veloo

1. fasaly ( 05/05/2006 04:51)
fa aiza ihany i veloo????:-w:-w:-w
tena malahelo beuh mintry:cry::cry::cry:
novalian'i jennifer2 ny 11/07/2006 10:28
2. dadabe ( 05/05/2006 05:27)
zah aza Ex-vadiny tsy taitra ry fasaly :roll:

fasaly :*:*
3. diamondra27 ( 05/05/2006 05:46)
:(:(:(:(
4. mamzelkely ( 05/05/2006 06:03)
ra mba fatatrareo manko :( fa za ko de tena malahelo azy:(
5. Fiffi ( 05/05/2006 06:31)
mamz: tsy ndry rery akia an! :(:(:(:(
6. sakaizakely ( 05/05/2006 06:34)
eny tokoa wa ! nankaiza izy e ?:-* mverena aki a !
7. dadabe ( 05/05/2006 06:39)
mba mifalia ry reto fa nihena 1 ny bebe a:-D:-D

:-w fa izany hoe i veloo anie ka Congee de maternite marina tokoa e
8. Fiffi ( 05/05/2006 06:52)
:wink:
9. sonwin ( 05/05/2006 07:02)
veloo ve tsy efa ho avy e
10. mamzelkely ( 05/05/2006 07:25)
zah kosa alo dadabe ts hifaly we veloo ts hita ee :(

saingy hoe injisy manko :(
11. dadabe ( 05/05/2006 09:14)
humm mifanarakaraka injay izy mitsam le :°)
12. ari.malala ( 05/05/2006 10:25)
veloo aaaaaaaaaa! tongava aky fa malaelo ny namana aaaaaaaaaaaaaa :-*:-*:-*:-*:(:(:(:(:(:(
13. cutie ( 05/05/2006 13:57)
malahelo za milaza aminareo fa tsy hiverina tsony izy e :cry:
14. Herimiafina ( 05/05/2006 15:10)
Io izy io kah, io ambadika io izy mamaky forum io, fa ahoana? :-*:-*:-*:-*
Veloo: :-*:-*:-*:-*
15. fasaly ( 05/05/2006 15:50)
nilaza ho any frantsa hamonjy RNS izy izay kanefa ny fety aza efa vita presk un moiszao:-w aza hitako ka kidnapé tany ho any ry lanitsa ooooo!:?
16. marozevo ( 05/05/2006 22:35)
Tamiko indray izy nilaza fa ho any Cologne, dia amin'ny 37 avril no hiverina. Izany hoe raha ampiana 7 ny 30 dia tokony ho amin'ny alahady izao izy no ho tonga, ka mino aho fa ho avy eto izy amin'ny alatsinainy fara fahatarany. Raha tsy tonga amin'io izy dia tokony hanao "avis de recherche" isika.
17. cutie ( 05/05/2006 22:42)
efa mianjy vasoka eo nareo a:-D:-D
18. sasa ( 06/05/2006 04:08)
za koa malahelo an'i Veloo :(:(:(:(:(
19. fasaly ( 06/05/2006 05:57)
cutie kou de mba mapitahotsa foana:(:( mbo lazao mou zay marina e! malahelo aby ny ankizy ato:°) lasa aiza izy ary oviana no hiverina de taiza sy taiza lazao:x:x:?::-D:-D:-D
20. cutie ( 06/05/2006 13:58)
nareo tsy mety mino aho koa:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2805