La mode sy ny fiaraha-monina SAO TAFAHOATRA!!!

21. fasaly ( 06/05/2006 10:18)
:°):°):°):°) hummmm! kou tsy ho lanin'ny resto ny karama raha izany ray naughtyboy! satsia de mody tsenainy otszao foana toi rehefa avy miasa amzay izy tsy mahandro kaly fa savy de mandeha mikaly any ivelany foana.....! tahakizay zà mbo madaman'i toi raha izany:-D:-D:-D:-D
22. naughtyboy ( 06/05/2006 12:44)
tsss... refa mahatsiaro iny ihany fa aiza kosa de foana2 mora makaleo,sady de
toi efa mafomafotra tsara io ve no be kaly eo tsy lasa manifinify tsara tsony,...
23. fasaly ( 06/05/2006 12:50)
naughtyboy:in zany mafomafotra?????:roll::roll::roll:
24. naughtyboy ( 06/05/2006 12:55)
mahafatifaty kely zany no dikan'iny e..
25. fasaly ( 06/05/2006 13:00)
:°):°):°)kay jejo ery zany zà!!:-D:-D:-D fiteny inona zany e!:-D:-D
26. naughtyboy ( 06/05/2006 13:47)
fiteny avy @ le we mba jejo fa gasy ka manja .. sa ahona,tsy mety ve?
27. fasaly ( 06/05/2006 15:35)
mety beuh zany ka!:-D:-D:-D sady ny tena rahateo jejo ihany de ao tsara:wink::-*:-D
28. naughtyboy ( 07/05/2006 06:36)
tonga de ao le itiavako azy tsara zany fa tsy be devoir nga enao rariva alaiko hiaramisakafo amiko haha..
29. Fiffi ( 07/05/2006 09:39)
:-D:-D:-D tonga de mandingana etape i naughtyboy :-D:-D
Ry lanitra malala o! Aiza kou lty izany klé
tsy misy an'izany akia ao ry Herimiafina an!
4mimananelatra: tsy hitanao ve fa manga ny jiro ? tsy mahay ny style-nay vhv koh anie ianareo eh! fa raha toa ka mangana zany ny tarehiny , fantaro fa tsy ho hafaka ny hanao defilé mihintsy izy eh!
30. fasaly ( 07/05/2006 09:47)
naughtyboy: hummmmm! ao amlay andrasako mahintsy zany invitation au resto zany amzao andro zao an! mianjy aho zany de ny ahy tiko aby na chinois na italien na gastronomik na oriental tsy manavaka hanina e!:wink::-D adaboko ao kalou ny devoir fa hanina veuh ho lavina;-):-*:-D
31. naughtyboy ( 07/05/2006 10:34)
fasaly:tonga ahy de mitsiky kely lay gastronomic ty zao no tsy iadinkevitra ny menu zareo fa tonga de alefaso aingana atsy ambadika ny adiresy na nomerao andefasako le invitation tonga de milamm..fa ndao hinankann..miam miam miam
32. Fiffi ( 07/05/2006 11:22)
ahummm
33. vale ( 07/05/2006 18:42)
xxx>fomba fitadiavam-bola daholo reny fa aza atao mahagaga e!:lol:;-)
34. Fiffi ( 07/05/2006 19:22)
tsy taitra , tsy maika hoa eh! :-D:-D:-D:-D
35. fasaly ( 07/05/2006 19:34)
Fiffi:

ahummm



:-D:-D:-D:-D:-D
36. fasaly ( 07/05/2006 19:36)
naughtyboy: efa lasa any ny nomerao ny fone-ko sy ny adresse e! mianjy lay invitasio zany an!:wink: de tonga de lay tenue hita am sary io zany no hanaovakao zany an! raikitsaaaaa!:°):°):°)
37. Fiffi ( 08/05/2006 04:07)
tsy taitra , tsy maika , vikavika tsy mba zaitra hoa eh! :-D:-D:-D:-D
38. naughtyboy ( 08/05/2006 07:24)
fasaly: tonga de milamm iny e.. fa aza taitra njy fa za ko ty..
39. fasaly ( 08/05/2006 16:07)
:-D:-D
40. Fiffi ( 08/05/2006 16:19)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5589