Fiarakodia vita sinoa

1. fasaly ( 28/04/2006 16:23)
hummmm! voalohany amin'ny fanamboarana fiara betsaka indrindra hono chine e! ary mitovy "gamme" mihoatra am fiara vita europe. Kanefa ny vidiny kosa de tena "interessant" beuh! 50°/° moins cher mihoatra ny fiara vita eropeana.....mbo azo antoka ve anefa hono izy zany??????:°):°):°)
novalian'i MOORE007 ny 10/05/2006 07:36
2. Herimiafina ( 28/04/2006 16:46)
Ny fiara anie retsy ry fasaly tsy natao haharitra mintsy fa manjary maty ny aferan'ny mpanamboatar tomobil e! Refa azo ampiasaina izy de milay!

Ny entretien no tsy haiko na mora simba ohatra, mora grillé ny segment de misolosolo foana na tsia?
Ny sipa sinoa koa tiako. hummm (l) :-D
3. xxx ( 28/04/2006 17:09)
HM zany an ?
4. fasaly ( 28/04/2006 17:44)
HM: ka raha ho potika afaka telo taona kocha veuh tsy aleoko mividy bonne okaz tsy vita sinoa:°):°):°)
hummmmm! sinoa kou tianjiko veuh! hafa njay iny an!:°):-w:-D:-D
5. fijo ( 28/04/2006 17:48)
le 4x4 vita avy any aloha,motera "opel frontera"
fa ny fehikibo fiarovana no toa misy olana kely.
vidiny vaovao 17 000€
6. fasaly ( 28/04/2006 17:51)
himmm marina veuh zany ry fijo tena try lafo zany an! raha hoe vaovao ! ka azo antoka veuh kalou ankoatra ny ceinture e! satria ho faty eto daholo ity garage maro beuh! lafo fiara eto eropa eto reto raha izany fa hirohotra ho any chine hitady fiara!:°)
7. Fiffi ( 29/04/2006 04:13)
toa hoe tsy de mateza tokoa hono ireny fiara vita sinoa ireny an! nefa asa aloha !
8. kally ( 29/04/2006 07:10)
T@ crash test natao taminy dia tsy afaka ny tômôbilina vita sinoa, nikaperotra tsy nisy noraisina ka mampidi-doza hono.Anisan'izany ny 4x4 Landwin (raha tsy diso ny fanoratako ny anarany).Toa tsy azo namidy tao Eropa akory aza izy io noho izy tsy afaka t@ io carsh test io, ka asa!
9. pitoussy ( 29/04/2006 14:10)
aleo ihany aloha 2 cv e; hi! hi! hi! sady voiture de collection no mi-roule tsara , economique , saingy ny indro kely tsy mahazaka auto-route
10. Fiffi ( 29/04/2006 14:46)
pitoussy: eny hoa akia eh! aiza ve hatramin'izao mbola misy foana ny dodosy an!
11. fasaly ( 29/04/2006 14:54)
pitoussy: ountsssss! enao marina , tena nahita dcv zà fa mahazàka tsara autoroute ary mi- riil be mahintsiny an! sady madio beuh lay izy an! no decapotable :°):°):°):°) mbola mamely reny ka ...
12. Fiffi ( 29/04/2006 16:42)
fasaly: fa tena kosto ireny an!
13. fasaly ( 29/04/2006 16:45)
fiffi: kou raha tsy izany veuh ho mbola velona beuh dooly reny any dago, mbola ireny dooly ny ankabeazan'ny taxi any madà hatramzao na dia efa tsy mandeha am valerany tsony aza ny ao anatiny ao fa ndao foana e! tonga foana ny anarany e! mi roule ihany raha tasi koike lany lasantsy iny hafa njay:°):°):°)
14. vale ( 29/04/2006 18:15)
mampiome akia njy fasaly kah!:-D:-D
15. fasaly ( 29/04/2006 18:47)
:-D:-D:-D:-D vale ka marina ange ky zany e! sady ny courses ny 2cv mba mora mihoatra am fiara otsaotsanzay de aleoko maka 2cv kou! fa hitako aby ny ao anatiny ao an! hummmmm aoka fotsiny fa tsy maintsy hafindra rapida beuh ny vitesy sao maty tampoka na tsy mahazo mamono maotera sao maty tampoka de mi roule ihany e! tonga arapotoana foana....;-):°):°):-D
misy anzany hoe motsy mamoaka tanana any ivelany varavarakely lay saofera kanefa mihazona lay varavarana tsy hianjera;-) hummmmm milay ka! manja beuh! mateza roritina beuh reny sady mikodiadia kely:-D:-D
16. vale ( 29/04/2006 19:46)
:-D:-D:-D:-D tsy manana aina tsony aky zah ato, hitako moa toa ohatsy ny zezesta zany ny sôfera taxi2cv kely reny kay moa.. :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D :oops:
17. fasaly ( 29/04/2006 21:21)
vale:-D:-D tena mapmé ka tena mampmé fa tiko beuh ny ao anaty 2cv reny ka mhita raha ao anatin'ny reny kou! de sady palelo beuh zany lay saofera rehefa miady varotsa de! rehefa handoha ny courses ny taxi amzay rehefa tonga ara-potoana iny de lasa tsy niady varotsa fa nampiana njay aza ny vola:?:-D fa tiko beuh wa! tsy atakaloko anreny mahintsny izany voatira sinoa tsy mi passer crash test- zany ka! toa mora miparitaka 1000 morceau izy zany kou:°)
18. pitoussy ( 30/04/2006 05:44)
fasaly: ary ity indray angaha mbola tsy sendra anao, sendra nande taxi 2 cv zahay tao tana, tamptampoka teo de hozizy le sofera, ambony tongotsa ambony tongotsa, kay le daba efa gorobaka be daholo;zara raha azo asiana tongotsa de raha vo mandalo rano miangona de tafakatra ao anaty daba doly ny rano ,:lol::lol: tena marina io a, fa saingy efa 13 taona lasa , mety efa tsy misy an'izany kosa zao e
19. Fiffi ( 30/04/2006 06:31)
mba jereo kosa anie ity dodosy kelintsika ary @ dezaka eh! http://dakar.deuche.free.fr/
20. fasaly ( 30/04/2006 06:56)
pitoussy::lol::lol::lol: ié zay kou efa hitako ka!
fa mbola misy zany amzao fotoana zao raha vao reny 2cv sy R4 kely reny no handehanana reny mora kouuuu!:wink: fa mahafinaritra beuh ka! avantiora beuh mahintsy kou! tiko lotsany e!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8707