un coeur a vendre
29. kiali
(
02/05/2006 16:24)
kala ohhhhhhhhhhh! zah akai coeur a prendre an!
il bat ke pour toi! ihihihihi! lasa poety zah le!:-D:-D:-D
il bat ke pour toi! ihihihihi! lasa poety zah le!:-D:-D:-D
31. cutie
(
02/05/2006 20:54)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 02-05-2006 08:25:17
Lohateny : Re : un coeur a vendre
ka amour 100% no sady fidèle koh!
fiffi hay ve,zany ve tsy blablabla :-D:-D:-D
32. kala
(
03/05/2006 05:37)
pissoa:
Hihihi, tsy haikooooooo :)
Kala aaaaaaaaah, misy mitady njyyyyyy :-*:-*
ity akia zà fa i kiali ange no mampifilafila ê!:-* :-*
33. pissoa
(
03/05/2006 05:57)
Hay! Njaso ary i kiali indray no antsonina fa efa ito i kala :-*:-D:-D
kiali aaaaaaaaah, misy mitaaaaaady :roll::roll:
kiali aaaaaaaaah, misy mitaaaaaady :roll::roll:
34. kala
(
03/05/2006 06:33)
pissoa > ny anay sy kiali ange akia ka "fo mifampitady" araka ny hiran'i Lali ê!:roll::roll::roll:
kiali > (l) (l) (l)
kiali > (l) (l) (l)
36. Herimiafina
(
03/05/2006 19:28)
Tena aza mivarotra fo izany ry reto an! tany Inde nisy raimpianankaviana nanao vente d'organe ohatran'io (ny azy tsy fo fa reins) fa tonga de niatra tany amiN,ny fahasalamany le zavatra de ny vola azony tsy nahatana akory ny ainy avy eo!
38. kala
(
04/05/2006 11:02)
Herimiafina:
Tena aza mivarotra fo izany ry reto an! tany Inde nisy raimpianankaviana nanao vente d'organe ohatran'io (ny azy tsy fo fa reins) fa tonga de niatra tany amiN,ny fahasalamany le zavatra de ny vola azony tsy nahatana akory ny ainy avy eo!
elà hoa aza manakivy an'i kiali:oops: zay le mba tsy adiko an! refa mba mitady ho roboka izy de sakanana amin'izao fivarotana taova zao:evil:
kiali > avia :* :* :* :* :* fa tafaray zany ny tia sy ny manina ê!
ny anà ndray tsy coeur à vendre fa à aimer :twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
40. lapino
(
04/05/2006 11:25)
Ohatra ny hitako ery hoe raha tsy coeur ilay izy kle! Raharaha koa ity afera-na organes ity! :)
http://totalfun.no-ip.org/lapino/dotclear/index.php?2005/11/24/12-organe-de-l-amour
http://totalfun.no-ip.org/lapino/dotclear/index.php?2005/11/24/12-organe-de-l-amour