un coeur a vendre

41. pissoa ( 04/05/2006 13:30)
lapino wa lapino eny foana e :-w:-w:roll:
42. Herimiafina ( 04/05/2006 13:39)
Ary pissoa koa hoa pissoa eny foana e! hehehehe:-D

Ny ahy leisy ry lapino raha resaka coeur sy tsy coeur de le tsy coeur aloha no jereko voalohany satria iny hita amso stra, izay vao ilay coeur satria iny tsy hay mihintsy raha tsy iarahana elabe le joba, hehehehe:-D
43. mandrindra ( 04/05/2006 13:52)
trefla na pika na karo izany no ze fa tsy aao atao kera.
44. kala ( 04/05/2006 13:54)
HM > zany mitsy ka!:wink:

beauté ext aloha vao int:roll::roll::roll:
45. pissoa ( 04/05/2006 14:10)
Herimiafina:

Ary pissoa koa hoa pissoa eny foana e! hehehehe:-D

Ny ahy leisy ry lapino raha resaka coeur sy tsy coeur de le tsy coeur aloha no jereko voalohany satria iny hita amso stra, izay vao ilay coeur satria iny tsy hay mihintsy raha tsy iarahana elabe le joba, hehehehe:-D
Izao dia tena solidarite masculine fotsiny mihitsy kle :wink:

Herimiafina :evil::evil:
46. lapino ( 04/05/2006 14:48)
HM > Efa kobon'ny sipa koa ange izay, sady efa mihamafana koa izao ny andro ... (aty :wink: )

pissoa, fa sady izay nge le izy "à vendre" e! :-w
Marina ny an'i kala, beauté ext aloo :wink:
47. Herimiafina ( 04/05/2006 14:50)
hehehehe=))=))
pissoa: porofoy sientifikman klou ny mahatonga anao ho tezitra amin,io verité universelle io, hehehe=))=))
lapino: kobony fa tsy eken'ny sainy, hehehehe=))
48. pissoa ( 04/05/2006 14:53)
:evil::evil::evil:
49. pissoa ( 04/05/2006 14:55)
Hadinoko, an'i Herimiafina io :evil: io

lapino :-w:-w
50. lapino ( 04/05/2006 14:58)
Herimiafina:
lapino: kobony fa tsy eken'ny sainy, hehehehe=))

Izay koa no manahirana kle! Ilay tsy kera no tadiavina, dia ilay tsy kera no hita, avy eo kera ihany kay ny azy! Iiiiiiiiiii.........
"Le coeur a ses raisons que la raison ne connaît pas, le tsy coeur aussi" :roll::lol::lol:

51. lapino ( 04/05/2006 14:59)
pissoa, inn ndray mahalasa saina an-dry eo?
52. pissoa ( 04/05/2006 15:20)
Fa inn indray no hitanao tokony hahalasa saina ahy eo ankoatra anao sy Herimiafina :-w:-w
53. Herimiafina ( 04/05/2006 15:30)
Lasa saina aminay ve ianao sa le zavatra teneninay? hehehehe=))=))
54. pissoa ( 04/05/2006 15:42)
Hay mou lapino le :-w:-w:-w teo fa i Herimiafina :evil::evil::evil:
Hadinoko indray.
55. Herimiafina ( 04/05/2006 15:56)
De hoe rangitra ve i HM no tanjon'ireny, hehehe:-D
Mbola tsy de mahalala tsara an,i HM ndroky izany an!
56. pissoa ( 04/05/2006 16:10)
Wadray, fa maninona mou ianao no tiako ho rangitra? :evil::roll::roll:
57. Herimiafina ( 04/05/2006 16:15)
Asa retsy knou? fanontaniana tokony hipetraka aminao ihany ve no anontanianao ahy indray? hehehehe=))=))
58. lapino ( 04/05/2006 16:17)
pissoa :-w:-w:-w
59. pissoa ( 04/05/2006 17:25)
Herimiafina, mody mivanitika eo nefa efa :evil::evil: an ;-)=))=))

Inn indray no mahalasa saina an'lah eo ry lapino?
60. kala ( 05/05/2006 04:15)
pissoa > hita mitsy akia fa mody fanina fotsiny â!:roll::wink::-* :-* :-* :-*

HM & lapino > :evil::evil::evil::evil:

lay beauté ext koa ange mamitaka ê! be masikarady:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0563