!!!! NY GASY TSY NATAO ANAOVANA ZAY TSY VITANY TANY AM TANINY ANY AKORY KA HIHARITRA FOANA.
NY ATAON NY MPIRAY TANINDRAZANA SASANY AZA EFA TSY FIDINY VE DE REFA MBA MISY TOKONY HO VOAHILIKA DE TSY ALEO IZY ANDE ANY.
ZANY HOE FOTSINY HOE MIANTSO AN DRIZAREO AO AM GOVERNEMANTA AO ALOU ZANY MBA HIERITRERITRA HOE RA SAROTRA MARINA NY FANDIDIANA, MBA ANTSOY ZAHAY TANORA E - SAO DE MBA MISY NY AZONAY ATAO NA DE TSY VOATAMBY AMINA MILLION AZA ZAHAY, SA AHOANA RY FIFFI ?????? IANAO ZAO HITAKO PRESIDENTIABLE ZANY RA LE FOMBA FIRESAKA !!!!!! TOHANAKO MIHITSY !!!!!!HI HI HI

15. realo
(
12/05/2006 07:45)
Cher(s) compatriote Malgache, amis de Madagascar, vrais et faux investisseurs
Il faut pas etre dupe, pour savoir que les investisseurs s’interessent non seulement à la beauté de notre iles mais plus au simple FORMUL de l’investissement: RETURN ON INVESTISMENT and RISK and PROBABILITY OF SUCCESS.
Raha ohatra ny hataon'i mpanao politika izao ny hampiakarina ny firenena dia ho very isika ry Malagasy. Asa na hadinontsika fa tsy isika irery anie ny tany gisitra te hivoatra haingana eh!.
Ny fialana ny fahantrana dia tsy maintsy ny ASA ihany no hanala azy fa tsy fikorotanana ara politika akory isan’andro akory. Iza no mpanambola handatsaka ny volany any amin'i tany mitady hikorotona?
Tsy ny democratie sauvage no mety hatafavoaka antsika fa famatorana ny rafitr'asa sy ny hambiazan'izany.
REDRESSEMENT RAPIDE = STABILITE de L’INFRASTRUCTURE +TRAVAIL +DISCIPLINE
Trop de democratie bla bla bla tue l'economie et le developpement.
Maintenant on est dans la periode de reajustement. Il y a toujour les perdants et les gagnants.
Veut on recommencer et s'aligner au départ pour un nouveau choix politique???
Depuis 1975 il y a toujour la grande pauvreté à Mada. Cessez d’etre geignard et prenons notre responsabilité
C’est à nous de choisir entre Leader Castro (Lahiniriko= socialiste anarchique) ou One man show Berlusconi (Ravalomanana= capitaliste dictatorique) pour notre prochain futur

17. toovs
(
19/05/2006 14:01)
caprio:
fiarabana no voalohan-teninay,faharoa 2730ariary ny euro mbola tsy 15 000fmg zany,fahatelo raha mahita olona tena mahay mitondra firenena nareo dia arosoy fa efa akaiky zao ny fifidianana raha tsy izany dia aza faly mitsikera fa fiaraha-miasa no hilaina fa olon-tokana tsy ahaorina hilton izay efa narodana hatrizay ary aza dia zatra mijery ny lafiratsin-javatra foana fa mba jereo ny...................
fangah de avela ho tena 15000 tokoa vao ho taitra e.
tsy lany olomanga i gasikara fa rah ny hevitrao zany de efa afa-nenina isika gasy ka tsy hahita mpitondra mahay mampandroso o! Na ny afrikana na ny Comorien samy farafaharatsiny mahatana ny fiainam-bahoakany tsy hihemotra. N'importe ki zay tonga eto madagasikara zao de manambola noho ny gasy daholo.