un coeur a vendre
1. pissoa
(
01/05/2006 18:21)
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v4455be0dc866c
novalian'i sasa ny 06/05/2006 04:02
9. Fiffi
(
02/05/2006 04:14)
fasaly: à vendre akia satria hoy izy "offre spécial" toa ny hamidy hiany no hatao an'izany nefa asa tokoa ?
10. fasaly
(
02/05/2006 04:18)
:lol::lol:kou zà tsy nahita n'io offre special io fa lay titre milahatsa no nojereko de tena hummmm beuh kou8):P
12. mamzelkely
(
02/05/2006 04:49)
hummmmmmmmmmmm de aôna no amerenana azy ra ts mety miverina izy :roll:8)
14. rurik
(
02/05/2006 06:13)
Fiffi:
fa teny fohy de fohy nefa mavesa-danja kosa eh ?
firy kg aky ry Fiffi:wink::wink::-D:-D
15. mandrindra
(
02/05/2006 06:27)
mbola vao pub an'ny offre spécial foysiny io fa aiza izany rehefa solde
16. Fiffi
(
02/05/2006 06:55)
de zavatra hafa indray io koh!
rurik: asa na firy kilao fa ny fahitako azy aloha de mavesatra hiany an! satria 100% ve ny amour ao no fidele be koh!:wink:
rurik: asa na firy kilao fa ny fahitako azy aloha de mavesatra hiany an! satria 100% ve ny amour ao no fidele be koh!:wink:
17. totofy
(
02/05/2006 10:41)
jereo tsara aloha ka ! sô dé "publicité mensongère", na misy " vice cachée " , jereo aloha ka ! trop loatra ????????? 99 ans , sy 100% zany ??????
18. pissoa
(
02/05/2006 11:00)
Hihihi
mandrindra:Maninona rehefa solde? :roll::roll:
mbola vao pub an'ny offre spécial foysiny io fa aiza izany rehefa solde
20. mandrindra
(
02/05/2006 11:28)
pissoa, rehefa solde dia lasa amour à 200% tsy mila tambiny intsony; dia tsy 99 ans ny garanti fa mety ho 99 mois, dia azo ny piesy sasany ihany no amboarina. :D