fiffi: nareo roa mùahintsy no mapmé ahy fa tsy i herimiafina rery lol! raha nareo reo angamba no hitako ao anaty naly 2cv de asa fotriny:roll::roll::-D
Ka raha am zao fotoana ao no mahavita fiara ny sinoa dia mety ho 1er constructeur mondial rizareo afaka 4 na 5 taona monja. tadidio fa mihoatra be ny 1 miliara ny isan-drizareo