veloo

21. fasaly ( 06/05/2006 15:29)
:cry: cutie! mboa lazao anay aza zay misy azy hengana beuh mintry8)8):?
22. cutie ( 06/05/2006 17:33)
aty izy ka:P
23. vale ( 06/05/2006 19:52)
aiza ary i veloo kely?:roll:lazao tokony alou cutie fa tena tsy mety ny forum raha vao tsy eo izy ;-)
rah tena marina io voalaza io ambony io hoe afaka 7jrs izy tokony ho tonga dia milamina zany! tanjemo mampiesona nefany an!:?
veloo: tongava haingana fa manaelo doly ny ol ato mitady anjy!:-*
24. fasaly ( 07/05/2006 04:56)
cutie a! tsy foiko lotsa mantsy izy iny e! na lavitsa beuh aza, injinja lay grimasy-ny (8O)otsanzao no tena tsy ahafohizako azy de lay kanikany foana (:-D:-D) otszao:wink:
25. diamondra27 ( 07/05/2006 05:37)
fasaly: mety hiverina eo ihany ngamba izy ka

fa manoroka azy aloha sy ny fianakaviana e! (papa sy maman ary ny mpiray tampo sns...):-*:-*

misy fotoanany ny zava-drehetra ka tsy maintsy ny mahasoa aloha vao ny mahafinaritra no atao.
26. Fiffi ( 07/05/2006 06:05)
diamondra: ka misy fafinaretena koa ange akia mahasoa an! fa marina ny andry hoe misy fotoanany daholo ny zava-drehetra. :-*
27. fasaly ( 07/05/2006 06:28)
diam: vao maika tsy azoko! toi zany mahalala hoe aiza izy de manao inona ihany kou!:wink: sahirana beuh veuh! ieny e! aleo marina ny mahasoa kalou vao mi net e!:-D:-D:-D:-D ary fangah misy fianakams-ny mou eto no misy oroka manokana ho an'izy reo??:roll::roll::roll: tara njay zà zany:? tara lava e!:wink::°)
28. cutie ( 07/05/2006 14:14)
mety hiverina ngamba izy :lol:
29. ikalakintina ( 07/05/2006 14:52)
za aza efa ela mitry no saika hametraka io fanontanianaio!, anao avis de recherche marina ngamba no mety!
veloo:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*njy
30. fasaly ( 07/05/2006 16:10)
cutie: sao de wanted aza veloo:roll::-D:-D:-Dlengako zany an!:-D
31. mamzelkely ( 08/05/2006 05:01)
zah klou mino ny lazain cutie eee fa le izy mety hiverina ts haiko lôtra :(
32. sasa ( 09/05/2006 03:49)
minoa fotsiny ihany :-D
33. cutie ( 09/05/2006 20:21)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 07-05-2006 21:10:49
Lohateny : Re : veloo
cutie: sao de wanted aza veloolengako zany an!

matoa misy mitady de wanted koa:-D:-D:-D:-D
34. colar ( 11/05/2006 08:37)
fa ny mahagaga de maninnn no misy namana tsita tampoka fona e,nisy nisompatra sa nahita sa sahirana,za ko zao to hande fa be ny mpisompatra:-D:-D:-D:-D,tsy azoko mintsy we maninn,tssssssssss
35. Zina ( 11/05/2006 17:35)
fa iza zany veloo zany e?
36. cutie ( 11/05/2006 18:06)
akama milay:P
37. fasaly ( 12/05/2006 02:55)
zina: akama malaza zany an! ary tia manao grimasy amiko foana izy ka zay no try ahafohizako azy:-D:-D
cutie::-D:-D:-Dlay wanted am resaka hafa no tiko lazaina chuttttt lengako zany an:wink:
colar: mbola ho avy izy aky a! minoa fotriny ihany e!
38. Zina ( 12/05/2006 13:55)
hay ve e
39. fasaly ( 13/05/2006 02:44)
zina: ny vao vaovao ka ho fatantsy miadana eo daholo ny namana rehetsa eto fa tsotsa beuh sy be sangy ary be grimasy dooly:D:°):-D
40. jennifer2 ( 11/07/2006 10:28)
mety mbola nifana marina i veloo!
dadabe a! firy zao ny zanakareo sy veloo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0942