La mode sy ny fiaraha-monina SAO TAFAHOATRA!!!

1. xxx ( 04/05/2006 10:56)
Raha sendra nijery ity takelaka ity ny tenanay dia variana ihany hoe dia efa tsy misy henatra intsony ve ? TSY MANANA ANADAHY ve sa dia nahoana loatra?
Ekena fa efa andron'ny fandrosoana izao jereo fa misy sary dia ny tompon'ny site mihintsy no nanampina zavatra fa efa mila hiboridana !
any aoriana angamba dia ho la mode zany ny hiboridana koah
http://www.madanight.com/viewarticle_805.htm
2. cutie ( 04/05/2006 11:18)
:twisted:tsy we tsy henatra fa i xxx koa mitsara ivelany fotsiny.
3. Fiffi ( 04/05/2006 11:30)
:evil::evil::evil: O ry xxx aahhhhh !! fa inona kay no maharatsy an'izao ? ianao angaha tsy mba manaraka lamaody fa dia hitafy inona fotsiny ? fa ahoana ary eh ?
ny tenanay dia variana ihany hoe dia efa tsy misy henatra intsony ve ? TSY MANANA ANADAHY ve sa dia nahoana loatra?
fa inona aloha no hatao hoe "HENATRA" @ i xxx ? ny asa manao lamaody tahak'izao ve ? mba mivoatra kely hiany ny saina fa tsy hitako izay mahamenatra an'izao. Io ny asany ka aiza ny olana ? mba jereo fa manja kosa ireo akanjo hanaovany eh !!!
Tena mbola mampalahelo aloha ilay fisainana ratsy tahak'izao eh! nefa jereo anie ka milay ery ireo eh! de afaka misafidy tsara ianao hoe inona no mba tiako ?
Ekena fa efa andron'ny fandrosoana izao
hay kosa zany ianao ry xxx manaiky hiany an'izany ? dia hampandrosohy koa ny toe-tsaina ary aza raisina ho ratsy daholo izao fiainana izao eh!
(raha ianao zany ry xxx no manaraka ny defilé de mode aty ivelany de asa fotsiny)
4. sareraka ( 04/05/2006 12:02)
Fa t@ izany andro izany dia namorona ny lahy sy ny vavy A/tra tao @ sahan'i Edena dia i EVA sy ADAMA.
Indray andro anefa dia tsy naharitra ny vavy fa naka fanahy an'i ADAMA ,ka nampihinana azy voankazo voarara...Tezitra Andriamanitra ka nandroaka azy ireo ary nanomboka teo dia nahatsiaro menatra i ADAMA sy i EVA fa NIBORIDANA dia lasa NIRIDANA.
Ka moa ve raha ara-pilôzophie sy ara-pinoana mety ny miboridana imasom-bahoaka ...
Tsarovy fa ny olombelona irery ihany no zava-manan'aina manana ny atao hoe conscience sy ny pudeur.
Koa maninona ary ho anareo izay manaiky ny toy izao raha slip sy soutien fotsiny ny anaovana eny rehetra eny e!
KA INONA NO TSY MARINA AMIN' IZANY?
5. dadabe ( 04/05/2006 12:24)
oadray le !! favy be io ra xxx a!! ngah nareo tsy mba manana v o d y e?:°):°)
6. cutie ( 04/05/2006 12:33)
le izy koa ohtran'ny tsy azon'ny sareraka

nga refa lamaody de anaovana eny rehetra reny.
le model aseho fotsiny de ze te hividy an'reny akanjo reny refa veo afaka misafidy.

Nga refa mmapiseho an;'reny ny mpanao model de reny mitsy ny akanjo fanaovany lol
7. Herimiafina ( 04/05/2006 12:35)
xxx:

Raha sendra nijery ity takelaka ity ny tenanay dia variana ihany hoe dia efa tsy misy henatra intsony ve ? TSY MANANA ANADAHY ve sa dia nahoana loatra?
Ekena fa efa andron'ny fandrosoana izao jereo fa misy sary dia ny tompon'ny site mihintsy no nanampina zavatra fa efa mila hiboridana !
any aoriana angamba dia ho la mode zany ny hiboridana koah
http://www.madanight.com/viewarticle_805.htm


Courage leisy papa an! Aza atao mankarary ny sain'ise loatra ilay izy fa izay no reviny e! Aleo izy hanao izay reviny fa ny revin'i toi fotsiny karakaraina tsara dia mandeha io. Okay.
On ne changera jamais le monde. :wink:

8. Samoana ( 04/05/2006 12:52)
Fisarihana hividy sy hisolo kilaoty matetika ireny défilé ireny ry xxx fa tsy fisarihana hiboridandridana etsy sy eroa akory a:lol:
Tsy mi-choquer anay ANADAHY ireny fa lalam-piainana e!
9. pissoa ( 04/05/2006 12:58)
Anjekaky ooo :roll::roll:
10. sonwin ( 04/05/2006 13:41)
daoro be kosa ireo sary ireo kle, milay ny gasy ka
11. sareraka ( 04/05/2006 13:52)
mazàva ny làlana ombàna!!
ny vahoaka malagasy jiaby lesy mpanara-drenirano
tsy misy qu'est ce qu'il y a!
hitako no mitsangana matory
raha vao mahita ny fandrosoam-bazàha
tsy maninona na mahita ny anabavy
mivaro-tena eny @ INDRA

KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY!!!
12. mandrindra ( 04/05/2006 14:54)
ny tsy marina amin'izany dia ny fampitahana mannequin sy koaitra.

dia misy hoa ny manao blabla
mampitahy ny tsy tokony hampitahaina
fa raha izany no eritreret'ialahy
dia aza mimenomenona sy mitaraina

mba velaro amin'izay ny saina
aza ny mahagasy ihany no indraindraina
fantaro daholo ry lery ny tantara
ary farany azony mafy izay tsara.
13. xxx ( 04/05/2006 15:08)
raha izaho ny prezidà @ propagandy @ 2007 asaina mandehandeha eny an-dalana eny sipa manja be manao slip sy soutient TIM ,mety 1er tour izy dia lany:°):°):°):°)
14. Herimiafina ( 04/05/2006 15:17)
Alefaso any ambanivohitra mba hifanena amin,ny mpaka kitay! :-D
15. 4mimananelatra ( 04/05/2006 15:20)
oay misy sary ireo @ faramparany ireo misy mangana ny tarehin'ilay vehivavy mety novonoin'ny anadahiny angamba=))=))=))
16. Herimiafina ( 04/05/2006 15:28)
Ry lanitra malala o! Aiza kou lty izany klé? :-D
17. xxx ( 04/05/2006 15:45)
ireo sary faramparany ireo tsy le manao slip sy soutien fa le efa miakanjo:°)
18. bellla ( 04/05/2006 17:44)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Tena mangana tkou re, :-D:-D:-D:-D
19. fasaly ( 04/05/2006 18:42)
xxx:

Raha sendra nijery ity takelaka ity ny tenanay dia variana ihany hoe dia efa tsy misy henatra intsony ve ? TSY MANANA ANADAHY ve sa dia nahoana loatra?
Ekena fa efa andron'ny fandrosoana izao jereo fa misy sary dia ny tompon'ny site mihintsy no nanampina zavatra fa efa mila hiboridana !
any aoriana angamba dia ho la mode zany ny hiboridana koah
http://www.madanight.com/viewarticle_805.htm


défilé de mode re io ry xxx a! ary tsy hisy hitondra ireny petite tenue ireny eny andalana mahintsy:twisted: tena mbo taraiky nareo zany ka!;-)
fa lay akandro alou mahavoa beuh raha manifinify toa ireny ny vehivavy e! tsssssss zà alou mankafy e!
20. naughtyboy ( 06/05/2006 09:30)
fasaly :hatraty io maka fy io..ra par colonne no jerena le sary avy any avia makany ankavanana de sary faha-6 no mampatsiaro we : ra otran\'io ko no joba
mitsenaao antrano refa tara fodiana ( tsy azo asina karavasy fa sovaly no sahaza an\'reny hahah..) tonga de enjy be zah mody aloha , de le faha-14:
tonga de tsy matiko lolo be fa entiko misakafo njay zany androany ariva haha..
lamaody io ka tsy azo sakanana fa tsy resaka lany henatra zany ..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2325